zanak'Atra sy Zanak'Atra

81. gasy1zay ( 26/03/2020 13:24)
izao indray aza e!

isika mahalala fa tsy misy père Noel: tsy raharahin'ny ankizy anefa zany fa ny fantany dia nahazo kilalao izy, azonao ve zany ry rhaj0? Nga moa na imaginaire aza père noel dia imaginaire ny kilalao azony?

Mety mapme an'i rhaj0 ny finoan'ny olona an'i JK satria ianao tsy nahazo fanomezana tany aminy satria tsy nangataka sy tsy nino, fa tsy olana ami(ko)nay izany satria ny zavatra nomeny a(hy)nay dia tena réél (valimbavaka) na dia tsy hinoanao aza, ka io ilay nambaran'ny baiboly hoe izay mangataka no omena, izay mandondona no vahana, ao anatiny ny famonjena, fanasitranana, fiadanana, ...




82. rhaj0 ( 26/03/2020 13:36)
Misy ilay Cristela izay manao irony stand-up comedie .. ao @ Netflix.

Dia ny reniny moa tsy mahay tsara ny @ Pere noel, fa rehefa Krismasy, dia mba manome kadoa an'i Cristela ihany izy.

- DIa hoz'izy: ... ho ho ho... Indro kadoa.. Izaho no pernoelina
- Dia hozy Cristela: ... hum.. toa tsy azonao ny concept hoe Pere noel...
- Dia hozy i Bofy:... azafady kely.. Izaho no niala vola nividy ny kadoa.. koa nahoana no izany Lahiantitrafotsy IMAZINERA izany no hisaoranao?


hi hi hi... aza mba nandra ihany ho'a :-)
83. gasy1zay ( 26/03/2020 14:00)
ny zaza zany dia tonga dia lazain'i rhaj0 fa nandra raha mino na nino père noel?
84. rhaj0 ( 26/03/2020 14:41)
raha zaza dia nandra mahafatifaty... :-)
fa raha lehilahilehibe na vehivavilehibe toa anao ry GAsy1zay dia nandra ary nandra be ;-)
85. gasy1zay ( 26/03/2020 16:55)
za tsy mino père noel ka!
86. rhaj0 ( 26/03/2020 18:37)
Ity hoe jereo azany ry Gasy1zay.. tena mbo iangaviako anao mba jerenao h@ farany, fa sady mampihomehy no mampianatra eee... Tsy dia lava izy io. :-)

87. gasy1zay ( 26/03/2020 18:58)
jereo raha mahavita ohatran'izao ny ami imaginairen'i caillou

https://www.youtube.com/watch?v=5JMDtezBmfM

Olona 1 ihany no nimarquer ny histoire de l'humanite dia Jesus Christ, na mino ianao na tsia dia tsy afaka ny handa fa 2020 ap JC isika izao
88. rhaj0 ( 26/03/2020 19:40)
ilay ramanenjana k'lou entre-pa efa nohalalina t@ 1902
https://archive.org/details/b22404429/mode/2up

ok.. serieux: tena mandeha @ ireny seance gaigy be toa io ve i Gasy1zay?
89. gasy1zay ( 27/03/2020 12:49)
Tsy mbola nandeha aloha hatreto fa mety handeha raha mandalo aty izy, tao Toronto koa hono no efa nandalovany

https://www.youtube.com/watch?v=FOOpRr4O7DE

fa efa nisy koa ity Toronto revival ity

https://www.youtube.com/watch?v=zBOFgti-N24

ny tiana ambara dia tsy hoe olona tokona (voantso manokana ) no afaka manao ohatran'io
90. gasy1zay ( 27/03/2020 12:51)
ito ny article wikipedia mikasika ilay Toronto revival hoan'izay liana, isika malagasy manko ohatrany indraindray hoe isika no tena mivavaka fa ny vahiny koa betsaka no lasa lavitra noho isika

https://en.wikipedia.org/wiki/Toronto_Blessing
91. rhaj0 ( 27/03/2020 13:42)
wow wow ...

Ity koa hoe henoy ny feon-dakolosy ato ry Gasy1zay.. Kristiana toa anao ihany no miresaka ao.

https://www.equip.org/article/the-counterfeit-revival/


Fa dia desespa toa ny ahoana ianao ao ry Gasy1zay no te-hiantsampitsampy @ resaka gaigibe toa io?

Inona no tsy ampy ao aminao? fahalalana? sa misy besoin fondamental tsy mety fa saingy tsy takatrao tsara, ary dia hotry ny misy "tsy ampy" ao aminao ao, ka dia mitady zavatra tsy hainao ianao, ary dia ho ambakain'olona any fotsiny?
92. gasy1zay ( 27/03/2020 14:14)
Sarotra be ny mitsara raha tsy mbola nanatrika mivantana ilay réunion fa ny afaka ambara dia référence biblique foana

Misy kristiana milaza fa avy @ devoly ireo tranga mitranga toy ny @ réunion de reveil tao Toronto, dia marina tokoa ny voalaza hoe izahao toetra ny fanahy mba ho fantatra hoe avy @ Andriamanitra sa tsia, dia ito no afaka izahana toetra azy


1cor 12 : 3 C'est pourquoi je vous le déclare, personne, s'il parle par l'Esprit de Dieu, ne dit : « Jésus est maudit ! » Et personne ne peut dire : « Jésus est le Seigneur ! » si ce n'est par le Saint-Esprit.

dia raha jerenao tsara ny conférence ataon'i Andres Bissoni ohatra, dia rehefa @ farany izy dia miteny foana hoe Jesus is Lord, dia miampy hoe Toronto belongs to Jesus...

Mazava be ngamba io rehefa manao + sy + ianao

Misy kristiana ve manao fihetsika hafahafa rehefa feno ny FM?

Rehefa mamaky Acte 2 isika ka mahita ny mpianatra feno ny FM ka niteny t@ fiteny samy hafa dia izao ny réaction ny olona :


12Ils ne revenaient pas de leur étonnement et ne savaient plus que penser. — Qu’est-ce que cela veut dire ? se demandaient-ils entre eux. —
13C’est très simple, répliquaient ceux qui voulaient tourner la chose en ridicule : c’est l’effet du vin doux. Vous ne voyez donc pas que ces gens sont ivres ?


maka recul kely dia diniho tsara, ny mpianatra miteny @ fiteny tsy fantatra na tsy hainy, ohatra hoe i gasy1zay lasa miteny sinoa na i RBNIR lasa miteny arabo ... Raha izay fotsiny no tranga eo dia afaka miteny ve ny olona 1 hoe mamo i gasy1zay raha miteny sinoa ohatra?

ny hevitro dia nisy fihetsika na fiteny nataon'ireo mety mampihevitra ny sasany hoe mamo ny divay izy

Dia izay koa manko ny anisan'ny mahatonga ny kristiana sasany milaza hoe ohatrany olona mamo ireo mpivory tao @ Toronto revival

hevitro manonkana io araka ny fahalalako ny baiboly saingy noho izaho tsy nanatrika ny fivoriana dia aleo aho tsy hitsara fa manaja ny eritreritry ny tsirairay, aleo ho azy sy A/tra ny safidy.

93. rhaj0 ( 27/03/2020 14:59)
F'angaha indray tsy mitarika anao ny FM, dia mandeha ho azy ny fandehany fa voatantana ianao, fa tsy mila analizy be toa io re ry Gasy1zay?

na izany na tsy izany, mba tsara aloha fa efa mitandritandrina ihany ianao fa tsy tonga dia miroboka hatrany antampon-doha ao.. hotry ny voakitika ihany ny conscience-ko mantsy raha ohatra ka mahafantatra aho an'izao ny risque izao, ka indray andro any dia hisy hilaza hoe, misy gasy iray izay hono lasa gaigy norebireben-dry 'le revival ireny tany Toronto tany

Io azany nedala efa mino fa "virgin again" HONO izy izao, na dia hotry ny hoe nangala-badin'olona azany taloha..
pouh pouh pouh fotsiny hono dia niverina virjiny :-)
94. gasy1zay ( 27/03/2020 15:46)
fa taiza no nisy resaka virgin again izany ?
95. rhaj0 ( 27/03/2020 18:30)
ka born again ve tsy reset general re ry Gasy1zay... dia lasa virgin again koa HONO ee :-)
Madio ny rano nitana.

Sa tsy izay no nampianarina anao tao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2715