Miarahaba anareo. Mila torohevitra ry reto aa.. 9...

1. Kth2 ( 30/06/2022 08:37)
Miarahaba anareo.

Mila torohevitra ry reto aa..
9 herinandro izao ny kiboko. Efa fantatra ihany ilay izy vao 3, nefa mbola nanangona izay votsirimbin'ny tanaana. Tsy afaka tazomina ilay izy, noho ny anton maro, toy ny hoe samy, mpianatr izahay, ny ray aman dreny mpamboly avokoa, ny fianakavina mialona ny tena fa hoe mianatra aty @ ville. Tena mba omeo hevitr ree, sao mahalala dokotera ianareo afaka manatateraka izany, ka tsy misy zavatra tavela intsony ao fa tena afaka tateraka. Tena efa nitandrina nanao kpot, fa tsy hay hoe vaky sa nanin. Tena mengavy reee ???? mba ampio ee. Raha mienahena tsinona vao maika sarotr ilay izy. Misaotr betsak amin famaliana tomppok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1527