inona ny sakafo tokony hanina aorian`ny firaisana ara_nofo?

1. zafaly ( 25/06/2018 02:59)
salamae;inona angaha azafady ny sakafo tokony hanina raha avy nanao firaisana ara_nofo iny ny lehilahy;misaotra indrindra.
novalian'i ledala 0 ny 22/06/2022 19:33
2. Felantsoa14 ( 25/06/2018 03:01)
Sipako taloha izay rehefa miaraka izahay dia mihinana yaourt izy fa avy eo mbola matanjaka be indray @ 2 ème tour. Iny aza no tiako kokoa noho ilay voalohany
3. derahlemec ( 25/06/2018 08:45)

zafaly:

salamae;inona angaha azafady ny sakafo tokony hanina raha avy nanao firaisana ara_nofo iny ny lehilahy;misaotra indrindra.
4. derahlemec ( 25/06/2018 08:49)
yaort nane e
5. zafaly ( 26/06/2018 09:10)
derahlemec:

yaort nane e
misaotra @ torohevitrareo e
6. new_rff2020 ( 30/04/2020 12:32)
arahana akondro le yaourt no tena tsara!!!!!!!!
7. ledala 0 ( 22/06/2022 19:33)
Sakafo mamerina hery sy tanjaka, ilaina koa ny misotro rano. Hevero ho toy ny nandeha antongotra lavitra ianao dia mila mamerina aina. Tsy isan'ny "tour" vita no zava-dehibe fa ny "qualité".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0854