Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rajasanagara, milahatra araka ny daty
Rajasanagara
(
10/09/2018 19:56)
Famato, mbola misy mampiasa ve?
Mametraka fanontaniana aho an'izay mahay sy mahalala tsara ilay resaka.
Mbola misy mampiasa famato ve @nareo eto?
...
tohiny
novalian'i Rajasanagara ny 12/09/2018 06:45
Rajasanagara
(
25/09/2016 15:06)
Hay ve ka ny Hindousime no nipoiran'ny Judaïsme e?
Dia avy eo nasiana finoana grika,romana,egyptiana....dia lasa kristianisma taty aoriana.
Ny tantaran'i Abraham dia i Braham ao @ Hindouisme ihany.
Ny tantaran'i Samson dia i Hercule ao @ finoana Grika...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/10/2016 10:34