Ny porofo fa misy Andrmntra

61. gasy1zay ( 28/02/2018 21:25)
Efa hoe rehefa zanak'Andriamanitra ianao rhaj0 dia omeny ny Fanahy Masina mitoetra ao anatinao, ary rehefa zay no mitranga dia vita tombokase ianao fa azy ary hovonjeny raha tsy hoe nga tena niverin-dalana ilay zanaka ary tsy nino intsony ( apostazia).

Ny fanontaniana zany dia hoe tena zanak'Andriamanitra tokoa ianao sa tsia, fa raha eny ny valiny tokony tsy hampanahy anao ny fiainana mandrakizay.
62. rhaj0 ( 01/03/2018 00:05)
Ka tena sûr ianao ao ry GAsy1zay fa TSY "matahotra" ny TSY ho "zanany"?
Ankoatry ireo fatahorana ny "Afobe" sy "Satana" sy "vodi-fanjaitra" ary "Ry Taranaka Tsy Mino Sy Ratsy Fanahy"??

Hotry ny pli-vava mampahery tena fotsiny izy izany re ry Gasy1zay. Satria, dia inona foana no mampipapapapa ana(re)o ka mivavaka (matahotra) ao ee?? Inona foana ity isan'andro mihiratra dia hoe, "mifona aho ka mifona"? Tsy tahotra ny tsy ho voavela ve izany?

Sampona mihintsy anie nareo ao ry GAsy1zay fa mba mandinihi-tena ange eee... mandeha be ilay imazination, dia mamoromporona raha sampona ao, dia mifompona ao mangataka famelana, dia misaotsaotra ao fa voavela instantanément ao indray HONO, dia manandra-tena fa izylay, dia falibe indray HONO.

Dia izany foana isan'andro mihiratra ooo??
63. Miharena ( 01/03/2018 05:09)
Raha manaraka ilay lojikan'i Rhaj0 aho dia mahita fa voan'ny fijerena tandrimo satria mijery ivelany izay ataon'ny Kristianina rehefa mivavaka Rhaj0.

Isanandro tokoa no angatahina famelan-keloka satria tsy fantatrao izay ota miafina sy mbola mitampify nandritra ny andro niainanao sy mbola iainanao.

Mila madio eo anatrehan'Andriamanitra rehefa tonga ny fotoana hodiana ka hanatrika fitsarana.

Ny porofo fa misy Andriamanitra dia tsy lavitra fa MISY IZY matoa MISY ISIKA.

Rehefa tsy manaiky izay ianao dia isan'ny marary saina angamba aloha fa tsy olombelona VOARY sy ARY feno sy tomombana.
64. RBNIR ( 01/03/2018 05:51)

rhaj0:

RBNIR:
"Jesosy no famantarana ny amin'ny fisian'Andriamanitra..."
...arak'ilay efa resaka efalabe teto hoe:
Ary ny Baiboly no hanamarina ny Baiboly.

Ity misy olona iray tsy ao anaty baiboly izay manamarina ankehitriny fa mbola velona any marina tokoa i Jesosy ary dia niverina nampianatra indray Izy sady nanoro ny secret n'ny bokin'ny apokalipsy...

65. rhaj0 ( 01/03/2018 12:30)
Tena mbo tsy azoko mihintsy ry RBNIR itony kah... Raha nikatona tao @ tanana kely fahiny ny olona, miaraka @ fahalalana-kely ananany ao, dia mety possible ihany ny ho voambaka dia mino, fa i Belazao HONO no "voafidy" hanavotra ny tanana kely.

F'izao nama efa 7 milliards de voisines + interinety. Dia izay Hrnrn ve? i Hrnrn???

Efa nanontaniana ity, fa nihodikodinan'i RbNIR fotsiny. Mifanisa @ volo-maso sa mifanisa @ volom-pe ny olona manaraka an'i Hrnrn ao ry RBNIR?

Sa i RBNIR, izay tarabe @ Hrnrn, dia kotiana x1000? Satria HONO @ mason'Andrmntra dia azo kotiana x1000 ihany koa io ny Hrnrn&RBNIR, satria Kristiana-préféré??

Mety tsara io ao @ imazination-nao ao ry RBnir fa dia reveo ao izany eee...
66. RBNIR ( 01/03/2018 12:48)

Ka otran'izay koa ange i Jesosy e! tanana kely tsy nisy dikany no niandohany, fa ankehitriny Izy mondiale, sady tsy lefy laza....

Raha araka ny kajikajin'ny olona tokoa dia mety hoe tsy ho possible mihitsy izany hoe gasy kely no hampafantra ny olona rehetra eran-tany ny amin'ilay Andriamanitra tokana sady Marina nefa hoy i Jesosy indray andro hoe....

« Ary Jesosy nijery azy ka nanao taminy hoe: Tsy hain'ny olona izany, fa hain'Andriamanitra ny zavatra rehetra. » (Matio 19:26)

Tsy hain'ny olona izany.....fa hain'Andriamanitra ny zavatra rehetra....

Izao fotsiny no hafatra, efa nampahafantarina ianao fa ianao mihitsy no minia tsy te hino....

Koa dia afaka ny adidy rhajo an!! tsy hifanome tsiny isika indray andro any an!

67. rhaj0 ( 01/03/2018 13:11)
Efa nanontaniana ity, fa nihodikodinan'i RbNIR fotsiny. Mifanisa @ volo-maso sa mifanisa @ volom-pe ny olona manaraka an'i Hrnrn ao ry RBNIR?
68. RBNIR ( 01/03/2018 13:16)

rhaj0:

Efa nanontaniana ity, fa nihodikodinan'i RbNIR fotsiny. Mifanisa @ volo-maso sa mifanisa @ volom-pe ny olona manaraka an'i Hrnrn ao ry RBNIR?

« Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao. » (Joba 8:7)
69. rhaj0 ( 01/03/2018 13:20)
Ameo ISA hoe ry RBNIr?
Tena liana dia liana mihntsy aho eee... hoe FIRY ianareo ao?

Tsikaritro izao, fa itsy lohahevitra galakisia itsy, dia nisy efa ho 1000 mpamangy. Ny ekipanareo ve no nasain'i RBNIR nandalo teto, namaky ny demonstralation (vendrana) nataon'i RBNIR sy ny tirou nohary teto io?
70. gasy1zay ( 01/03/2018 13:47)

rhaj0:

Ka tena sûr ianao ao ry GAsy1zay fa TSY "matahotra" ny TSY ho "zanany"?
Ankoatry ireo fatahorana ny "Afobe" sy "Satana" sy "vodi-fanjaitra" ary "Ry Taranaka Tsy Mino Sy Ratsy Fanahy"??

Hotry ny pli-vava mampahery tena fotsiny izy izany re ry Gasy1zay. Satria, dia inona foana no mampipapapapa ana(re)o ka mivavaka (matahotra) ao ee?? Inona foana ity isan'andro mihiratra dia hoe, "mifona aho ka mifona"? Tsy tahotra ny tsy ho voavela ve izany?

Sampona mihintsy anie nareo ao ry GAsy1zay fa mba mandinihi-tena ange eee... mandeha be ilay imazination, dia mamoromporona raha sampona ao, dia mifompona ao mangataka famelana, dia misaotsaotra ao fa voavela instantanément ao indray HONO, dia manandra-tena fa izylay, dia falibe indray HONO.

Dia izany foana isan'andro mihiratra ooo??

oh ry rhaj0, nareo nga rehefa mivavaka sa t@ ianao namonjy fiangonana dia resaka tahotra foana? Mbola tsy henonao nga zany hoe raki-pisaorana zany? zany hoe vavaka fiderana zany? fiekempinoana? Tsy vavaka matahotra zany ny atao any ampiangonana na dia misy aza ny vavaka fifonana e!
Tsy manana tahotra aho fa ianao no tsy haiko
71. rhaj0 ( 01/03/2018 14:09)
Ka tsy marina zany ve izao "fifonana" isan'andro mihiratra izao?

Asa ianao raha mitaiza zaza ao, fa raha izaho aloha, izany culpabilisation "isan'andro mihiratra" izany dia TSy ho ataoko.
Ary "tsy hainao" marina ny saina madio sy mavitrika mifoha marainan'ny Siantista :-)
72. gasy1zay ( 01/03/2018 14:59)

rhaj0:

Ka tsy marina zany ve izao "fifonana" isan'andro mihiratra izao?

Asa ianao raha mitaiza zaza ao, fa raha izaho aloha, izany culpabilisation "isan'andro mihiratra" izany dia TSy ho ataoko.
Ary "tsy hainao" marina ny saina madio sy mavitrika mifoha marainan'ny Siantista :-)

Ilay izy dia tokony efa tapakevitra ianao fa tsy hanota intsony rehefa nibebaka, fa raha tsapanao fa mbola nisy tsy nety vitanao dia mifona ianao, tsy misy resaka culpabilisation zany fa conviction du pêché. Culpabilisation dia manenjika anao foana ny eritreritrao ary lasa manambany tena ianao, ny conviction du pêché dia nahatsiaro tena ianao fa tsy mety ny nataonao dia te hiova ho tsaratsara kokoa hatrany.
73. rhaj0 ( 01/03/2018 15:20)
isan'andro mihiratra i Rakrisy dia "mibebaka" foana.

Omaly ve ianao efa "nibebaka" ry Gasy1zay, dia TSY mba maka lesona, fa rahampitso dia mbola eo ihany?

Pli-vava fotsiny ilay izy. Dia io tena mbola averimberin'i Gasy1zay TSY ampiheverana eto io koa.

Fa "tsy hainao" marina ny saina madio sy mavitrika mifoha marainan'ny Siantista :-)

Dia jereo anefa Ingahikely hendratrendratra :-)

74. gasy1zay ( 01/03/2018 15:32)
ka le fifonana atao rehefa diso fa tsy midika izany hoe maloto saina sy tsy mavitrika ny kristiana rehefa mifoha e!
75. rhaj0 ( 01/03/2018 15:47)
isan'andro mihiratra manao pli-vava?
76. gasy1zay ( 01/03/2018 16:05)
fa inona mintsy ny probleman'i rhaj0 no terenao ho matahotra, mi se sentir coupable, tsy sambatra, badrahotra, tsy makany an-danitra, tsy zanak'Andriamanitra, tsy valian'Andriamanitra vavaka, sns... ny kristiana e?

Tsy mino an'Andriamanitra ianao, d'accord tsy maninona fa zonao zany , fa hitako ohatrany tsy faly zany rhaj0 rehefa miteny ny mpino hoe sambatra aho ao amin'i Jesoa dia tadiavina daoly zao zavatra rehetra zao ilazana fa tsy mitombina zany, ka raha sambatra ary ny kristiana rehefa mifona aminy isan'andro, moa tsy mahatsiaro maivana ve ireo vazaha mitantara ny fiainany amin'ny psy? Tsy azoko hoe mila porofoina koa ve hoe fa maninona no sambatra raha milaza hoe sambatra? Ilay fahasambarana zavatra ao anaty ka na mino i rhaj0 na tsia tsy mampiova ilay zavatra tsapako ao anatiko io.
77. rhaj0 ( 01/03/2018 16:59)
hi hi hi... tsisy problema ry Gasy1zay fa ... rehefa mahare pli-vava sy incohérence ary absurdité ve ny tegna dia ho avela handalo fotsiny? Asa ohatra ireo "Kristiana tsara sitra-po" antsoiko lava eto mba hi-réagir @ pli-vava sy incohérence ary absurdité mandalo eto, fa raha iaho, dia mba ... mampieritreritra e... mampieritreritra.

Ka virtuel eto ny resaka ho'a, ary dia io dia ataoko anararaotana andaminana ny argumentation-ko ato. SAtria rahefa rahatrizay manatrika pli-vava sy incohérence ary absurdité "tena izy", dia mba kingakinga kokoa mamaly eee.. :-)

ka io izany, na dia isan'andro mihiratra azany ry Gasy1zay mpipapapapa mibebaka HONO, minananana mifona HONO, dia ny hitenenany bebaka sy fona no ela, fa vao mitodika avy eo izy, vita Amen, dia "sambatra" HONO izy eee... Isan'andro mihiratra. In-3 isan'andro akoirny azany.

normal ve izany?
78. gasy1zay ( 01/03/2018 18:40)

Izay tamin'ny mbola kely dia faly ery fa ny ray aman-dreninay tsara fanahy be na manao betise aza tsy voakapoka zany fa voateny fotsiny hoe tsy mety zao sns... Tsy normal ve raha sambatra amin'zany?

Dia ohatra hafa koa, misy olona sambatra ery fa ny vadiny be fitiavana loatra ka na manao ny tsy mety aza izy ka mifona aminy dia hoy ny vadiny hoe tiako foana ianao fa aza mamerina intsony an!tsy normal ve raha sambatra amin'zany

Ka tsy normal ve ry rhaj0 hoe na tsy nety aza ny natao rehefa miaiky diso ianao ary vonona ny hiova dia mahazo grace satria jesoa no maty sy voakapoka noho ianao?

79. rhaj0 ( 01/03/2018 19:44)
samy mandalo an'izany mifona/voavela izany daholo ny olona ry Gasy1zay fa tsy hoe ianao sy ny Kristiana irery aa.. Saintsaino ao raha mahay an'izany noho ny Boudista ohatra nareo Kristiana ireo (halalino kely Dalai Lama).

Fa ny maha-samy hafa azy, dia i Gasy1zay, (in-3) isan'andro mihiratra, dia mpipapapapa mibebaka sy minananana mifona.

Normal ve izany? ;-)

Ilay "jesoa no maty sy voakapoka noho i Gasy1zay" indray k'lou dia tena mba imazination tordu n'enareo. Manitatra gratuit. Ivereno ny BAiboly, dia lazao mazava tsara eto hoe, fa naninona no nahantona t@ barre fixe Jesosy.

Fa tena tsisY idiranao izany io ry Gasy1zay aa.. "no offense", hozy ny anglisy, fa z'inona koa izay ianao... Ianao irery ry GAsy1zay no mamaritra ny tenanao ho préféré an'i Jesosy, fa ny hafa rehetra mijery anao... mivanitika :-)
80. gasy1zay ( 01/03/2018 20:29)

Fa inona hono ny antony nahafaty an'i Jesoa araka ny famakin'i rhaj0 azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8809