Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Mantella, milahatra araka ny daty
Mantella
(
20/12/2007 15:10)
Nandresy ilay tsy hita maso
Tao An-tsirabe Renivohitra dia nizotra araka ny tokony ho izy ny fifidianana. Iray ny kandida. Tonga ny mpifidy nandatsa-bato. Nanakamamian'izy ireo ila tsy hita maso (Vato fotsy). Midika ve izany fa ...
tohiny
novalian'i Bafota ny 20/12/2007 19:46
Mantella
(
20/12/2007 14:54)
Hery Rafalimanana mamim-bahoaka??
Mahazo mieritreritra ve Andriamatoa Hery Rafalimanana fa mamin'ny Vahoaka tanteraka. Izy ilay tsy manan-tsiny no niharan'ny hatezeran'ny Vahoaka noho ny tsy mety ataon'ny mpitondra ankehitriny....
tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2008 13:41
