Comparatif mampihomehy entre 2 personnes

1. aldien ( 24/12/2018 06:35)
ALEO ASIANA BLAGUE KELY FA MAFANAFANA LOATRA
: COMPARATIF MAMPIHOMEHY A Sy B

A > olona tsotra, raiamandreny, ary hita hoe manana tra-kefa, matotra ary enditra
B> Mbola tanora, ; kanefa mbola tsy dia tena matotra hitantana; hita hoe mbola be revirevy sy nofinofy; « Filoha téléguidé »

A > Pragmatisme, tsotra famaly fa matotra; manana hazon-damosina; no sady tsy manavakavaka
B > Moi je, moi, je, moi je, moi je sy mila soupape matetika; miseo tsy manavaka kanefa miasa miaraka @ Patrick Leloup, izay manambany Malagasy « hoe babakoto » (cf google)

A> Hamboly hazo mba hitsoniovana ireo ala sy Sifaka
B> Hikapa ary hivarotra hazo; ny sifaka atao « brochettes » art soloina sifaka éléctroniques sy misy puces

A > hanaiky sans équivoque ny vokam-pifidianana RAHA mandeha MANGAHARAHARA ny fifidianana (dans les règles du jeu, fa tsy hoe misy manafona Dame de coeur, As sy Roi any anaty tanana’ankajon’i sasany aaan - tricherie izany ary tsy azo ekena)
B> Aotrany niolakolana ny famaliana sy tsy dia namany an’ilay fanontanian’i Journlaiste Johary t@ fifampelezan-kevitra; amiko TSY MAZAVA!!!

A > Hanao izay ahatratrarana ireo tanjona izay anatafita ireo Taranaka Malagasy; Hitsinjo taranaka sy ny ho avy ny zanaka Malagasy
13 > Politika tsy dia mazava fa izao dia efa hita fa ho Naona sy hijaly ireo zanaka ny Malagasy; ho vitsy raha teo ireo ho lasa lavitra

B> Ny soatoavnin’i Malagasy no atao zava-dehibe, ary hisy indray izany hoe « I am proud to be Malagasy »
13> Ny vahiny mahazo vahana fa mody Malagasy no atao eo @ ny « vitrine ». Hisy ny « complexe d’infériorité » @ Malagasy

A > Ny relance économique ihany no solution @ insécurité satria ny fanarenana ny toekarena no ampisy ny asa sy ampahanana ny vahoaka
B > Tsy dia misy politique de relance économique voalaza fa tanana endrika ivelany fotsiny no betsaka. Maso no voky fa ny kibo ny Malagasy dia naona!

A> Nahavita Asa maro ary nahasoa ny Malagasy: CCI Ivato, By-pass, lalana mirefy 9200 km, jardin de la mer ao Toliara. Tena mpanangana izy
B> Coliseum izay endrika ivelany fotsiny, hopitaly tsy dia fonctionnel fa bika ivelany no betsaka, ary ny lapan’ny tanana izay mbola nisy kay participation de l’Etat fa nafenona!!!

A> Izy nanagana an’i Tiko ary Malagasy ny mahazo tombotsoa!!! Manana fierté ny malagasy mba misy orinasa malagasy tantanan’na malagasy ary mamokatra ho an’ny malagasy!!!!
13> Manjaka ny Karana sy ny vazaha, ary ny vahiny no misahana ny toekarena eto amintsika

B > Hihezaka aleon-tena i Madagasikara @ lafon’y maro. madagascar is going to build its own cultural identity
13> NY Malagasy no mody atao eo @ devanture, fa ny vahiny no mitazona ireo « ficelles » rehetra ao ambadikin’ny rideau!

A > Efa nahazo ny CONFIANCE des Bailleurs de Fonds traditionnels (Banque mondiale, FMI), noho izany, ho hisy ary aharitra ireo arena misy eto Madagasikara
B> Efa malaza hoe « putchiste » ka mety ho sahirana ihany handresy lahitra mpamatsy vola; tsy maintsy ny arena eto Madagasikara no « exploiter »-na ary ho ringana ireo, ary hifafa ny taranaka! NA koa, vola maloto avy @ firenena « voyou » no hisy (Arabo, etc…).

A> Firenena manana ny maha izy azy no hiara hiasa @ Madagasikara: Ao i Etats-Unis, Allemagne, Norvège fa misy hafa koa…
B> i La Frantsa no tena hibaiko sy hidikiditra @ politika Malagasy. Miomana tsara fa 3ème « colonisation » izany no hitranga!!!!

A> Matahotra an’Andriamanitra ary hanao asa soa rehefa any @ paradisa (raha ohaotra ka ahazo Visa de séjour hiditra ao),
B sy ireo olona mpiara dia aminy > Vonona hatrany mbola hanoy affaire andramena sy tortu any @ Paradisa. Rahe tsy mety aminy ny « règle » ao, dia miomana fa karamaina i Charles Be hanongana an’i Jesosy Kristy!!!
Miomana ianao ry Jesosy Kristy fa tsy maintsy mandeha « exil ».
2. saromanaiky ( 28/12/2018 20:52)
5 sur 5
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0768