Ahoana marina tena hafantarana ny.apostoly.sandoka sy mpaminany sandoka?

41. rhaj0 ( 01/05/2020 10:38)
RBNIR - 01/05/2020 11:59:
Jesosy aza ngeh nolazaina fa manana demonia sy very saina e!

Io vita kadra io ny tori-teninao ry RBNIR. "Nisy VAVOLOMBELONA" ao @ Jaona :-)
Bravo!!.. tena na izaho azany tsy nah(av)ita an'izany. :-)
42. RBNIR ( 01/05/2020 11:00)

rhaj0:

RBNIR - 01/05/2020 11:59:
Jesosy aza ngeh nolazaina fa manana demonia sy very saina e!

Io vita kadra io ny tori-teninao ry RBNIR. "Nisy VAVOLOMBELONA" ao @ Jaona :-)
Bravo!!.. tena na izaho azany tsy nah(av)ita an'izany. :-)

inona no olana?
tiako mihitsy ary ianao raha hanao ny fanaonao hamerimberina anio eto indray koa :-)
amin izay mbo fantatr ireo ankizy tsara hoe otran izay ilay manaraka an i Jesosy
43. RBNIR ( 01/05/2020 11:00)

44. rhaj0 ( 01/05/2020 11:16)
Ka iza @ ireo VAVOLOMBELONA no inoanao ao re ry RBNIR? Vosoratra ary dia voasoratra tokoany tao anaty Baiboly daholo ireo.

- ireo Vavolombelona (2 sa 3) nahita HONO fa "nibalady erak'i Jerosalema i JEsosy", rahefa avy "naty ka nalevona", sa

- ireo Vavolombelona (maro) nahita fa "Manana demonia i JEsosy ka very saina" (Jaona 10:20)

Ianao RBNIR ihany no namoaka ireo, fa dia isaorana kosa ianao @ iny :-)
45. RBNIR ( 01/05/2020 15:38)
rhaj0:

- ireo Vavolombelona (maro) nahita fa "Manana demonia i JEsosy ka very saina" (Jaona 10:20)

vavolombelona? :-) (mpanaratsy lazaina fa vavolombelona?) :-) mahafantatra olona iray tahaka an'ireo aho ankehitriny fa aleo tsy hotononiko ny anarany...:-)

mpanaratsy olona lasa vavolombelona? :-) hafa kely indray iny :-)
46. rhaj0 ( 01/05/2020 16:54)
MIsy tsy mety kely lay lojikanareo ry RBNIR aa..

Ahoana no tonga dia lazainao fa "ratsy" ny hitan'ireo olona MARO. Izay no hitany dia izay, fa ianao no miangatra.

Sady @ izay, inona no maha-"ratsy" ny "manana demonia" na koa "very saina"? Izay ary ilay izy k'ataonao ahoana?
Raha "very saina" ohatra ny zanakao, dia arianao izany fa lazainao fa "ratsy", fa tsy hoe, entinao any Anjanamasina?

Ary ireo olona 2 sa 3 nahita "tsara" ny @ Jesosy izany "mpanatsara olona"? ary izany ihany no atao hoe "vavolombelona"?

Karazan'ny toa izao resakareo Mpino izao mihintsy anie no .. mifampijery fotsiny ny Ankizy, dia hoe, izay izany ny an'ilay Bainina io sy ny lojikany, fa dia hihomehezana fotsiny sisa e...
47. RBNIR ( 01/05/2020 17:01)
tsy fiteny aman'olona (indrindra raha mifanatrika aminao ilay olona ny fiteny hoe misy demonia ianao (na ilayio na izy na ileiny) , na koa hoe very saina ianao na ilaio na izy sns...fanaratsiana no dikan'izany...izay fotsiny ihany....
ary ny olona otran'izany dia tsy crédible (tsy afaka raisina ho vavolombelona) satria tsy manana saina tsara....
48. RBNIR ( 01/05/2020 17:19)
ny vavolombelona manaratsy ny olona tsaraina dia vavolombelona mitanila avy hatrany...miangatra araka ny voalazanao...
tokony tonga dia rejeten'ny juge ny temoignage otran'izany satria mety ho tafiditra amin'ny erreur judiciaire ny juge raha mandray ny temoignage ataony...

Izay ilay lojika e!...
49. RBNIR ( 01/05/2020 17:22)
tsy afaka raisina ny fijoroana vavolombelona ataon'ny olona manana lonilony amin'ny olona tsaraina satria mety hanameloka olona tsy meloka ny mpitsara raha izay no izy.
ka tsy afaka atao vavolombelona hoy aho ireo ...
50. rhaj0 ( 01/05/2020 17:29)
I JEsosy no "manana demonia" sy "very saina", nefa dia ny olona MARO, araka ny filazan'i Jaona azy, ny olona MARO mitatitra izany no mahazo loza ho'a ee...

Sa rahefa "manana demonia" i JEsosy, dia tsy azo lazaina direkta sy tsotra indray HONO ny resaka hozy RBNIR, fa atao hoe, misy kodia kely dia misy mony ianao JEsosy... sady toa perdu ilay drapeau-nao izany ho'a ee...

RAhefa any @ Fitsarana dia anjaran'ny Juge no mi-juger na ratsy na tsara, fa ny vavolombelona dia mitatitra ny hitany fotsiny ry RBNIR aa.. Ary ianao avocat du diable io tsy manenjika ny vavolombelona.

Karazan'ny toa izao resakareo Mpino izao mihintsy anie no .. mifampijery fotsiny ny Ankizy, dia hoe, izay izany ny an'ilay Bainina io sy ny lojikany, fa dia hihomehezana fotsiny sisa e...
51. RBNIR ( 01/05/2020 19:34)
tsy azonao v? fanaratsianatsy mitombina hoy aho, ny olona manana demonia miijintsinjitra sy miolakolana...
Nanao toy izany v i Jesosy? ny olona very saina (otran'ireny olona mirenireny eny an-dalambe ireny...nanao izany v i Jesosy?

Ny olona aza talanjona tamin'ny fampianarany...

« Ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Lehilahy manao ahoana re Io, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza dia manaiky Azy! » (Matio 8:27)

« Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin'ny fampianarany. » (Matio 22:33)

« Ary nony tonga tany amin'ny taniny Izy, dia nampianatra ny olona tao amin'ny synagoga, ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Avy taiza re no nahazoan'ilehity izany fahendrena sy asa lehibe izany? » (Matio 13:54)

52. rhaj0 ( 01/05/2020 19:53)
Ka ny mpomba an'i JEsosy ve no manoratra ny Baiboly dia tsy ho ataony manja ny azy. Fa latsa-bava ny zava-nisy marina ihany zareo, ary dia nitatitra ny vavolombelona MARO hoe "Manana demonia i JEsosy ka very saina". Mety nitovy lojika sampona toa anao RBNIR zareo, fa nifototra taminy ee... izay voasoratra dia voasoratra :-)

Adala na hoe "ratsy "daholo koa izany ny VAHOAKA nisafidy ny ampihantona an'i JEsosy teo @ Lakroa. Vahoaka MAROBE koa anie izany eee... Ka "vavolombelona" nahita sy nahalala izay nataon-Jesosy tao ireo vahoaka, dia nahazo ny sahaza azy izany JEsosy ee...

Fa avy eo, no-embelliser-n'ny Baiboly ny Tantara. Azonao atao tsara ny manavaka ny embellissement sy ny zava-misy "ratsy" ny @ Jesosy sy ny nataony.
53. RBNIR ( 01/05/2020 19:57)
raha tena izay dia nofafany avokoa izay rehetra nanelingelina ny sainy (tahaka io voalazanao io) saingy tsy vokatry ny fisainan'ny olona fotsiny ihany ny fanoratana ny soratra masina...

« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Petera 1:21)
54. alainsylvano1 ( 11/08/2020 19:20)
rhaj0:

Ka ny mpomba an'i JEsosy ve no manoratra ny Baiboly dia tsy ho ataony manja ny azy. Fa latsa-bava ny zava-nisy marina ihany zareo, ary dia nitatitra ny vavolombelona MARO hoe "Manana demonia i JEsosy ka very saina". Mety nitovy lojika sampona toa anao RBNIR zareo, fa nifototra taminy ee... izay voasoratra dia voasoratra :-)

Adala na hoe "ratsy "daholo koa izany ny VAHOAKA nisafidy ny ampihantona an'i JEsosy teo @ Lakroa. Vahoaka MAROBE koa anie izany eee... Ka "vavolombelona" nahita sy nahalala izay nataon-Jesosy tao ireo vahoaka, dia nahazo ny sahaza azy izany JEsosy ee...

Fa avy eo, no-embelliser-n'ny Baiboly ny Tantara. Azonao atao tsara ny manavaka ny embellissement sy ny zava-misy "ratsy" ny @ Jesosy sy ny nataony.

hahahaha,,,tsy aleo v ts miteny tsun ralah
55. alainsylvano1 ( 11/08/2020 19:21)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2442