Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i AdvocacyMada, milahatra araka ny daty
AdvocacyMada ( 11/11/2011 07:29)
Ny daty androany: 11.11.11
Ahoana ity sixtuple "1" ity? Mety samy hanana ny famoaboasany anio daholo izao ny antokon'olona samihafa a!... tohiny
AdvocacyMada ( 11/11/2011 07:27)
Ny daty androany: 11.11.11
Ahona ity sixtuple "1" ity? Mety samy hanana famoaboasana samihafa mahakasika anio indray izao ny antokon'olona samihafa a!... tohiny
AdvocacyMada ( 10/11/2011 15:51)
Aiza ny hambom-po sy ny fiandrianam-pirenena vetesin'ny mpitondra amin'ny toe-javatra tahaka izao?
http://www.youtube.com/watch?v=7zh_awElaWI... tohiny
novalian'i locl ny 10/11/2011 16:11
AdvocacyMada ( 10/11/2011 15:32)
Miteny ho azy ny tarehimarika hoe mankaiza ny itondran'ny HAT ny firenena amin'izao fotoana izao!
http://www.instat.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=14&Itemid=64... tohiny
AdvocacyMada ( 10/11/2011 10:02)
Faha 151 ny laharana misy an'i Madagasikara ao amin'ny Human Development Index 2011, nefa isika toa variana amin'ny ady lahy politika fotsiny!
http://hdr.undp.org/en/media/HDR_2011_EN_Tables.pdf... tohiny
novalian'i locl ny 10/11/2011 16:13
AdvocacyMada ( 09/11/2011 13:07)
Mbola miteny ho an'ny vahoaka ve i Sareraka sa miteny ho an'ny HAT amin'ity Meditation vaovao ity?
http://www.youtube.com/watch?v=CWX32KjtqG8... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072