"Il se passe quelque chose au centre de la Galaxie"

81. rhaj0 ( 19/02/2018 20:07)
Ny big bang dia...

Izao ee... rahefa mandinika ny ankehitrio, dia mahita fa mihanaka (expansion) ny tontolo. Miha-mifanalavitra daholo ny kasingabe sy bolonganabe ao anaty tontolo, dia ireo galaxies izany. Ireo galaxies sy tambabe-na bolongana ao no mifanalavitra. Fa ny ao anatin'ny galaxie indray, dia mihodikodina misahotaka ao ireo kintana.

Ohatra izany. Ny Galaxie La Voie Lactée (ilay antsika) sy ny Galaxie Andromede (ilay atsy @ 2.5 millions light-year) dia "mifanalavitra mihalavitra" hatrany.
Fa ny ao anaty Galaxie-ntsika indray, ny Kintana Proxima Centauri sy ny kintana antsika, Soleil, dia mandihidihy mihodikodina ao anatin'ilay la Voie Lactée ao..

Dia raha manao "dihy miverina" izany, rahefa mandinika ireo GalaxieS mihanaka ireo, dia azo eritreretina tsara hoe, niainga tamina bolongambe iray io tontolo mihanaka io. Dia rahefa atao ny kajy, dia tany @ 14 milliards d'années ilay bolongambe no ... "nipoaka". Io izany ilay "big bang".
82. gasy1zay ( 19/02/2018 20:32)
ohatrany hoe zany t@ voalohany ny tany bolongambe dia hoy Andriamanitra hoe misia ny mazava tonga dia big bang? ao ary fa tsy ataoko zay hahasaropiaro an'i rhaj0 @ theorie de big bang-ny! aza sorena moa e!
83. rhaj0 ( 19/02/2018 21:38)
Io ilay izy ry Gasy1zay aa.. fa dia azonao atao izay tianao ataonao fa malalaka ny tany, ka dia ao ianao izany anolakolana ny resaka hifanitsy @ Baiboly ao. Ka dia aleo indray hoe henoina kely ny teorianao ry Gasy1zay, sahala @ ilay grand theorie unifié an'i RBNIR teo io...
mba misy ihomehezana, ambara-pahasorena indray :-)
84. Miharena ( 20/02/2018 04:06)
Ny an=dRhaj0 dia manao resaka efa fantatra tsara momba ny kintana sy ny galaksy fa tsy miditra mihitsy izy rehefa misy miresaka hoe izao no lazain'i Jesosy.

Izany hoe tena mihevitra mihitsy izy fa tsy niteny ary tsy nisy ary tsy misy Jesosy.

Ka izay ve no izy aloha alohan'ny hanohizana iresahana amin'i Rhaj0?
85. RBNIR ( 20/02/2018 05:48)
[/quote]
Tena zava-dehibe anie RBNIR ny mahita olona tsy mino ohatrany rhaj0 nefa dia mahavita mintsingoloka ao anaty baiboly ao mitady hoe marina ve sa tsia ny ambaran'ny Kristiana 1 aminy e!
[/quote]
Zava-dehibe v ny fanohanana hevitra olona iray milaza fa hoe tsy hisy kintana hiraraka sy tsy hisy farihy afo izany ry gasy1zay,

P.S : misy marina tokoa ny olona mangetaheta fahamarinana, miady hevitra ampahamendrehana ary dia manaiky rehefa diso ny heviny ka mandray ny hevitry ny sasany...

misy kosa no efa voapetaky ny vy mahamay ny lohany, ka na efa hitondranao porofo mivaingana aza dia ny hanohitra anao foana no masaka ao andohany...

Aminao iza amin'ireo karazan'olona 2 ireo i rhajo????

Indice kely fotsiny :

Maninona i rhajo no tsy sahy mitondra porofo na 1 fotsiny aza hanoherana ny hevitra arosoko fa maninona no fanaratsiana sy fanambaniana no betsaka mivoaka ny vavany.....

Afaka mitondra porofo ange izy hoe tsy hiraraka ny kintana raha misy trou noir tamy e

Afaka mitondra porofo koa izy hoe tsy trou noir ilay farihy afo

Afaka mitondra porofo koa izy fa ny trou noir tsy mahavita mandevona ny masoandro na koa ny kintana, na ny volana na ny tany

Fa tsy fanaratsiana sy fanambaniana no atao....

Otran'ny efa nahita ankizy nanao an'izany aho an! lany hevitra ny iray dia manompa sy mibetroka sisa no nataony ary raha mbola miteny aza dia mianga hatramin'ny totohondry...;

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
86. RBNIR ( 20/02/2018 10:10)

Ny porofoko moa dia efa nentiko fa :

Ny kintana (astres) dia hiraraka marina tokoa raha toa ka misy trou noir iray manantona ny tany...

En s'approchant de nous, le trou noir commencerait par rencontrer le nuage d'Oort, une zone où les comètes s'accumulent. Cela projetterait violemment un grand nombre de ces astres vers la Terre et les autres planètes.

En savoir plus : http://www.maxisciences.com/trou-noir/voila-ce-qui-arriverait-si-un-trou-noir-s-039-approchait-de-la-terre_art34546.html
Copyright © Gentside Découverte

Ny porofo izay nanambarako fa trou noir = AFOBE = Farihy afo kosa dia ireto manaraka ireto...

Valiny:
1- Satria nisy sary azo vao aingana mikasika ny trou noir: ny trou noir no manana endrika farihy afo ankehitriny (misy gaz mivoaka koa avy ao hitan'ireo manampahaizana) farihy afo sy solifara hoy i Jesosy (Apok.20:10)

2- trou noir no manana fahefana handevona galaxie iray (lanitra sy ny tany)

3- Afo no nolazain'i Jesosy fa handevonana ny masoandro, ny volana ary ny kintana ary ny tany (2 Pet.3:10)

« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy. [* Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana] » (2 Petera 3:10)

4- Rehefa "vita" avokoa ireo faminaniana rehetra dia ity globe terestre ity dia atsipy any anaty farihy afo

« Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita* dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. [* Gr. Hadesy] » (Apokalypsy 20:14)

ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita : ny fiainan-tsi-hita dia ny helo (mbola tsy afobe fa ilay afo ao afovoan'ny tany ao...ny fahafatesana dia manambara ity tany feno fahafatesana ity...

Fahafatesana (ecorce terrestre = tany) + fiainantsihita (helo) = globe terrestre

5 tena voaporofo fa afaka mandrapaka masoandro na kintana ny trou noir iray....

6 Ity tany koa dia voaporofo fa afaka arapaky ny trou noir tsara...

7 io no hita fa menace voalohany ho an'ity galaxie misy antsika ity ankehitriny manamarina fa mety hisy afaka andevona tokoa ity galaxie ity

Ka aiza ho aiza amin'ireo no mbola mampisalasala anao ry gasy1zay???
87. RBNIR ( 20/02/2018 10:52)
ka raha ohatra ingahy rhajo manohitra an'izany aoka mba hoentiny eto ny fanazavana izay entin'ny manampahaizana,

1- fa raha misy trou noir ho avy manakaiky ny tany dia tsy hisy kintana (astres) hiraraka izany...

2 - Tsy misy trou noir afaka mitelina masoandro izany

3 - Tsy misy trou noir afaka mitelina kintana izany sy tany izany

4- Hafa mihitsy ny sary azo momba ny trou noir fa tsy sary miendrika farihy afo izany...

5- Tsy misy trou noir afaka mandevona galaxie iray manontolo izany (lanitra sy ny tany)

sns e!....Aoka tsy ho variana amin'ny fanaratsiana fa ento ny porofonao......
88. RBNIR ( 20/02/2018 11:04)
fanampiny aoka mba ho site iarahan'ny rehetra manaiky fa tsy hoe hevitr'i rakotokely ary no hoentin'i rhajo eto a!
89. rhaj0 ( 20/02/2018 13:27)
Dia aleo aloha dia "tsongontsongoina" ihany ny eritreritry ry RBNIR, fa sao sanatria ho'a dia "maty" ilay izy eee... satria anie dia tena hotry ny tsy mba miasa mihintsy izao coco-ndRBNIR izao, fa sady tsy mihaino izay mba torohevitra amena azy, no manesika lava rediredy tsy ankijanona eto eee...

marina mafy tsy hotry ny heverinao fa setro-tsigara ilay mivoaka @ ilay voatsinefy asehonao lava io ry RBNIR.. efa lazaina foana hoe, diniho ny echelle des temps sy d'espace fa eeee.... tsy takatry ny garabola na dia iilay fanontaniana fotisny aza... loz'ty.

Ndana indray k'lou gogoleho tsotra fotsiny ny hoe "black hole" na "what is a black hole", na koa hoe "how big is a black hole" eee...

90. gasy1zay ( 20/02/2018 14:25)
amiko aloha dia tsy zavadehibe hoan'ny kristiana niomana ny tranga rehetra mandritry ny année de tribulation sns... satria efa nalain'i Jesoa Kristy tety isika alohan'io ( enlèvement )
91. rhaj0 ( 20/02/2018 14:45)
mouah ha ha.. "nalain'i Jesoa alohan'io" ahoana nareo ry Gasy1zay aa.. Koa na i Jesoa aza tsy mahala ny "fiavian'ny mpangalatra" k'nouh.... :-)

hi hi hi... matahotra ry Gasy1zay dia mamoromporona ao... esy ee...

F'angaha tsy efa nolazain'i RBNIR ianao ry Gasy1zay, hoe, dia nakisak'i Jesoa @ ilay galaksia vaovao i RBNIR izay Kristiana-préféré-nJesosy, fa i Gasy1zay, izay be dohika @ RBNIR, dia tsy kôty??
92. gasy1zay ( 20/02/2018 15:15)

rhaj0:

https://www.gotquestions.org/Francais/enlevement-eglise.html

ao anaty baiboly izany fa tsy manampotoana hanazavana azy aminao aho rhaj0 fa vakio io rohy io raha liana ingahy
93. endriny ( 20/02/2018 15:20)
Hoy Jesosy: Rehefa ho avy ny farany dia hiozongozona ny lanitra ary hiraraka ohatran'ny aviavy (lehibebe kokoa noho ny voatsinefy) ny kitana eny amin'ny habakabaka.

Dia mba alao an-tsary rey olona a. Nataon'i Jesosy fa ohatran'ny rotra angamba ny lanitra, ka hozongozonina dia miraraka.

Ary miraraka ety an-tany ny kitana fa ireo kristianina mbola tsy misy maninona na iray, fambola famantarana fotsiny io ho an-dry zareo mpino mahafatra-po

Tokonana aza moa tsy afako koa tafotrano indray no andeha hianihako
94. rhaj0 ( 20/02/2018 16:29)
Iieee.. tena i Jesosy mihintsy no m(p)amoromporona resa-jaza toa io, aviavy sy roatra, ary dia .. malalaka moa ny tany, ka dia samy namoromporona teny daholo koa ny manaraka. Dia rehefa mamoromporona ihany, dia tonga dia savihiny hoe, tena i Jesosy mihintsy koa no ni-kôzy an'izany.

Tsisy olana io, fa dia io hita eto ohatra velona io, fa samy mamoromporoona ao koa ry Gasy1zay sy ry RBNIR. Rehefa tsy hiteny Jesosy, dia "manaiky matoa tsy miteny" HONO.

Ka izany koa tsinona no nataon'i Jesosy. Aviavy sy Roatra eee... fiavian'ny mpangalatra ee... Rehefa tsy hiteny izao Andmtnra izao, hoe mitapison izany comparaison "fiavian'ny mpangalatra" izany, hoe maninona Andmntra no comparer-na @ mpangalatra, dia mamafy resaka Jesosy, mi-zeste be hoe tena raitra ilay comparaison ee... Ka ny mpanao Oye-oye koa moa, efa 2000 taona aty aoriana dia mbola ao ihany.

Fa notsikiloviko ohatra ilay enlevement an'i Gasy1zay, ka dia izao hono:
Le terme « Enlèvement » n’apparaît pas dans la Bible ... l’Enlèvement devrait plutôt être une doctrine pleine d’espérance, qui nous réconforte.

Dia inona tsara koa hoe ilay "doctrine":
Ensemble de croyances ou de principes traduisant une conception de l'univers, de la société, etc., constituant un système d'enseignement religieux, philosophique, politique, etc., et s'accompagnant souvent de la formulation de règles de pensée ou de conduit

ka dia io ilay izy ee.. samy namoromporona ao daholo, samy manana ny "croyances/principes"-ny, samy manana ny "conception de l'univers"-ny, dia samy manana ny teoriany.

Dia io "n'engage que celui qui y croit" io... réconfortant HONO eee...
95. gasy1zay ( 20/02/2018 16:40)

hahahaha io nge ry rhaj0 ohatran'ny Big Bang ihany e! Termes nampiasana hiantsona ilay évènement fotsiny ilay big bang mba ho mora azon'ny be sy ny maro fa tsy midika zany hoe tsy termes siantifika io dia tsy izy.

Fa jereo ireo réf biblika raha takatry ny sain'i rhaj0 fa misy fanazavana azy ao e!
96. gasy1zay ( 20/02/2018 16:42)
nandritry ny andro vitsivitsy zay dia lasa hain'i rhaj0 fa :

1- misy izany "enlèvement" zany ao anaty baiboly
2- Iza avy no zanak'Andriamanitra
3- Inona no critère ahafahana mamantatra hoe ho lasa any amin'ny helo ny olona 1 na tsia

...

tohizo fa tsara, ho resin'i rhaj0 ireo nivoaka école biblique atsy ho atsy
97. endriny ( 20/02/2018 16:51)
Tamin’ny andron’i Jesosy mbola sady tsy nisy kamera sy telefaonina no avy tampoka ny mpangalatra. Fa izao efa hafa ange e.

Ny an’ny sasany aza baomba mbola tsy mipoaka dia efa hitany misy mitady hametraka baomba indray eny amin’i Masay o!
98. gasy1zay ( 20/02/2018 17:02)

endriny:

Tamin’ny andron’i Jesosy mbola sady tsy nisy kamera sy telefaonina no avy tampoka ny mpangalatra. Fa izao efa hafa ange e.

Ny an’ny sasany aza baomba mbola tsy mipoaka dia efa hitany misy mitady hametraka baomba indray eny amin’i Masay o!

Ny amerikana aza tsy nisy nanampo hoe ho lany prezida i Trump koa!
99. rhaj0 ( 20/02/2018 19:38)
gotquestions francais:
Le terme « Enlèvement » n’apparaît pas dans la Bible
gasy1zay:
1- misy izany "enlèvement" zany ao anaty baiboly

hi hi hi... danz be ho'a ny diksionera-Gasy1zay eee...

gasy1zay:
2- Iza avy no zanak'Andriamanitra
rhaj0:
1- ny kristiana LAFATRa, toa an'i Gasy1zay
2- ny kristiana PRÉFÉRÉ, toa an'i RBNIR
3- ampiako iray, ny Kristiana Fondamentaliste, toa an'i Miharena
4- ny kristiana BADRAHODRA, izay mépriser-n'ireo kristiana eo ambony ireo
5- ny Atheista dia TSY kristiana.

Ampiana ny Papa sy OMAR

gasy1zay:
3- Inona no critère ahafahana mamantatra hoe ho lasa any amin'ny helo ny olona 1 na tsia
rhaj0:
F'angaha tsy efa nolazain'i RBNIR ianao ry Gasy1zay, hoe, dia nakisak'i Jesoa @ ilay galaksia vaovao i RBNIR izay Kristiana-préféré-nJesosy, fa i Gasy1zay, izay be dohika @ RBNIR, dia tsy kôty??
(..)
Yeah.. Koa araka ny formule magique-n'i Gasy1zay izany, dia ANY @ HELO i Einstein izao.
Yeah.. Koa araka ny formule magique-n'i Gasy1zay izany, dia ANY @ HELO koa i Mandela izao.
Yeah.. Koa araka ny formule magique-n'i Gasy1zay izany, dia ANY @ HELO koa ry Mao Ze Donga h@ Confucius.
- na ny Dalai Lama sy ry Mahatma Gandhi koa izany

Mahay noho ny ankizin'ny garabola aho ho'a :-)
100. gasy1zay ( 20/02/2018 19:44)

Aza dia pointilleux be toy io hoa, fa le termes no tsy misy fa ilay fampiakaran'i Jesoa antsika eny amin'ny rahon'ny lanitra dia misy e! oay azafady re rhaj0 a, hay moa ianao tsy mbola tapakevitra no horaisiny, izahay efa tapakevitra sy mino re a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2491