fandefasana entana mora makany dago

1. tovorandria ( 20/07/2018 10:22)
inona kay ny Paositra mba mora andefasana entana miala eto europe makany madagasikara ankoatra ny paositra malagasy?
Efa leo ny halatry ny paositra malagasy mantsy ny tena
misaotra mialoha
2. Tokampozah ( 20/07/2018 13:55)
La poste na dhl
3. mirananirina ( 21/07/2018 15:24)
Miditra @ ireny groupe varotra FB ireny fa misy malagasy Samy malagasy mitondra entana. Mivarotra poids moa izany. Izay izao no malaza.
4. tovorandria ( 26/07/2018 21:15)
Misaotra anareo namaly,
Ny probleme aty @ misy ny tena anefa dia mikambana poste iray iany ny poste sy DHL zany hoe tss possibilite andefasako poste @alalan ny DHL manokana
Sao dia mba Manana idee @ io tokaampozan?
Misaotra mialoha
5. tovorandria ( 26/07/2018 21:21)
Ny tiako anontaniana d tsy misy ve possibilite oe any @ poste DHL any amintsika mitsy ilay entana no alaina fa tsy maintsy ao @ poste malagasy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1073