Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i HERY2, milahatra araka ny daty
HERY2 ( 07/11/2009 10:43)
TGV FOREVER
NAHAZO LOGO TSARA KOSA NY TGV N'NY SERASERA KO ! TGV FOREVER TGV FOREVER TGV FOREVER TGV FOREVER ... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/11/2009 11:24
HERY2 ( 29/09/2009 17:06)
Hiala tsy ho membres ao amin'ny SADEC intsony i Gasikara
Araky ny vao2 renay farany dia hoe hiala tsy ho membres ao amin'ny sadec intsony isika ,voalaza aza moa fa efa notapahina izy io fa ny fampiharan'ny fanjakana azy sisa ka dia tokony hietsika isika reh... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/10/2009 00:00
HERY2 ( 25/09/2009 14:06)
tandremo mafy i Mirananirina, Pikatti ,Hery1 ,Noue ....
Misy zavatra tsy mazava rehefa dinihina ny fomba firesak'ireto olona ireto raha tena mandalina isika GTT ato amin'ny forum serasera ! [url]1/[/url]Isak'izay miteny i Mirananirina dia hoe za akory tsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2009 22:44
HERY2 ( 23/09/2009 15:08)
Tsy maintsy manatanteraka ny nifanarahana tao Maputo ny HAT
Efa fantatra fa ny fanerena sy ny fanomezana avertissement ny TGV no imasoan'ny firenena rehetra izao , ary raha ny lozikan'ny lalana rehetra aloha hatramin'izao dia manome toky fa tsy miroso manatant... tohiny
novalian'i Papoose ny 23/09/2009 22:55
HERY2 ( 21/09/2009 14:42)
Pikatti mpihatsara ivelatsihy ianao ,mamitaka ny mpitolona
voafitakao amin'ny resaka tsara lahatra sy ny vazaha mody miady ny Mpiara-mitolona rehetra ry Pikatti fa efa fantatray ihany fa hevitra avoakanao eto dia mitongilana any amin'ny TGV , noho izany dia m... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/09/2009 16:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067