Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Pao, milahatra araka ny daty
Pao ( 07/02/2009 20:37)
Fa maninona?
Chers compatriotes Ce message se veut être simple et s’adresse à tous ceux qui, d’ici ou d’ailleurs, se sentent encore une âme malagasy. Nous ne devons jamais oublier que toutes ces trouble... tohiny
novalian'i fytia ny 01/04/2009 20:09
Pao ( 07/02/2009 20:34)
Madasgarois
Chers compatriotes Ce message se veut être simple et s’adresse à tous ceux qui, d’ici ou d’ailleurs, se sentent encore une âme malagasy. Nous ne devons jamais oublier que toutes ces trouble... tohiny
novalian'i pupuce ny 20/02/2009 12:24
Pao ( 28/05/2007 20:21)
Teny kely ho an'ny mpanao gazety
Ho an'ny mpanao gazety miteny frantsay no asian-teny eto. Mahay ary mahay loatra ary ny sasany hany ka indraidray efa tsy fantatra intsony izay tiany ho lazaina. Mazava fa matoa manoratra @teny frant... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/05/2007 09:49
Pao ( 06/05/2007 10:31)
72 ...et après?
Ny hitodiana ny lasa hono hanazavana ny ankehitriny. Raha nanao fietsiketsehana ny mpianatra teto Tana narahin'ny vahoaka, ta@1972 dia feno soratsoratra ny rindrina : 'Dehors les colons - Les França... tohiny
novalian'i sitlo ny 14/05/2007 15:20
Pao ( 28/04/2007 08:44)
Madagasikara pays islamique
Izaho dia mipetraka aty @la côte hatramin'ny ela. Raha mandinika ny fizotran'ny zava-misy aho dia mieritreritra fa ho lasa réalité izany hoe Dago firenena islamique. Voalohany dia betsaka izao ir... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2007 07:33
Pao ( 06/01/2007 18:56)
Masomboly zanak'azo
Amin'izao ady mafy ataontsika mba hamerenana ny ala eto M/ar izao dia heveriko fa tokony hanangana foibe iray mpamokatra masomboly zanakazo amin'ny tonnes maro ary hafafy amin'ny fiaramanidina eny @ t... tohiny
novalian'i tywa68 ny 23/02/2007 14:47
Pao ( 01/01/2007 15:51)
r
Voamarikao angamba fa toa mahazo vahana hatrany ity mirouler"r" ity!Izaho manokana aloha dia tsy tiako mihitsy satria tsy naturel ary angaha ratsy ny "r" gasy?:?:... tohiny
novalian'i fasaly ny 06/01/2007 20:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4004