Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ainafitia, milahatra araka ny daty
ainafitia ( 18/09/2011 13:54)
mitady ze mahay ity tononkira ty
tena mba mila fanampiana ry zareo sao de mba misy mahay ny tonon'ity hira ity.kely ihany no tadidiko fa mba omeo zay tohiny e! Ny fahazavan'ny lanitra ;manjelanjelatra Amin'ny aizin tsy hita , ety ant... tohiny
novalian'i nenina ny 23/09/2011 15:15
ainafitia ( 19/05/2006 14:49)
Mba mitady tononkiran'i Ratary azafady zay mba manana e!
Tena mba nafinaritra ahy ry zareo le tononkiran'i Ratary hoe "nataoko ihany" iny ka mba mangataka aminareo za ra mba misy mahay na manana e!... tohiny
novalian'i namana211 ny 06/06/2006 08:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0699