Mety ve raha mba asiana feon-kira koa?

1. TianaLalao60 ( 26/03/2023 11:31)
Mety ve raha mba asiana options feon-kira koa?
Manao azafady aho fa tsy haiko ny mamaly fangatahana tononkira nefa aho manana ny tonon'i "Manokombary olona"
novalian'i hery ny 27/04/2023 06:46
2. hery ( 19/04/2023 20:48)
TianaLalao60:
Manao azafady aho fa tsy haiko ny mamaly fangatahana tononkira nefa aho manana ny tonon'i "Manokombary olona"


Tonga dia mandeha ao amin'ny tononkira.serasera.org dia tsindrio ilay hoe Hampiditra hira
3. TianaLalao60 ( 21/04/2023 19:38)
Misaotra betsaka namaly.
4. hery ( 26/04/2023 21:33)
TianaLalao60:
Misaotra betsaka namaly.


Ary toa mbola tsy napetrakao ilay "Manokombary olona" ?

aperaho eto ary fa ampidiriko any amin'ny tononkira e.
Misaotra
5. TianaLalao60 ( 26/04/2023 22:06)
Miala tsiny aho fa tsy mety!
Ny takarivan'Ingahirainy
Arkazorama (Mpamorona)

6. TianaLalao60 ( 27/04/2023 04:22)
Manao ahoana i Hery. Lasa any o!
7. hery ( 27/04/2023 06:46)
Efa tafiditra fa misaotra.
Dia toa izay ny mampiditra tononkira ao. Afaka mampiditra hafa indray ianao. 
Rehefa tafiditra ilay izy dia miandry fankatoavana sisa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2456