Te ho bevoka fa mbola tsy bevoka nefa efa somary be taona (33 ans) 
Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : Te ho bevoka fa mbola tsy bevoka nefa efa somary be taona (33 ans)
Valiny : 11
Fitohizan'ny hafatra : Te ho bevoka fa mbola tsy bevoka nefa efa somary be taona (33 ans)
Valiny : 11
sixi - 19/07/2018 11:23
|
![]() Misaotra tompoko |
captation - 20/07/2018 23:42
|
![]() Sao dia manao Endometriose ianao ? (anisan'ny sarotra tiliana io aretina io eo @ vehivavy) Sao dia manao Insuffisance ovarienne precoce (mila tiliana manokana ihany koa ) ianao ? Efa nojerena akaiky ve ireo? satria ireo no anisany aretina "invisible " mahazo ny vehivavy ka manakana ny maha bevohoka ary efa antaona maro matetika vao fantatra hoe izay ny aretina Mirary soa |
mirananirina - 21/07/2018 14:50
|
![]() Ary ilay lehilahy koa ve efa nanao fitiliana hoe miteraka? Aza dia mandreraka vatany firy intsony. Mihinana vitamines sy fer. Raha ohatra koa ianao nihinana pilule na nanao fanabeazanaizana taloha dia mbola miandraika @ vatana koa. Aza kivy fa omen’Àdriamanitra eny foana na 40 taona aza tsy maninona. |
sixi - 23/07/2018 10:20
|
![]() |
Felantsoa14 - 20/08/2018 14:25
|
![]() Ny voaohany dia toe-tenan'ilay vehivavy mihitsy no tsy mahatazona zaza. Mipetraka ilay zaza nefa afaka ho azy au bout de 2 mois. Nisy traitement nasain'ny Dr natao mihitsy ary tany @ Nosy Maurice no natao ilay izy satria tsy nisy ilay izy tao Madagasikara. Rizareo anefa efa 5 taona nivadiana tsy nety nahazo zaza mihitsy. Tsy noteneniny ahy ny détails fa nisy fandidiana tao anatin'izay. Avy eo nipetraka ilay zaza, nitandrin-tena be teo @ sakafo sy ny sisa ary @ izao efa 3 taona io zaza io. Ny faharoa dia tena stérile ilay lehilahy. Misy taux de spermatozoïde mila tratrarina satria malemy ireo spz ireo ka tsy mety tonga mi-féconder ny ovule fa maty an-dalana. Vokany, na dia miteraka aza ilay vehivavy dia tsy mahatosika ny spz an'ilay lehilahy. Nanao traitement ranamana ary nahavita zaza iray ihany rizareo. Soa fa hendry ramatoa :D Ny farany dia ilay couple mihitsy no infertile (cas rare nefa misy). Raha atao ny test dia tsy misy antony tsy iterahan'ny tsirairay saingy misy karazana incompatibilité teo @ izy 2 dia na misy fécondation aza dia tsy velona ilay atody avy eo. Vahaolana t@ io dia fakana ovule avy @ donneuse dia iny no fécondé @ spz an'ilay lehilahy ary apetraka ao anatin'ilay vehivavy avy eo, na koa spz hafa no mi-féconder an'ilay vehivavy. Izay no niterahany. Ity solution ity no tena ho olana ho an'izay tsy nanana anjara (spz na ovule) satria manana sentiment foana izy hoe tsy zanany io, eny na dia niriny sy tena tiany aza. Izay mbola ilàna traitement psychologique koa raha tojo alahelo toy izany. Ity cas farany ity indraindray no mampametra-panontaniana ny mpivady hoe "tena natao hivady ve isika ?" ka raha tsy eo ny fitiavana dia mety ho rava ny tokantrano satria ny andaniny mieritreritra hoe ity "balle à blanc" moa ny ankilany mieritreritra hoe "ity vato kiboribory" Mety ho tonga hatr@ fampirafesana izy io hahazoana taranaka |
Naryke - 17/10/2018 10:55
|
![]() |
Felantsoa14 - 05/12/2018 22:34
|
![]() felantsoa14 inona nmba vahaolana natoraly amin'ilay spermatozoide malemy azafady, misaotra Ny vahaolana amin'io dia mila traitement koa ny lehilahy hampatanjaka ilay spermatozoides. Mila mifanohana hatrany ny couple amin'izany fa tsy mifanome tsiny hoe ianao no nahatonga an'izao na ny toy izany. Rehefa @ ilay mbola afaka tsaboina dia mila mifanohana ary tsy tokony hiditra @ izany ny rafozan-doza fa aleo mikarakara tena. Eo @ ilay couple infertile kosa dia henjana ihany raha sanatria ka izay no mitranga, Mila jerena raha misy co-sanguinité (mitovy groupe sanguin) satria io koa mety hahatonga tsy fiterahana na fiterahana zaza sampona. Tadidiko nisy zaobavy (jalouse) izay namporisika anay 2 hanao bilan de santé talohan'ny nivadianay sao hono tsy miteraka izahay, soa fa ny vadiko no avy dia niteny taminy hoe "aza matahotra ianao fa hahazo neveu BG sy nièce manja kely araka ny fanirianay" ; avy dia nangarika ikala..... Tanteraka tokoa ny fanirianay |
obrico - 14/10/2019 07:29
|
![]() |
sixi - 24/10/2019 10:52
|
![]() Salama efa nahita vahaolana ve ilay nitady zaz? |
sixi - 24/10/2019 10:55
|
![]() Salama efa nahita vahaolana ve ilay nitady zaz? Salama e! tsy mbola nahita vahaolana foana hatreto ! ianao anga afaka manampy anay? Misaotra mialoha |
obrico - 24/10/2019 11:57
|
![]() |