Vatsim-pianarana

1. koloinanek ( 12/11/2018 20:41)
Miarahaba tompoko.
Afaka fanadinana Baccalauréat tamin'ity taona ity aho ary nahazo mention Très Bien. Nisy mpampianatra anay izay moa nilaza fa tonga dia mahazo "bourse" avy hatrany izay très bien nefa val haingana aho no naheno fa efa tamin'ny 2011 ny fanjakana malagasy no nanome vatsim-pianarana ho an'ireo izay mendrika indrindra. Nisy fotoana koa aho nandalo teny ami'ny Conabex nanontany ny mombamomba ny fianarana any ivelany , akory ny hagagako: hay mbola mila vola be koa satria samy miantoka ny frais handehanana any hono. Ankoatr'izay mbola mila eo amin'ny 300€ eo koa hono.
Tena very hevitra mihitsy ny tenako, dia sanatria ve tsy ho tanteraka ny nofinofiko?
Sa misy ankoatran'ny Conabex ve afaka manome vatsim-pianarana ihany koa? Misaotra an'izay hamaly ;)
novalian'i Avotra09 ny 22/11/2018 12:30
2. Avotra09 ( 22/11/2018 12:30)


[quote=koloinanek]
Miarahaba tompoko.
Afaka fanadinana Baccalauréat tamin'ity taona ity aho ary nahazo mention Très Bien. Nisy mpampianatra anay izay moa nilaza fa tonga dia mahazo "bourse" avy hatrany izay très bien nefa val haingana aho no naheno fa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2752