Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i MILY, milahatra araka ny daty
MILY
(
12/01/2010 21:38)
Hira fandihizana
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2010 .
Hanomana fety ato an-trano izahay ka mangataka hevitra aminareo.
Inona avy ny hira gasy mihetsiketsika handihizana mba hanafana ny lanonana ?
Misao...
tohiny
novalian'i radomelina ny 15/01/2010 21:46
MILY
(
13/02/2008 16:58)
AMBIANSY
Mba mangataka ny tonon'i "Ambiansy" hiran'i Ndondonlah sy Tahiry azafady tompoko....
tohiny
