Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i aimelisa, milahatra araka ny daty
aimelisa ( 10/02/2007 16:33)
SARO-PIARO Hiran'i POOPY
Manao ahoana daholo nareo e! Mba andefaso dikan'ilay hiran'i POOPY hoe "saro-piaro" iny ré izaho raha mba misy manana any hoa ny fa dé tena tiko loatra izy iny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:10
aimelisa ( 10/05/2006 11:16)
mba saika hitady dikanà-hira
Salut daholo ry reto a! Saika mba hanontany fotsiny zà hoe : sao dé misy manana dikan'ny hiran'i TATA RAHELY ianareo, na misy mahay dé mba andikao re zà fa mba misy ilàko azy maika a! Misaotra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 18:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072