Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Geomer, milahatra araka ny daty
Geomer
(
09/12/2006 00:14)
Mangataka tonokira e
Ny tonon'ity hira ity no mba angatahako amin'izay manana azy e.
Ny lohateniny : Volan'ny kamboty
Ny mpihira : Ny Railovy
Dia misaotra é !...
tohiny
novalian'i tslem ny 09/12/2006 11:40
Geomer
(
13/11/2006 10:19)
Losogno anao
Miarahaba anareo ary misaotra anareo sahady.
Mba miangavy anareo mba handefa aty amiko ity tononkira ity : Losogno anao
Hira efa elaela izio ary i Jhon Betoto no nihira azy.
Dia misaotra sy manante...
tohiny
novalian'i Lejim ny 15/11/2006 00:16
