Ny fiainampitiavako

1. Aandrianina1 ( 13/05/2018 22:25)
Vehivavy 36taona aho no manoratra,
Hotantaraiko aminareo araka izay tratrako ny tantarampitiavako izay ilako torohevitra avy aminareo namana eto @dinika forum. Serasera. Org.
T@16juillet 2017 no niantombohan'ny relation KO t@na tovolahy antsoina oe Kevin.
Relation ozy za satria nifankatia izahay saingy tanaty facebook ihany. Satria nahoana moa?
Izaho dia monina sy miasa aty Dubai efa hatr@2011 .
Nifankafantatra teto ary zaho sy kevin ary toy izao no nampifankatia anay.
Nisy ni -j'aime ny pdp KO d gaga aho fa tsy mbola ami-ko FB ilay izy, dia nisy nicomment koa ny hafa, dia liana za oe iza izy? D nojereko tovolahy beau gosse be ze, tonga dia nisy fitiavana zany tato anatiko nefa niahotra kely za noho ny taonako.
Dia mody novaliko merci ilay izy.
Dia nandefa demande d'ami izy fa maika mints za niconfirmer azy, tsapako tena hafa mintsy ny toepoko vao nahita ny sariny aho, zany ve ny coup de foudre ts aiko, dia tonga ami-ko izy dia nicoms tao amiko koa za, ary ho fitsapako raha manana hevitra mitovy ny ahy izy dia nisy sariny iray zay tena tiko ery dia nasiko commentaire oe:"waw, milay be ty sarinao ty, ty indray atao pdp",dia tonga dia novaliny oe "ay raha ze no tinao ozy".
Dia nataony pdp avy hatrany ilay izy, fa nidobodoboka b ny foko t@ze oe misy fitiavana ahy ty tovolahy ty, Dia nivadika ny andro, isakariva izy vao miconect ary miresak zahay, dia nanontany azy aho ny mombamomba azy, novaliny tsara aho ary ze namaliny ahy dia tonga dia noraisiko marina daolo ary napetrako tampoko.
Kevin no anarako hoy izy, 30 ans aho zao, kamboty fony vao 8ans aho hoy izy ary ny bebeako no nitaiza ahy, avy any Antsirabe zahay ozy, fa nony feno 12ans aho ozy dia nalain'ny tante KO iray mipetraka Itaosy ze fa i bebeako ozy efa antitra lotra dia ts nahavita ahy tsony.
Ny asako ozy mpanera phone ao Analakely.
Hay ve OA, ary ianao ve OA manana petite copine? Non ozy, nisy ozy fa vao avy nisaraka tsy ela zahay; dia nanontany ahy koa izy ary novaliko tsara ampamarinana oe za miasa atyDubai, efa mananjanaka, ny vadiko efa lasa nanambady olonkafa sns...
Nivadik ny andro dia nazoto ni j'aime s ni coms be izy ary ny coms ataony dia mitory fitia b mints.
Teo za dia tonga saina, f aona ty bandikely ty, mihanihany sa serieux? Dia nojereko ny ami-ny itako nisy ami-ny iray ze namako, nidirako ny murn'le namako ary itako fa cousin n'le bandy.
Tsy tratra f nanontaniko aingan io cousine io oe"aona io cousin ndry io, MBA anontanio oe matotra v ny resany oe tia ahy izy? "
Dia nanontanian'ny cousine ny izy ary namaly tsara mints ono oe ye tiko izy.
Dia rehf niresak izahay ny andro manaraka dia noteneniko izy,,kevin! Tia ahy ono ianao? Eny ozy fa menatra aho hiteny aminao f tiko ho tsapanao fa tiko ianao, dia za @,io faly be an fa mody novaliko izy oe aaa, za anie zokin'ikevin e, sady za efa niterak, ts mety zany f aleo mpinamana fotsin tsika OA, dia namaly izy, non, aza lavinao fitiavako fa ny fitiavana tsy mametra taona zany.
Hay ve OA dia nanombok teo dia nandeha daolo ny tenimpitiavan retra2 ty, chéri, bisou, malala etc...
Dia voamariko fa @alina fona izy vo miconect ary maika2 aza, fa maninon OA, tsy zany ozy f ny atoandro misera any analakely ,za ozy tsy manana phone, dia ny hariva vao tonga antrano dia misy namana MB mampindrana phone ahafahako miresaka kely aminao. Ary Madagascar ozy tena mafy be fiainana, ny hanikohanina, aza mila tsy ho ita ozy.
Tsapako be le fahoriany dia noteneniko izy oe omeo ahy manontolo anarana feno voasoaratra anaty karapanondronao, fa andefa vola za ividiananao phone, itako hipoka hafaliana izy ary t@ze 800mille fmg teo no nalefako ho azy, faly izy ary nisaotsaotra ery, Teo no nahatsapako voalohany ilay teny oe "sambatra kokoa ny manome noho ny mandray"satria ny fahitako azy faly be dia nananako hasambarana tato ampoko.
Dia azony ny vola dia nividy phone izy. Dia nanontany azy ny @,fandehan'ny asany aho ary niteny izy f indray2 tena tsy mahita client mints ozy dia mody maina na sigara aza tsitany, onena azy ery aho dia nanotany za oe f'anga tsisy zavatra hafa azo atao, dia novaliny aho oe raha misy fond dia mety ty resak phone ty fa tss dia ny an'olon no itadiavan mpividy d ze foin'ny le tompon no MBA omeny avy eo, eny ary ozy za, za moa OA nifankahita taminao, ianao olona ts mbol fantatro ary isika tsy hay na mbola hihaona na tsia fa hanampy anao fotsin aho dia raisiko oe irak'andtra aho MBA nomeny dia MBA tokony hahay hanome koa, ka zao eo ho eo @ohatrinon eo ilay fond mety @le phone ary, faly be izy ary firarintsoa le zao nomeny zao, ary novaliny oe 5millions, ay ve OA, ireto vola antanako ireto OA ambimbola t@vola nalefako t@havako fa sady nanao trano koa za t@io, ka ts ampy 5 OA ty f aleo @fin de mois d andefasako ianao, non ozy alefaso zao zany ozy f itadiavako fanampiny f tsy maninon, eny ary OA, fa tena bandikely vonokiasa tokoa kevin ty zan, no aleo alefa f izy zany no hameno azy, dia nalefako.
Andro 2tao aorina dia nanontany za nanao aona, ça va ny asanao? Tsia ozy fa tsy nahita fanampiny aho, MBA azoko ividinana fitafina s sakafo ary hanefako trosa2 KO ve io vola io ozy, eny OA ampiasao f @manaraka andefasako feno aza ianao.
Dia tapitra ny mois d'août nalefako ny 5millions, dia mazava faly moa izy ary niroborobo b ny fitiavanay tao @facebook, mahatsapa tena ho lasa mivoka ato anatiko ny foko rehefa mitafa2iny izahay, lasa misavoana eny @habakabaka miaraka aminy, nanjary tiko tena tiko iKevin, ary nahafoy vola ho azy isambolana aho hivelomany MBA ts, ahabanga ilay nataony fond, ny fin d'octobre 2017 anefa itako niova izy, fa maninon OA ts zany ozy f miasa saina za f be mpanao b le varotra phone dia ts mandeha tsony, tsikaritro anefa f lasa mizara ny fitiavany dia tsy ainy tsony ny niventy fitia toy ny fanaony taloha, ary Zara raha miresak amiko izy afatsy 10min alohan'ny hatoriany, fa aona OA, aaa, ozy za tia anao fona fa very hevitra fotsin, dia mahita zavatrafa atao ary ve ianao OA, eny ozy hanokatra bar any Antsirabe aho izy ary mila 20millions izany, tsy tratrako zao OA zany, za koa sempotry ny fanaovatrano f rah mety dia @janv 2018 ,@io ny vivre ny alefako azy ts tapaka mintsy, tonga ny janv dia nomeko azy ilay vola, hafaliana ny azy ary nilaza nidina Antsirabe avy hatrany izy, tafaverina avy tany ono izy nefa ts nanome vao2 ho ahy, fa aona OA angah mbol ts nanombok? Tena nividianako tany indray ilay vola ozy fa ys raikitra ilay trano saika hanaovana izany,
Tao aorinan'io dia efa itako niova b mintsy ny relation teo aminay, na zany aza ny fitiavana nitiavako azy tsy niova mints ary tsy nataoko sakana t@ fanomezana fanampiana azy isambolana izany.
T@paka 2017 teo aza dia nilaza tamiko izy f hidina any Antsirabe ono hanao fety, d MB alefa aloha ny vola, nalefako ny vola f ady b nataony tamiko aiza ono ve dia ts MBA nataoko 5millions fa 3.750.000fotsiny, gaga tanteraka aho ary nahatonga ahy hanadihady ny tena momba azy rehf izy lasa nanao fety iny, azoko porofo t@zany fa vao 22ans izy ty f noho ny vie any mada dia oatry ny antitra b izy t@le itako 1er, ary izy sy le sipany dia mbola miaraka tsara mintsy ary zareo mintsy ary no lasa niarak bande Antsirabe.
Tezitra be za, tsy ny fiarahany @le SIPA nahatezitra ahy fa ny laingany nataony tamiko nefa za tena nandeha mahitsy aminy,
Niverina avy Antsirabe izy dia nanontaniko dia niaiky f vo 22 ans f nandainga tamiko satri raha iteny ny marina sûre izy fa tsy hety itia azy aho, fa teo @le oe, sipany dia nanda mafy izy fa ts nandeh tany zany ono ilay SIPA ary zareo aza efa nisaraka. Tsy mbola nomeko azy lou ny porofo f nandrasako fona izy MB itsotra f tsy nisy e, dia nanao pub izy, nanao pub koa ilay SIPA ,ireo sarinjareo dia samy t@toerana iray, noteneniko izy zao ve dia mbola manda iany ianao, fa mbola nanda iany izy, hany nataoko ilay SIPA no nanontaniko dia nanda koa io, ay ve OA dia nomeko io SIPA io ilay porofo, io porofo io moa dia messagen'le cousine Kevin sy messagen'le meilleur ami-ny fa tany Bira zareo, teo tonga dia nobloken'le SIPA aho ary kevin kosa tonga nila ady tamiko oe za ono olona tsy MBA manana fahatokisana, mpampiady olona, sns... Na dia tiany aza ono za tsy mety aminy toetrako fa aleo misaraka, alarobia io andro io, izy ny alatsinainy no nandray vivre avy taty amiko.
Manaja ny safidinao za OA,
Na, zany aza dia nanoratra ho azy fona za nanambitamby azy fa ts namaly tsony izy.
Ny samedi alina raha niditra FB za nisy olona nipartage ny sariko, gaga aho iza io olona io jereko ami-n'le zokin'le ankizin'iKevin, tonga dia nandefasako message ilay ranga oe naninon no tsy niera? Azafady ozy f nahoan kosa za no dia tezitra b d nazavaiko azy teo moa oe io Sonya namanao io ravavin'le saya naka ny olotiko, gaga le ranga a3saya ange ka olotiko mampanantena ahy ho vadiny rehf mby antanindrazana, za e, ka io ranga io @zao any Paris monina s mipetrak any, aona zany OA dia teo nifampitantara teo zahay ary nambarany f efa heritaona ze izy namatsy vola ho an'ny famillen'iSaya na hofatrano na ecolagenjandriny, ny lamodin'ikala, iantohan'io ranga io daolo,, ny alin'iny iany dia nametrahako message ikevin, oe"ianao nandainga sy namitaka ahy indray no niseho milay nandao ahy? Analavitra anao za, fa io sipanao io ary zao sy zao... Noteneniko teo, ay za nataonao MMS ary le ranga nataon'isaya pps, dia zory lalanareo fa za sady ts mitsodrano no tsy manozona kou"dia 'noblokeko kevin, dia toy izany koa noteneniko ilay SIPA oe nilaza tsy niarak sns.... Dia noblokeko kou.
Ny marainany alahady tonga dia nosoloin'ikevin sarin'izy 2 mifampiampofo ny pdp ny.
Narary aho tena narary 2herinandro lasa ze, tsy zareo miaraka no mamparary ahy f ilay fitiavako nataony tsinontsinon, nolangainy aho nefa za tanatin'ny relation nay tsy sasatry ny manontany ary miteny f za ts manakana azy iarak @olon satri bandy izy manana ny filany, fa eeeeeh nanda fona izy, nandainga fona. Dia avy eo za indray no lazainy ho fototry ny faharavana.
Ny lundi, mardi, mercredi naneno fona phone tato antrano ary numero ny no itako eo, ts noraisiko f nojereko fotsin.
Dia t@lundi teo efa nangatsitsika 'ny foko dia na'tsoiko izy rehf itako ny bip nataony, niresak izahay ary niteny izy f nandainga tamiko f niarak fona hatr@ze, f zao tao aorinan'iny paka iny d efa nisarak blablabla teo.
Mody Hendry s Tony aho f itako f mbola lainga fona ty lazainy,
Dia omaly 12 mai niantso ahy i'ndray izy f nahare fa notantaraiko t@le ranga tany Paris ny resabola nifanaovanay hatrize, nilaza ny nalahelo dia niteny2 maro tamiko teo dia ma'ndrakizao tsy niresaka tsony nefa t@11 vo nitaraina tamiko oe MBA andefaso vola fefa tss hanina.
Marihiko fa tanatin'ny 2semaine aho dia nitomany andro aman'alina, vesaran'ny tsiaro, embona, ny lasanay, sy ilay fitiavako azy lalipaka b ato anatiko

Fanontaniko aminao mpamaky, amiko fitiavambola no niresahan'ikevin fitiavana tamiko, nahatratra 62.353.000fmg ze vola nalefako ho azy ny juillet2017-avril2018,koa raha io fitiavambola io, mety hanenina ve izy nanary ahy? Naninon no nandainga tamiko fona izy nefa za ange mi comprendre e, za ts petite gamine. Ary za aza efa mampionontena ka miteny aminy fona oe za anie kevin e, mety ts hihaona aminao fa za mbol @2025 vo mety hody ka mety aminao ny manambady s miteraka aloha dia any aoriana any vao miresak fitia, fa nanda fona izy ary teniny moa oe hiandry ahy fona izy ary ts mbol nisy olona nihevitra azy toy ahy ka tiny za tena tiny ary mandrakize izany,
Mila hevitra aminareo aho,ny @tokony hatao ,tsy laviko fa tena mbola tiko be kevin, olona mbol tsitako izy an, fa gaga aho tena mitoetra ato ampoko tokoa, dia eo no ilako torohevitra aminareo namana
2. Aandrianina1 ( 13/05/2018 22:34)
Paka 2018 fa diso kely za
3. endriny ( 14/05/2018 03:12)
Tena mampalahelo ahy ianao, samy vehivavy isika

Sarotra ny fiainana eto. Ianao moa ve atoro an’izany. Ary maro ny lehilahy no manao jombilo fotsiny.

Mahafinaritra ilay toetranao mahatoky, saingy aza mitia ny tsy hita.

Mankahery anao any an-tany lavitra any
4. Aandrianina1 ( 14/05/2018 04:38)
Endriny!! Merci bcp @fankaherezanao ahy, efa noeritreretiko ihany oe sao hataon'iKevin mamasosy fotsin aza za ty, nefa tsy resy lahatra za satria t@volou tena tsy MBA henoko mints izy nangataka vola tamiko, io toetrany io no nahatafalatsaka be ahy taminy fa nanomboka ny novembre iny izy vao tena niova, fa noraisiko oe, efa akaiky be azy aho dia tsy mihafahafa tsony izy,
Ny mahagaga ahy raha ireo vola nalefako ho azy ireo tokony hanana tahiry izy nefa dia milaza fa tsisy na sigara na mega aza @zao,
Sa ve ze ilay oe vola niditra t@kilodokoda dia nivoka @kilavadavaka?
Raha tsy izay, atao oe mbola manohy mandainga amiko fona izy fa mbola te hangoronkarena, dia heveriny ve fa ahasoa azy izany vola azo avy @fanararaotana ny fitiavako azy zany?
Zaza saina ikevin ary ny teniko farany taminy afak'omaly dia oe efa tiavo io sipanao io dia tohizo lalanareo fa nareo beau couple be, mbol nanamafy izy fa tsy mety tsony ono ny anjareo ary izy za no tiny.
Analavitra azy ve za? Mety ve tsy iresahako aminy tsony? Afak'omaly izy ilay nitaraina vola io nitontona week end ,dia mino za fa anio lundi izy zao hanantena, za dia tsy mahay miteny mahery aminy izay no mampahagaga ahy fa raha ny nataony tamiko efa tokony sahaza azy ny teny mahery vaika.
Very hevitra aho
5. Aandrianina1 ( 14/05/2018 22:38)
Tafaresaka t@kevin indray za io hariva io, niandry mafy ny vola nangatahiny t@week end ono izy nefa ts nalefako tandroany lundi, maninon ono za no mamono azy toy izao, mijaly anie ono izy any. Novaliko moa izy oe ny lainganao no nanimba zavtra betsaka OA, eny ozy ny sakafo ozy itady iany za na 10mille isan'andro aza, fa ilay cadeau d'annif @29 mai izao ozy aona iany, taorinan'le oe nividiany tany mantsy d nijanon tss natao izy f mikarenjy fotsin d niten oe MBA te hanana auto hatao taxi ozy, dia novaliko izy t@ze oe rah sitrapon'Andtra dia ataoko cadeau nao, kanjo ny 30avril iny le nisarahany aho, d efa ts niasako saina tsony zany cadeau zany, saika haka avance tato ampiasana mints za ary oe haloako tsikelikely 35millions f efa niova hevitra aho satria tsapako b f tsy mitovy ny fitiavanay, ny azy tena vola fotsin, dia novaliko moa izy teo oe efa tss tson zany f saika hataonao inon indray zao vola b zany? Hifetenareo annif v sa hanaovanreo mariazy, somary nivazivazy za, non ozy fa enw kou ty, ianao iany miten f bandy za mila manao nefa ianao saropiaro b, d 'novaliko izy oe ny fahatsoranao no nilaiko fa tsy famokisanao lainga ahy lava zao,
D, teo moa d nikafarafara teo oe ny atao oe mpifankatia dia mifanampy s, mifanohana, ianao itako afaka manao izany amiko tsara, gaga aho tena gaga f tia tena lotra ikevin, tsy tsaroany ny lasa retra2,ezaka nataoko MBA hanany asa f izy no nanodina ze vola kasaina natao fond ho zavatra hafa, tia tena izy f izy ary tss ninoninon tsony nomeny ahy hatr@janv no nakaty, resampitiavana mamy ohatry ny taloh io, f Zara rah misy oe bisou sisa rehf mamaran message iny izy, za moa ts naka lagy satria fitiavana zany tsy azo atao antery, f ze teny avoka ny vava na soratan'ny tanany moa zany ny anay eto dia tokony avy ampony f ts oe atao tsianjery fotsin.
Dia tapaka moa ny phone fa lany credit,
Tiko tsy iresaka aminy tson mints manomboka demain ka asa, ho tantaraiko aminareo eto iany raha vitako izany, tsy te hiresak tsony mints aho mantsy f hanantena ny vivre indray izy @21 d 'y cadeau ny nefa efa itako b f tss fitiavan ahy tsony izy, ilay any akaikiny no tiny, tsy mampaninon ahy zany f miandry fotsin za oe mbola ho avy ilay andro ahatsapany fa tena tia azy tokoa za. Tiko mintsy ahare f nanenin ny nataony tamiko izy
6. Je-Suis-Charlie ( 17/05/2018 09:09)
Bonjour,
Mampalahelo ahy ny zavatra mahazo anao, zavatra efa nahazo ahy io mahazo anao io, efa tena fay zao ary tena fay fay fay!
Nifanoratra t@ bandy maro² aho, t@ voalohany aloha dia namana fotsiny, nandeha ny fotoana dia tsy resaka sipa ilay izy fa tena resaka madio, nanomboka @ zay indrindra fa ity namana iray izay milaza fa en instance de divorce, lazainy fa mijaly izy, hampijalian'vadiny, navokany tany ivelany hatramy ny entany, very asa, tsy misy ho hanina sns.
Manomboka be loatra ilay fitarainana ka mba te hanampy azy aho. Nanampy aloha entana, famataranandro sns, lasa fangatahana finday zay tena lafo vidy tokoa mba hifampiresahina tamiko, nanomboka @ zay ny fangataham-bola, tena mitovi² @ nahazo anao ny nahavoa ahy!
Be ireo vola efa lasa ary nanomboka tsy dia hita firy izy fa lazainy fa sahirana mitady asa. Efa herinandro tsy nisy vao² intsony, roa herinandro, nasaiko naka renseignement momba azy ny olona fantatro ary inona hoy ianao? Olona manambady ara dalana, miasa ara-dalana, manan-janaka vavy kely iray efa 4 taona;
Ny tena loza dia direktera ao @ (S) io bandy io, tompon'tarika iray malaza manao mozika, izy mpitendry gitara,
Tratra daholo ny lainga moa nolazaiko azy ny zavatra rehetra fantatro dia iny izy tsy hita intsony mandrak'izao. Hitako ao @ FB izy fa tsy te hiresaka aminy intsony aho mandrakizay.
In-telo aho no tratran'bandy mpandainga ary tena nanmpy azy ireo aho eny na dia tsy nanaiky resaka fitiavana t@ zareo satria mifanalavitra loatra izahay.
Ry zareo ao Bira ao moa izaho aty ivelany.
Fay aho, tsy hifanoratra intsony @ olona mifanalavitra amiko.

Anatra ho ahy na ho anao: hatsaharo ny resaka fitiavana raha mifanalavitra ny tena fa tsy misy ary tsy hisy mihitsy zay hoe fitiavana izany raha mifanalavitra ny roa tonta , raha tsy hoe mifanaraka avy hatrany ny hifankahita aloha!

mahereza e ! ataovy hanatra daholo izany rehetra zany;
7. Aandrianina1 ( 17/05/2018 09:35)
Tena misaotra betsaka anao aho fa ikevin kou ange ka avy ao Bira e,
Asa akia na isika irery ary ivelan dia mila fitiavan zany an, f eny e tena hanohitra mafy aho.
Omaly tontolo ny antso antarobia ts ankijanon avy aminy, tsapako b oe akaiky indray ty ny 21 indrindra kou fety dia mila ahy izy.
Na mbola tena feno azy ary aho io dia tena hanohitra aho mba hitsakotsako azy ny nenina fa tsy hisy olona ho itany vetivety hisolo ahy @zao, eny na fantatro ary @zao fa misy koa vehivavy any ho any mitovy toetra amiko,
Isika zany zao apetraky zareo oe"mamasosy"@ zao? Dia ho lozany mieritreritra izany satria za nitia sy nanampy azy dia tena t@fitiavana lehibe tokoa tato ampoko.
Misaotra anao fa nitondra hery ho ahy ny valinkafatra napetrakao.
Fa za maniry ka maniry koa ny ahatsapan'izy ireny fa tena fitia ny antsika tsy nila tambiny taminy
8. Aandrianina1 ( 17/05/2018 09:43)
9. Aandrianina1 ( 17/05/2018 09:45)
10. Je-Suis-Charlie ( 17/05/2018 20:13)
Mba loza ko zany e! ilay bandy mpandainga be iny ko anie ka any Bira ary ny asany ko mpanamboatra finday e! mahagaga e!

Fa zay retsy a! aza mandatsaka ranomaso na dia pitiny aza @ io bandy io, izany anniversaire-ny zany dia adabohy any fa olona tsy mendrika ary tsy fanao ianao akory!
Izao aloha dia efa tratra im-piry zay ka dia izao fay zao a! Very vola be fotsiny ndry, vola tokony nahavitana zavabe dia be, tsy manenina ny zavatra vitako aho fa tsy ho voa intsony mandrakizay!

any ho any zao misy namako tena mbola ao anatin'ity tantarantsika ity, mbola tsy tonga saina hatramizao fa maty tatahan'ilay bandy ao fotsiny, asa re fa toa misy fahamarinana ihay ilay fitenenana hoe mahajamba ny fitiavana, any zao ilay vavy zay, ny vady aman-janak'ilay bandy ao antananarivo ao fa ilay bandy lavitra azy dia revo ao izy, lazainy fa en instance de divorce ko nefa lainga be fotsiny! sady tsy azo tenenina fa manao ny loha beny fotsiny nefa efa hita maso, azo tsapain-tanana zao fa fangatahina entana fotsiny sy vola no tanjon'ilay bandy!
Akory atao e! efa samy niteny azy daholo ny rehetra fa e!e!e! tsy ho tonga saina ihany ve izy @ farany e
Mahereza aky a !
11. Aandrianina1 ( 18/05/2018 15:50)
Ay akia, tena nitovy tamiko mints izy zany, iza no tsy efa niteny ahy f ohatrireny azon'ody ireny aho, tena tia be an'ikevin ny foko, ny saiko indray2 mibedy ny foko fa tomany no vokatry ny adin'ny saiko s ny foko, dia inon f ze mahafaly ny foko ataoko, tena zany ange no oe efa tsy rarahin'ikevin aho e,f vao miha ohatry ny mampitombo fitiavako azy zany.
Faly aho ankehitriny f vo mitady hihabetsak ny pourcentagen'ny oe il me manque dia tinga dia averiko antsaina ilay pdp nataony ze, miaraka @legende oe:
12. Aandrianina1 ( 18/05/2018 15:54)
13. Aandrianina1 ( 18/05/2018 15:58)
Dia sarin'izy 2 mifampiampofo no eo, tsy nosaininy akory f volan'ity olona mitia azy @fony manontolo izany no iarahanjareo midola, tsy nosaininy akory fa na izy no oatrizao dia ny fitiavako !!!
Ze no tiko amantarana aminareo namana oe mbol hanenina iany ve Kevin indray andro any?
14. mirananirina ( 23/05/2018 21:01)
Mampalahelo be mihitsy ilay tantaranao. Efa tratra toa anao io koa aho t@ mbola tanora 25 taona teo aho ary efa niasa. Ny ahy indray moa olona niaraka tamiko fa tsy resaka serasera. Ary ianao raha vao manome azy indrepa dia angatahany foana. Fotoana niarahanay aza izy nandeha nangata-bady tany Moramanga. Tena jamba fitiavana t@ izany dia nanaiky foana. Nandà mafy izy fa tsy nisy izany nefa cousin-ny nilaza fa tany zareo nangatabady sns..
????Marina fa tena tia azy ianao ka natoky be ny zavatra lazainy kanefa izao. Ny fitiavana dia tsy resaka vola, tsy resaka fanana, ataoko angamba fa voa ianao izao ary tsy ho tratra intsony mandrakizay ohatra ahy.
Ilay sipako taloha io aza hitako tao @ FB dia niantso ahy messenger dia niresaka izahay t@ herintaona io. «ratsy be izany feo any izany hoy aho» dia hoe « tsy izany fa tel foza ity dia tsy maheno tsara, fa raha mba andefasanao tel aho izao tena faly be»
???? Jereonao fa mbola sahy foana izy efa firy taona ela be taty aoriana. Efa lehibe moa aho.
Fa nanaparako atezerako @ izay ary..izy ary @ io zokiko 5 taona.
Fa hafatra kely ny ahy aza miaraka @ olona raha vao resabola no asesiny aminao. Fitiavana moa samy manana tiany fa ohatra ahy manokana raha vao bandy kely na zandriko amantaona dia tsy mierika any aho.
Mirary soa ho anao dia mitadiava solony haingana hanadinoana azy.
15. mirananirina ( 23/05/2018 21:11)

Aandrianina1:




Raha ireo olona asehonao @ FB ireo tokony tsy alahelo akory ianao na kely aza. Tsy hoe manaratsy olona akory aho, izaho aza tsy tsara. Fa hita tena mbola zazakely mihitsy ireto izy. Ianao efa mba lehibe ihany.
16. Aandrianina1 ( 24/05/2018 10:21)
Mirananirina!!!misaotra betsaka fa ampy isainako mintsy ny tantaranao,
Dia io ex nao niresaka taminao farany v dia tsikaritrao oe nisy fanenenana t@nataony taminao ?na koa tsapanao @fomba firesany fa sambatra izy ?ny ahy ny andrasako mafy ho tojo an'iKevin dia ny nenina .
Hitako hanampatoniana ny foko rehf reko fa nanenina izy.
Za avy efa hitia tsony ka tst hijery olokafa tsony za,sitrany solo solo ozy Tence Mena ze.
17. mirananirina ( 24/05/2018 15:29)

Aandrianina1:

Mirananirina!!!misaotra betsaka fa ampy isainako mintsy ny tantaranao,
Dia io ex nao niresaka taminao farany v dia tsikaritrao oe nisy fanenenana t@nataony taminao ?na koa tsapanao @fomba firesany fa sambatra izy ?ny ahy ny andrasako mafy ho tojo an'iKevin dia ny nenina .
Hitako hanampatoniana ny foko rehf reko fa nanenina izy.
Za avy efa hitia tsony ka tst hijery olokafa tsony za,sitrany solo solo ozy Tence Mena ze.

Tsy misy fisaorana.
Io ex io dia mbola hitako ihany ilay toetrany fetsifetsy sy laingany fahiny. Milaza izy fa tsy manambady hono fa haka vady fa nanenina sns... dia novaliako moa hoe aleoko milevim-belona toy izay hiaraka aminao. Ni insiste ihany izy 1 volana teo ho eo fa leo ihany farany. Izahay rahateo moa mifanalavitra be ny toerana. Vao indray andro ve ianao miresaka amiko dia andefaso tel no lazainao. Zatra loatra ilay fahiny manko izy. Ohatra tantaranao io mihitsy e. Izaho manome, izy etsy andaniny manome ilay sipa. Mazava ange izany fa iny sipa omeny iny no tiany e.
Tsy tsara intsony miverina miaraka aminy satria dia hitany fahalemenao dia ho averiny indray ilay hataka fa mety ovainy fotsiny fomba fangatahany toy ny hoe: alaiko vady ianao sns... ny mety hoy aho dia adinoy tanteraka izy na mafy be aza izany. Manandrama indray miresaka @ bandy hafa fa mety hanala alahelonao izany. Adinoy tanteraka izany Kevin Kevin izany. Dia aza miaraka intsony @ bandy kely fa dia ataony mamasôsy fotsiny.
18. Aandrianina1 ( 24/05/2018 18:52)
Mirananirina!!!tena aleo aloha hilamina le bandy hafa an, ohatry ny matahotra be za, satria hevitra 2 mifanohitra no ao ambadik'ireto fiteny 2, mibahana be ato antsaiko ireto manoloana ny safidy oe ande hanandrana hitia hafa:
1-aleo tina toy izay tia
2-olona iray tsy ahasambatra ahy no tena iriko , fa olona iray hotiaviko mandritra ny fiainako.
Dia tena mampiasa loha be ilay fitiavana, mankahia, no tsy afaka antsaina mintsy ny lasa retra2, mankaleo b, zao vao itako ny mahatonga ny olona oe azon'ny fakampanahy manao suicide.
19. Je-Suis-Charlie ( 27/05/2018 17:18)
kiii leaza aa! tratra daoolo zany isika ko, ny mahagaga anie dia tokony hoe isika vehivavhy no mba mangataka zvtra @ bandy e! nefa zao ny bandy indray no manataka, sady tsy mety afampo fa raha vao manaiky indray mande ianao dia tsy mitsahatra intsony fa omeo, omeo, omeo!
Aleo atao hanatra daoolo ireny e!!! dia zao ko a, aza mba minomino an'ireny bandy mamboraka fitiavana fahatany eto @ interineto indrindra fa raha mifanalavitra ny toerana hipetrahana e! tsisy mahita zay ataony any aminy any ! aiza ko no hisy bandy tsy hanana sipa fa andeha hamboraka fitiavana fahatany eo fotsiny!
Marina akia ny andry a, aleo aloha hilamina raha resaka fitiavana dia mba ho hadinondry tsara aloha ny zvt rehetra nahazo andry e!
20. Manantsoarandria12 ( 05/06/2018 11:58)
Tena mampalaelo be lay tantara, Maro ny lela sy vevavy eto Mada no manao anio ary tena misy olona mivelona amnio mintsy eto (mila mailo). Fa sarotra lay toerana eo a@lay izy fa le toetranao tiko sady mampalaelo fa nararaotiny sasany.
Ra @ko manoka alo lay toerana an: Nataony KEV MMS fotsiny enao ary Lay SAYA dia manaO PPS, zay fotsiny alo dia manamarika oe iraisana lay anizarao.
Azonao angamba ny toiny fa Ajaranao no mieritrertra, enao mamplaelo fa nitia tam fo nefa nararaotiny sasany.
Aza malaelo fa mbola oavy ny anjaranao dia courage amboary ny fo sy ny saina, sarotra zan tena sarotra fa mila miezaka be enao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0756