You are here: home > Forum

Rafivavy nitory

Lohahevitra : Soso-kevitra
Fitohizan'ny hafatra : Rafivavy nitory
Valiny : 1
Tokampozah - 20/07/2018 14:09
Sipa iray notorian'ny rafiny teny am mpampanoa lalana fa niteniratsy sy nanozona tam sms téléphone. Voararan'ny lalana ve izany? Rah eny de inona ny mety ho sanction ?
Mankasitraka izay mamaly
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 21/07/2018 15:28
Tsy mahay lalàna aho fa dia mahagaga ihany moa hoe sms ve dia natao hitenenena ratsy sy hanozonana olona. Soratra ange mijanona e.
Raha nisy fandrahonana hamono tao mety ho ratsiratsy ihany sazy fa ilay manopa tena tsy haiko mihitsy na misy sazy izany na tsia. Mety hoe tsy mahazo manatona na miresaka @ io olona io intsony sns miala tsiny fa tsy haiko e
Valio | Miverina eny ambony