Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i HAJATAHIANA, milahatra araka ny daty
HAJATAHIANA
(
04/02/2009 12:58)
hiran'ny samoela
Salut daholo,
tena tsy tadidiko tsara ilay lohanten-kiran'ny SAMOELA iny na "...Fahantrana" sa "hanala fahantrana " fa ny tonony no tena tadiaviko mba hanalako azy fa tena mahantra sy mijaly e :( ...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 09:38
