Fifohazam-panahy Kristiana
1. Azrael666
(
1 andro lasa)
Shalom.
Te hiantso antsika izay mbola mino sy tia, matoky ary matahotra an'Andriamanitra aho, mba tena hijoro tokoa amin'ny fanompoana Azy! Ity misy rohy azontsika ivalamparana ho an'izay liana amin'ny fifohazam-panahy Kristiana (asaiko manokana ny FLM): https://www.nyfifohazampanahykristiana.blogspot.com/
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.3241