CONCERTATION NATIONALE

1. Azrael666 ( 2 andro lasa)
Nanomboka omaly Alarobia 10 Desambra 2025 ny concertation nationale hametrahana ny tena fanovan-drafitra eto Madagasikara. Dia asa aloha izay ho "miracles mon ami" fa manahy ny ady tsy ho raikitra aho, sao ho "Rakotobe ihany no Berakoto"... Miandry ilay aty amin'ny faritra izahay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0587