Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Mihavana, milahatra araka ny daty
Mihavana ( 25/11/2008 07:11)
Inty aho
Mba saika hangataka tononkiran'i Ambondrona titre hoe Inty aho fa tena revin'ny vadiko be mihitsy ilay izy, dia mba hianarana koa hatolotra ho an'ny zanakay. Misaotra indrindra e... tohiny
novalian'i ni81 ny 25/11/2008 20:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0215