Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Katiana, milahatra araka ny daty
Katiana ( 05/09/2008 12:39)
mitady hiran'i Mahavanona
Misy hiran'ny Mahavanona izay mba tadiaviko sao mba misy manana, tsy haiko ny lohateniny fa ny sasantsasany amin'ny tonony misy hoe: " Nifoko nitomany aho satria, toa lavitra ny taniko aty , ............ tohiny
novalian'i Lejoba ny 09/09/2008 09:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341