Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Razozy, milahatra araka ny daty
Razozy ( 26/03/2007 14:03)
Foot Ball
Toa faharesena lava zao no mba vokatra azontsika @taranja ity e!raha ny hevitro alouh de aleo mintsy mikotrana eto @ tananĂ  fotsiny fa tsy manao match international tsony mandritra ny fotona maharitr... tohiny
novalian'i onjah ny 01/05/2007 16:14
Razozy ( 13/07/2006 10:43)
Misy vaovao ao Tsimbazaza ao!
Politika ve sa...? Gidro ro be izao hono no tsy hita tao ta @ valan-javaboahary tao Tsimbazaza tao, tsy fantatra na ahoana na ahoana no nahatafavoahany tao ,fa de tsy hita fotsiny izao e! Re ary tato... tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 26/07/2006 05:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069