Ambadiky ny halatr'olona sy fanjavonana mampahari-koditra

1. Azrael666 ( 3 andro lasa)
Manoloana ny halatr'olona sy fanjavonan'olona marobe eto Madagasikara, dia tsy manan-jo hangina isika Fiangonana Kristiana, fa mila miteny sy mandray andraikitra. Ampianaro hijoro tokoa amin'ny finoana an'ilay JESOSY KRISTY MANAN-KERY AVY ANY NAZARETA, fa "ho mpandresy ambonin'ny mpandresy isika amin'ny ALALAN'ILAY TIA ANTSIKA". AMENA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0642