Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i RAKVOL, milahatra araka ny daty
RAKVOL
(
27/05/2008 22:46)
vovomangazo
mba omeo recette vovomangazo zay manana azafady !...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 12/06/2008 23:06
RAKVOL
(
09/04/2008 20:25)
Masoandro
mba manotany olona zay mahalala ny tokony hatao fa tena tsy mahatanty taninandro mihitsy aho; mangidihidy ka rehefa haorina d maratra d ohatry lasa eczéma , efa nandrama daholo ny lotion; créme...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 17/08/2008 19:41
RAKVOL
(
30/03/2008 17:19)
azo atao ve ny double nationalités?
Ahoana ny hagatahana nationalité Malagasy zaza teraka taty france Ray vazaha . possible ny double nationalités . mila torohevitra azafady ???...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2008 08:06
