Ny fiainampitiavako

21. Aandrianina1 ( 05/06/2018 12:08)
Manantsoarandria12,
Lehilahy ianao no maneho hevitra, isaorako erapo eratsaina, ampy lesona entiko s ho sain'ireo mitovy cas amiko teninao.
Fa @maha lehilahy anao tiko mb valinao ireo fanontaniako, maka ianao ny toeran'iKev
22. mirananirina ( 10/06/2018 05:55)

Aandrianina1:

Mirananirina!!!tena aleo aloha hilamina le bandy hafa an, ohatry ny matahotra be za, satria hevitra 2 mifanohitra no ao ambadik'ireto fiteny 2, mibahana be ato antsaiko ireto manoloana ny safidy oe ande hanandrana hitia hafa:
1-aleo tina toy izay tia
2-olona iray tsy ahasambatra ahy no tena iriko , fa olona iray hotiaviko mandritra ny fiainako.
Dia tena mampiasa loha be ilay fitiavana, mankahia, no tsy afaka antsaina mintsy ny lasa retra2, mankaleo b, zao vao itako ny mahatonga ny olona oe azon'ny fakampanahy manao suicide.

Non aza manao izany ianao. Fa io fitiavana io matetika rehefa mampijaly be dia fitadiavana solony haingana ihany solution tsara. Saingy izao mahaiza maka lesona eo @ fiainana. Izay efa ratsy nahavoa anao, aza averina intsony.
Manana nenitoa izay aho maty vady tanora! Dia bandy kely foana niarahany mitovy taona @ zanany lahy matoa. Angamba efa nisy 10 isa fa dia nataon drizalahy mamasosy foana izy ary tsy mety fay mihitsy. Dia gaga aho hoe nahoana ary no misy olona tsy mety fay, tsy mety miova!
Ny ahy anatra fotsiny @ maha vehivavy lehibe ahy. Averiko indray mahaiza maka lesona @ fiainana. Aza atao mahavoa intsony izay hita fa ratsy rehetra. Ohatra azonao atao tsara ny tsy mety adalainy rehefa hitanao fa bandy kely izy raha vao manomboka resaka. Mahaiza mifantina sy misafidy tsara. Mbola betsaka ny lehilahy tsara sady mahafinaritra. Fohy tokoa fiainana ka tsy natao hijaliana mandrakizay.
23. Aandrianina1 ( 10/06/2018 17:43)

mirananirina:


Aandrianina1:

Mirananirina!!!tena aleo aloha hilamina le bandy hafa an, ohatry ny matahotra be za, satria hevitra 2 mifanohitra no ao ambadik'ireto fiteny 2, mibahana be ato antsaiko ireto manoloana ny safidy oe ande hanandrana hitia hafa:
1-aleo tina toy izay tia
2-olona iray tsy ahasambatra ahy no tena iriko , fa olona iray hotiaviko mandritra ny fiainako.
Dia tena mampiasa loha be ilay fitiavana, mankahia, no tsy afaka antsaina mintsy ny lasa retra2, mankaleo b, zao vao itako ny mahatonga ny olona oe azon'ny fakampanahy manao suicide.

Non aza manao izany ianao. Fa io fitiavana io matetika rehefa mampijaly be dia fitadiavana solony haingana ihany solution tsara. Saingy izao mahaiza maka lesona eo @ fiainana. Izay efa ratsy nahavoa anao, aza averina intsony.
Manana nenitoa izay aho maty vady tanora! Dia bandy kely foana niarahany mitovy taona @ zanany lahy matoa. Angamba efa nisy 10 isa fa dia nataon drizalahy mamasosy foana izy ary tsy mety fay mihitsy. Dia gaga aho hoe nahoana ary no misy olona tsy mety fay, tsy mety miova!
Ny ahy anatra fotsiny @ maha vehivavy lehibe ahy. Averiko indray mahaiza maka lesona @ fiainana. Aza atao mahavoa intsony izay hita fa ratsy rehetra. Ohatra azonao atao tsara ny tsy mety adalainy rehefa hitanao fa bandy kely izy raha vao manomboka resaka. Mahaiza mifantina sy misafidy tsara. Mbola betsaka ny lehilahy tsara sady mahafinaritra. Fohy tokoa fiainana ka tsy natao hijaliana mandrakizay.
Merci @ilay courage fa za kia zao vao ohatran'ny taitra t@torimasoko zany a, torimaso lalina tanaty nofy ratsy, zao vao tsapako be ny oe inona koa ary ty nataoko!!?Kevin anaty facebook?ts mbol itako vatana , olontsy fantatro ?ohatry ny menatra b ny tenako zany aho, hadalana be no vitako oa.
Zao anefa toa aiko iany ary tsy maninon akory tsy mifanoratra tsony taminy, zao vao tsapako fa tsy nitia ahy velively izy satria mba nangataka appel video taminy fona aho fa te ahita azy fa nahita excuse fona izy oe phone foza, d ividianana vao2 fona efa in3 ze fa vao midemande video aho dia lazainy f ts ampy mega na oe misy fahasimban ilay phone fa lenan'ny rano vao teo ozy, dia tena ohatry azon'ody aho fa dia mino be fahatany fotsin matoky izay lazaina.
Ankehitriny nisokatra ny masoko , tsy te ierika intson aho , tsy aiko ny an'ny tante nao izany , eny ny azy aloha olona mivantana mifanakaiky aminy e, tsy mitovy ny ahy , fa za aloha tena fay kia a, za tokony nataony princesse ny satria oe tiany sy reharehany oe fiainany no afeniny mafy ary tsy mba omeny valimpitia, ny manoratra je t'aime aza oa iangavina be izy , miandry tenenina foana oe dia tsisy je t'aime mintsy ve?izay vao mody manao.
@zao vao tsapako be izany rehetr zany fa t@za tao anatin'ny torimasoko tsy tsapako mihitsy oe tsisy fitiavana izy, t@zany mantsy dia mahita valina foana izy oe za anie na tsy miteny izan aza tokon fantatrao fa za tia anao.
Mieritreritra izany lasa rehetra izan aho ankehitriny fa tena tofoka sy boboka te hisitribelona mints, te handre mafy aho oe manenina izy any, satri raha raisiko oe nataon fitadiavambola aho zany oe ny fampiresahana ahy tao anaty facebook no asany ka andraisany volabe isambolana, dia azo lazaina fa very asa izy ankehitriny dia tsy mba efa nanenina kosa ve ozy nareo?
Tsy hitia intsony aho ka mampanaonao fona ty fitiavana ty.
Ny facebook rahateo efa najanoko fa nahitako loza.
Hiatrika ny ho avy @ze aho ary tsy mivoady fa ankahala lehilahy manomboka eto, itako tsisy lehilahy mahafinaritra zany akia Mirananirina a!jaloky sy materialiste daolo.
24. Aandrianina1 ( 10/06/2018 17:49)

mirananirina:


Aandrianina1:




Raha ireo olona asehonao @ FB ireo tokony tsy alahelo akory ianao na kely aza. Tsy hoe manaratsy olona akory aho, izaho aza tsy tsara. Fa hita tena mbola zazakely mihitsy ireto izy. Ianao efa mba lehibe ihany.
Ita akia, zao aho oa vao manongotena oe inon ary ty nataoko, t@zany tsy nahatsapa tena mintsy, t@za nitomany koa tsy mbola nahatsiaro oe adala aho inon no mampitomany ahy.
Ankehitriny efa tsy mitomany tsony aho vao misokatra be ny vavahaditsaiko oe tena nitapy sy dondrona ary ketrina mintsy za ty .
Zay no ataoko oe azon'ody anga t@zany ka 10 volana be zao nilomano tanaty nofy,
25. mirananirina ( 11/06/2018 12:22)

Aandrianina1:


mirananirina:


Aandrianina1:





Raha ireo olona asehonao @ FB ireo tokony tsy alahelo akory ianao na kely aza. Tsy hoe manaratsy olona akory aho, izaho aza tsy tsara. Fa hita tena mbola zazakely mihitsy ireto izy. Ianao efa mba lehibe ihany.
Ita akia, zao aho oa vao manongotena oe inon ary ty nataoko, t@zany tsy nahatsapa tena mintsy, t@za nitomany koa tsy mbola nahatsiaro oe adala aho inon no mampitomany ahy.
Ankehitriny efa tsy mitomany tsony aho vao misokatra be ny vavahaditsaiko oe tena nitapy sy dondrona ary ketrina mintsy za ty .
Zay no ataoko oe azon'ody anga t@zany ka 10 volana be zao nilomano tanaty nofy,


Aoriana na ao alohan’ilay quote farany na voalohany ianao rehefa mamaly, fa za aza fanina hoe iza soratako, dia iza ny anao Hihi lasa mifangaro be ilay izy.
Tsy misy mifanenjika eto na maneso olona fa aza matahotra ianao, tsy misy tonga lafatra isika na 1 aza. Ary samy mpanota sy manaonao foana daholo. Sady ny nenina tsy maintsy ao afara foana.
Fa ny azo atao dia tsy mamerina intsony zavatra efa nandratra mafy. Koa aza kivy fa ny fiainana mitohy. Samy efa nilanja fiainana mafy be daholo isika.
26. Aandrianina1 ( 11/06/2018 18:18)
Eny marina kia Miranirina!merci bcp
27. fanaikyfenitra ( 11/06/2018 21:07)
Raha hiteny aho oe mampalahelo ianao , tsy ianao loatra ilay mampalahelo fa ianao difotry ny fitiavana loatra, jamba tanteraka, tsy nifoha mintsy sainao hijery ny zavamisy marina fa nianoka tanaty nofy lalina ianao, nanimba ny ho avinao ianao ary nampitondra ratrampo lalina ho anao.
Aza misy anenenana anefa ny lasa fa ny ho avy no tandremo ary na aiza na aiza alehanao na inon ataonao na inon dia tsarovy fona ty teny ity:"mpianatra avokoa ny olona rehetra saingy 2iany no mpampianatra dia ny ZOKIOLONA sy ny FIAINANA
Aleo ampianarin'ny olona toy ze ampianarin'ny fiainana, fa mangidy ny lesona omeny ary mangeroka ny entimody apetrany"
Eto ianao ry Aandrianina1 dia nisafidy nampianarin'ny fiainana, dia mahereza mamita ny entimodinao ary ataovy ainao par coeur ny lesona nomeny, ok!!!
Ny @oe hanenina ve izy na tsia !!?ny lalanao tohizana aza mierika intsony fa ny azoko hamaliana io.fanontanianao io dia oe tôt ou tard, tsy anio , tsy rampitso, tsy @volana ambony eny tsy @taona ho avy koa no andrenesanao oe nanenina izy na tsia fa ho avy ny andro iray hitsakon'ny nenina azy satria ny nenina tsy eo aloha hananatra fa any aoriana handatsa.
Minoa ahy ianao fa raha ho tanteraka aza fanambadian'ireo dia tsy ho sambatra velively izy 2 ireo ary tsy aharitra ny tokatranony satria tsapako be ny halalin'ny ratrapo mahazo anao zao izay miteraka alahelo tena mafy ho anao, ka ny tokatrano aorina eo ambonin'ny alahelon'ny hafa tsy ahita fahasambarana mandrakize.
Mahereza rahavavy , ary aza mitia intsony satria olona iray ho tiavinao no tadiavinao nefa efa itanao izy fa tsy natao ho anao donc zory ny lalanao samirery fa tsapako b f tsy hitia olokafa oatrize nitiavanao azy ny fonao.
Bref sitrany sôlo sôlo e.Aza manary tena tsony!!!!
28. Norohasina4 ( 12/06/2018 08:40)
Tsy mampalahelo ahy ianao mpitantara fa mampime ahy, diso tia lotra dia tsy nahay nandalina zavanisy mintsy.
Toa vitanao iany ilay tsy niresaka taminy ankehitriny koa inona no ts nanaovan effort hatr@le mois de nov itanao oe niova izy?
Lazainao fa ny ahasambatra azy tadiavinao koa maninon izy raha miaraka @jobany any raha izay ahitany fahasambarana , ianao lavitra azy?tsy izay ozy ianao no blem nao fa oe izy nandainga, aona kosa moa reaction nao raha nilaza ny marina teo izy?
Amiko ianao no tsy nahay nandanjalanja ny fitiavanao dia nanjary nanaonao fona ianao, ianao no nampijaly tenanao.Ianao no tokon hotambatambaziny fa tsy ianao no mpanambitamby,
tsisy ninoninina azonao taminy ozy ianao fa na soratra je t'aime aza angatahina be, tsitako mintsy izay niaretanao taminy
Appel video zany 500ariary d maazaka nefa par rapport @vola nalefanao tss dikany io , tsy nety nanao izany izy na dia efa nividiananao phone tsara afak hanaovan izany aza, dia tsy tonga antsainao mints ve oe tsy te ahita na ny salovatavanao aza izy?dia aona moa anaty phone aza izy tsy mety ihaona aminao ka raha hody ianao izany tsy andosirany?
Mampime be le adalanao fa ny conseil atoroko anao dia zao aza mitia intson fefa tara lotra koa ianao @le fitiavana, ny ankizy @zao 13ans d efa mahavita zavtra bdb tsy takatry ny saina rah resak fitiavana no resahina.
Mety aminao no tsy mitodidoha antanindtazana tsony fa afabaraka ianao, mba mahalala menatra e!!!
29. mirananirina ( 12/06/2018 18:53)

Aandrianina1:

Eny marina kia Miranirina!merci bcp

De rien ki a. Mahereza dia mirary anao hahita tsaratsara kokoa noho izy. Fa aza mijanona ho irery izany raha tsy izay tsy ho adinonao mandrapahafaty ny anarany.
30. Norohasina4 ( 12/06/2018 20:32)
Mirananirina, amiko ny olona nanao soa na ratsy tamiko dia tsy adinoko mandrakizay ny anarany.
Ka na hisolo bandy 100 isa aza io tsy adinony zany Kevin, fa ny raha za izy tsy mody tson raha ts efa retraite, kkkkkk
31. mirananirina ( 13/06/2018 17:57)

Norohasina4:

Mirananirina, amiko ny olona nanao soa na ratsy tamiko dia tsy adinoko mandrakizay ny anarany.
Ka na hisolo bandy 100 isa aza io tsy adinony zany Kevin, fa ny raha za izy tsy mody tson raha ts efa retraite, kkkkkk

Tsy adino ny olona manao toy izany, marina izany saingy tsy iny foana no eritreretinao sy ao an-tsainao isan’andro lava izao. Isan’andro ve ianao dia hieritreritra foana hoe i ranona nanao soa ahy na i ranona nanisy ratsy ahy! Tsia angamba o. Tsaroana iny rehefa misy zavatra mifanojo azy, izay tsy mampitovy azy.
Fa eto olona tiana dia ao antsainao ao foana na andro na alina. Dia lasa fijaliana ho azy. Raha vao tsy manao zavatra (occupée) izy tonga dia ilay bandy no ao antsainy.
Ilay hoe tsy mody intsony, fa nahoana kosa moa?
32. Fanaiky72 ( 15/06/2018 21:25)
Aandrianina1,
Mahereza dia aza kivy fa tsy adala ny Ntaolo nanao oe,:"ny soa atao levenambola fa ny ratsy atao loza mihantona"
Mahaiza mionona fa tsy natao ho anao izy , mbola ho avy ny anjaranao tôt ou tard
33. Aandrianina1 ( 16/06/2018 05:40)
Mirananirina,
Tu me comprends bcp kia a, merci, izay tsy mbola tratry ty famdraikiraikimpitiavana en distance ty dia mahay miteny sy manome tsiny daolo,.
Merci de votre comprehension
34. Aandrianina1 ( 16/06/2018 05:49)
Fanaikyfenitra,
Misaotra anao nanome ireo tenimpahendrena ireo, marina tokoa fa ny fiainana izao no nampianatra ahy , tiko indrindra raha mba ho itan'ireo namana mitovy cas amiko any ho any io teninao io , fa tena mangidy tokoa ny lesona omen'ny fiainana ary mangeroka ny entimody apetrany, za @zao migoka ny mangeroka indrindra mamita ny devoir de maison ko , ts aiko raovina vao ho vita izy ty,
Misaotra koa @teny fampaherezana t@famalianao ny qtion ko.
35. Aandrianina1 ( 16/06/2018 06:04)
Norohasina4,
Misaotra anao namaly, eny akia koa, za anie @zao vao maatsapa fa adala za t@zany e, zao efa nahita ny marina zao za vao nisokatra ny saiko:
-raha tia ahy izy naninona no isaky ny manao publication izy tsy mba identifié ny za?tsy mba j'aimer ny ze zavtra ataoko ao @mûr ny, tsy mba j'aimer sy commenter ny ireo sariko.Raha tsy mbola fanaony zany taloha dia marina saingy fony izy vao nikaoty ahy sahy nanao commentaire malala malala be mintsy.
-raha tia ahy izy nitsotra fona ny marina fa za ange oa mahalala fa olombelona izy e, mila firaisana , saingy ts nitsorina tamiko fa misy Saya izay tena miaramidola aminy isanandro vaky fa mody ozy fona oe efa taloha efa nisaraka zahay, dia izy indray no manangana ady be
-Zao vao tsapako fa nitia irery za fa ts oe nifankatia taminy, za tjrs manome poropompitiavan ho azy , izy kosa puuuffff na indray mandeha aza.
Tsy manome tsin anao aho raha mandiso ahy aza ianao satria ny marin no voalazanao retra2, za mintsy no adala.
Ny oe tsy hody tsy ahy akia ny ampitso a, fa fikasana iany no antsika Olombelona
Hofenoko vavaka ny andrompianako sisa dia an'Andtra ny fitondrana.
36. Aandrianina1 ( 16/06/2018 06:12)
Fanaiky72,
Tsy maintsy mahery kia a, sady efa tsy tomany tsony fefa tafavoka tanatiko izy.
Fa n'iza n'iza milaza azy ho tia azy ka hanatanteraka fanambadiana zareo , sûre 100% aho fa misaraka tsy ho ela marina izy sy Kevin satria na tsy ny alaheloko momba azy mandrakariva iany aza fa itako tia vola be izy dia vao tsisy vola dia gidagidra be fona.
Fa zao aloha aleo hakotrokotra ao oe mifankatia zareo fa tsy holefy aiza io rehefa lao e,
Andao fa lalana.
Ny todipaty oe aza manody fa ny todimpitia manodiava koooooo
37. fanaikyfenitra ( 16/06/2018 08:13)
http://fanaiky-fenitra.skyrock.mobi/photo.html?id_article=3313094118
38. Norohasina4 ( 16/06/2018 08:18)
Waw, Iriala Riantsoa Andrianantenaina???
Milay kosa le tononkalo an,
"Aleo izaho hitia mangina" kkkkkkk
39. Henikah ( 02/11/2018 12:36)
Miarahaba anao.
Mampalakelo ny mahazo anao sy ny tantaranao fa mahereza, betsaka ny lehilahy manao toy izany , tia tena ary mievitra fa tsy ho tratry ny aloka , tsy maty antoka enao nanome fitia olona , nampifaly olona izay nataonao tamin'ny fonao manontolo, sady tam-pitiavana, aza manenina ny amin'izay vitanao fa mifalia sy miravoravoa fa tsy NANAFINTOHINA OLONA ianao fa nitia olona, TSY MAINTSY ENJEHAN'NY NENINA foana izy raha mbola maraina koa ny andro, aza misaina azy intsony , ataovy tahaka ny lasan'ny jiolahy mpanafika ny volanao soa ihany aza fa tsy ny ainao no nanaraka dia misaora a'Andriamanitra Fadio ny manao toy izany amin'ny manaraka fa soa lavo hahay hamindra , tsotra ianao ary izay fahatsoranao izay dia araraotin'ny olona , mahereza MIVAVAHA.
40. mpisotrtoaka ( 13/06/2019 09:10)
Nahoana ary ianao ry Aandrianina1 no tsy mba namako sur FB.
Ny ampiana manararaotra.
Ny mitady mpanampy tsy mahita.
Eny e, fa rah izao zava-misy izao tsy hanampy intsony ianareo any ivelany satria hoe mahita ilay tantara ny hafa d te hanararaotra.

Very elah ry Kevin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2588