Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bebeto, milahatra araka ny daty
bebeto ( 23/06/2005 05:50)
Tena fitiavana ve ny hasarotam-piaro sa aretina?
Izay tia adala fa pozina ho an'ny fitiavana ny hasarotam-piaro na ho an'ny lahy na ho an' ny vavy, misy anefa ireo tena tafahoatra ka mahatonga ay hiteny hoe: aretina izy io.... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:57
bebeto ( 18/06/2005 12:25)
vehivavy virijiny ve no tokony hanoron-tokantrano?
Raha averina ve ilay fomba taloha fa tokony ho virijiny ny vehivavy vao afaka miroso @ fanambadiana dia firy sisa hoy ianareo no afa-bela @izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:11
bebeto ( 16/06/2005 17:25)
tsy aleo ve ekena @izay ny fampirafesana!
tena betsaka ny vehivavy ankehitriny ka tsy firy no vita fanambadiana ara-dalana ka tena very anjara, ka tsy tokony ho ekena ve ny fampirafesana mba ho famonjena azy ireo tsy hivaro-tena?... tohiny
novalian'i bbn ny 08/08/2005 11:35
bebeto ( 16/06/2005 16:03)
Vehivavy tsara tarehy nefa mamonjy boite
Tsy firy ireo tanora vehivavy ankehitriny no mandeha mamaonjy boite mba ho fahafinarehetana !!!... tohiny
novalian'i radolf ny 02/09/2005 03:25
bebeto ( 16/06/2005 16:00)
maninona kay ny lehilahy no tsy tia vehivavy mahia?
tena tsy tiantsika lehilahy mihintsy ve ny vehivavy raha tsy vaventy na dia tsara tarehy sy bikana aza izy?... tohiny
novalian'i xxx ny 25/09/2005 12:00
bebeto ( 14/06/2005 16:53)
Ahoana ondray ry zareo ity rafitra tetezamita ity a!
fantatra izao tao aorinan'ireny conférence nationale teto Antananarivo ireny fa te-hanangana rafitra tetezamita ny mpanohitra eto Madagasikara , ho antsika Malagasy ilaina ve izany @izao fotoana izao... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082