Efa azonao alaina ao amin'ny app store sy ao amin'ny play store ny lalao ohabolana malagasy. Fiezahana mamantatra ohabolana ilay izy, izany hoe misy tapany amin'ny ohabolana dia anjaranao ny maminavina ny tohiny. Azonao ampitahaina amin'ny namana ny isa azonao.