Politikan'ny sarimiaina

1. RUZ9 ( 25/02/2021 07:41)
Ny manandratra ny sarimiaina malagasy izao no politika noketrehiko, ity ny masaka : cyrius.unblog.fr/?p=2583
novalian'i RUZ9 ny 09/03/2021 06:51
2. RUZ9 ( 04/03/2021 07:29)
Ilaina mihitsy ny fisian'ny tranonkala toy itony iseraseran'ny malagasy fa tokony asiana ezaka kely ahafahana manaparitaka vidéo youtube.
3. RUZ9 ( 09/03/2021 06:51)
RUZ9:

Ilaina mihitsy ny fisian'ny tranonkala toy itony iseraseran'ny malagasy fa tokony asiana ezaka kely ahafahana manaparitaka vidéo youtube : [youtubehttps://youtu.be/U1IjjRz5laM[/youtube]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1874