1. Aminata
(
05/06/2023 17:49)
Salama.
Azafady, saika mba hanontany ny maha samy hafa hoany sy ho any. Misaotra.
2. hery
(
05/06/2023 18:22)
Raha milaza toerana haleha dia "ho any". Ho aiza ianao? Ho any am-pandriana. Ho any am-banivohitra.
Ny "hoany" tsy haiko na fiteny.
3. Aminata
(
17/07/2023 08:14)
hery:
Raha milaza toerana haleha dia "ho any". Ho aiza ianao? Ho any am-pandriana. Ho any am-banivohitra.
Ny "hoany" tsy haiko na fiteny.
Misaotra.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.2667