Statistika hoan'i rhaj0

21. Miharena ( 21/11/2017 12:48)
Mitovy io atidoha io ary azo asiana programa dia izay manohitra an'Andriamanitra dia efa nasiana programa otomatika manohitra ao anatiny ao satria ilay mpanohitra no arahiny hono ary tsy mety hialany mihitsy na dia hita aza fa efa miteniteny foana fotsiny izy.

22. endriny ( 21/11/2017 14:21)

Miharena:

Mitovy io atidoha io
hono. Hay ve e. Ary tsy haiku indray iny.
23. Miharena ( 21/11/2017 18:27)

endriny:

Miharena:

Mitovy io atidoha io
hono. Hay ve e. Ary tsy haiku indray iny.

Hay ve tsy hainao izany e!

Tsy hainao satria hodianao ho fanina angamba.
24. gasy1zay ( 21/11/2017 19:39)
i endriny sy rhaj0 anie dia miasa saina mafy hitadiavana zavatra voasoratra ao @ baiboly afaka manamafy amin'izy ireo fa tsy avy amin'Andriamanitra izay voasoratra ao e! rehefa voavaly daoly ny fanontanian'zareo dia i endriny manao valy borainginy ary rhaj0 milaza sisa hoe imagination an'ny kristianina zany. Io no fanaony rehefa tsy misy ambara ntsony izy ireo.
25. rhaj0 ( 21/11/2017 20:42)
Ka arakao Gasy1zay ve nefa aloha ny (mba) valin-tenin'i Miharena ee... Hoe, raha mamorona ny fanafody ny Atheista/Siantista, dia i Andmntra izay namorona ny (ati-doha) Atheista HONO no tokony amena credit. Nefa anie Andrmntra efa nanana ny fanafodiny, dia ny fanasitranana nataon'i Jesosy (fotaka na volo-tsofina plus rora).

Nefa rahefa manao ny ataony indray HONO ny Devoly, na ny Mpanota akoriny aza, dia TSISY idiran'Andmntra HONO izany, fa sitrapon'olb ihany.

Fa raha izaho aloha dia TSY "miasa saina" mafy @ izany resa-garabola izany, fa mivaninika fotsiny ho'a ee... :-)
26. gasy1zay ( 21/11/2017 21:20)

rhaj0:

Normal be zany rhaj0, ka ianao ve hiady hevitra @ olona mikasika ny baiboly sy ny voalazany nefa ianao aza tsy mino ilay nampanoratra azy akory? Rehefa manaiky ianao fa Andriamanitra no nampanoratra io baiboly vakianao io dia zay vao voavaly daoly ny fanontaniana tsy voavalin'izao tontolo izao

27. Miharena ( 22/11/2017 06:08)

rhaj0:

Ka arakao Gasy1zay ve nefa aloha ny (mba) valin-tenin'i Miharena ee... Hoe, raha mamorona ny fanafody ny Atheista/Siantista, dia i Andmntra izay namorona ny (ati-doha) Atheista HONO no tokony amena credit. Nefa anie Andrmntra efa nanana ny fanafodiny, dia ny fanasitranana nataon'i Jesosy (fotaka na volo-tsofina plus rora).

Nefa rahefa manao ny ataony indray HONO ny Devoly, na ny Mpanota akoriny aza, dia TSISY idiran'Andmntra HONO izany, fa sitrapon'olb ihany.

Fa raha izaho aloha dia TSY "miasa saina" mafy @ izany resa-garabola izany, fa mivaninika fotsiny ho'a ee... :-)

Hanampiako ny valinteny mazava nomen'i Gasy1zay dia omena sopapa Rhaj0: voavaka tsara ny hoe izao tontolo izao sy ny avy amin'Andriamanitra ao anaty Baiboly ao. Efa nohazavaina ilay tantara hoe rehefa nalatsaka ilay ratsy dia izy indray no nilaza fa hanapaka izao tontolo izao dia nampianatra ny olombelona nanao izao karazan-javatra samihafa izao satria aoka tsy ho adino fa izay fanao tao an-danitra dia efa niainan'ireo mpivadika ireo. Fa ny olana fanampiny dia nanampy fanamboarana fitaovam-piadiana ahafahan'ny olona mamono ny namany ilay fampianarana nomeny. Jehovah dia mijery taratra izay atao eo ambany masoandro hatrany ary mandray anjara rehefa misy tena tsy mandeha amin'ny laoniny. Dia io no nahatonga ny Sodoma sy Gomora noravana ary ny safo-drano entina handringanana taranaka tsy ho vanona velively.

Fa rehefa nitohy ilay tantara dia tsy namono olona faobe intsony Jehovah dia io naniraka ny Zanany io Izy hitaiza sy hananatra mba hihainoan'ny olona ny Feon'Andriamanitra indray.

Ka io hanomana ny Fanjakan'Andriamanitra no nahatongavan'i Jesoa teto. Fa mbola betsaka ihany ny manaraka an'i Satana sy mankasitraka ny fitondrany dia io mikorontana ambony ambany io.

Tsy tongatonga foana ny Tenin'i Jesoa hoe : midira amin'ny vavahady ety ianareo fa lehibe ny lalana mankany amin'ny fahaverezana. Io izao tontolo izao io no ataon'ny olona antampon'ny loha fa tsy Andriamanitra dia io korontana tsy hifankahitana io no vokany. Ady tombontsoa atsy sy eroa no fototry ny ratsy rehetra eto.
28. endriny ( 22/11/2017 14:23)

gasy1zay:

i endriny sy rhaj0 anie dia miasa saina mafy hitadiavana zavatra voasoratra ao @ baiboly afaka manamafy amin'izy ireo fa tsy avy amin'Andriamanitra izay voasoratra ao e! rehefa voavaly daoly ny fanontanian'zareo dia i endriny manao valy borainginy ary rhaj0 milaza sisa hoe imagination an'ny kristianina zany. Io no fanaony rehefa tsy misy ambara ntsony izy ireo.

Izany a, ary nataoko fa ny mifanohitra amin'io no nisy teto. Fa betsaka ihany izay fanontaniana napetrako teto izay no ialan'i Gasy1zay bolila fotsiny.

Saingy aleo izay mijery internet no hitsara azy.
29. endriny ( 22/11/2017 14:24)
Ny finoana koa ange tsy mila statistika e. ZAvatry ny siansa ny statistika, zavatry ny tany, fa tokony izay lazain'ny baiboly no arahina e.
30. Miharena ( 23/11/2017 06:46)

endriny:

Ny finoana koa ange tsy mila statistika e. ZAvatry ny siansa ny statistika, zavatry ny tany, fa tokony izay lazain'ny baiboly no arahina e.

Mahafinaritra! Izay mihitsy kah! mitovy hevitra mihitsy isika eto Endriny a!
31. rhaj0 ( 27/11/2017 18:34)
danz be mihintsy ity (miharena-de-garabola) TSY mba mahatakatra ny .. sarcasme :-)
32. Miharena ( 28/11/2017 19:05)

rhaj0:

danz be mihintsy ity (miharena-de-garabola) TSY mba mahatakatra ny .. sarcasme :-)

Ka io tsy atao izany e!

Hoy Jesoa hoe manaova toy ny zaza ianareo fa an'ny toa azy ny Fabjakan'ny Lanitra.

Ny olana amin'ny olona miseho ho mahay dia mihamivilambilana eny izy rehefa mahazo hevi-diso izay. Ny sasany mihevitra fa atao vazivazy ny resaka nefa dia mandeha any amin'ny tsy izy anefa ilay vazivazy. Andriamanitra tsy azo vazivaziana.

Raha te-hamazivazy dia aleo mankany amin'ny lohahevitra hafa ao amin'ny hatsikana ohatra afaka manaram-po tsara fa tsy eto velively satria izao soratra sy hevitra izao dia anisan'ny voadika ao amin'ny bokin'ny fiainan'ny olombelona tsirairay izay aseho any amin'ny fitsarana farany rehefa modimandry ny tsirairay.

Ka mila mitandrina ihany fa sao dia hoe rehefa tonga ao vao manao hoe tahaka izay aho tsy namazivazy nefa efa tara loatra fa dia any amin'ny helo vao gagagaga sy mikotro-nify.
33. rhaj0 ( 28/11/2017 19:37)
hi hi hi.. "mikotro-nify" fotsiny ve no mba ao @ imazinasion-nao ry Miharena? Maninona tsy asiana mihintsy @ ilay miketriketrika anaty vilanin-drano mangotraka, na mikarepoka mendin'ny afo-kitay, ets...

Tsisy manakana anao mampanidina ny imazinasion-nao io ry Miharena aa..
Dia ny imazinasion-o koa alefako amazivazy (an'Atra)..

Izao izao aho vao namaky Genesisy indray fa te-hivanitika. Dia .. "namorona ny tany sy ny lanitra" hono i Andtmntra avy eo @ seza fiandrianany..

Letia ee.. Ka ilay "seza" kay izany k'lou no noforoniNY, dia nipetraka izy, izay vao noforoniny ny Tany aman-danitra. :-)

Mbo seza azany no no-imaziner-ko.. Fa ny akanjo robe lava fotsin'Ingahibe ve efa nanaovany t@ izy "namorona ny Tany aman-Danitra" iny???

Tsy haiko imaziner-na hoe, mbola "miboridana" i Andmntra t@ izy namoromporona raha io.. Tsy tiako imaziner-na mantsy ny marimarina kokoa ee.. Iza no te-hi-imaziner bainina miboridana lehiretsy aaa.. :-)
34. endriny ( 29/11/2017 05:21)
Atra mbola tsy nihinana ilay voankazo voarara tao anaty saha dia mbola tsy miskoatra ny sainy ka mbola tsy hitany hoe miboridana izy.
35. Miharena ( 05/12/2017 07:57)
Aza maniratsira ny Mpahary anao!
36. rhaj0 ( 05/12/2017 14:19)
"Nahary" anao Miharena ilay izy (ao @ imazination-nao ao) fa TSY "nahary" anay ee.. Zahay "nivoatra" normal avy t@ siopermatozaohida sy oviola fa TSISY "Mpahary" ni-intervenir dia "namorona" na ny sioperoviola na ny ati-dohanay izany ry MIharena aaa.. Imazination-nao sampona daholo izany.
37. endriny ( 07/12/2017 04:17)
Ny dikan'ny miboridana ange hono miresaka amin'Atra mivantana hoy i Tealala e! Ka izy samy Atra mbola tsy nifampiresaka (niboridana) fa tsy mbola nisy nihinana voankazo voarara
38. rhaj0 ( 07/12/2017 14:06)
hi hi hi... izany ny morse-ndry Tealala sy ny andefimandriny ao zany rehefa 'le mananona iny.
Hoe "ndao hiresaka @ Atra", fa dia tonga dia tenue d'Adam et Eve eee... :-)
39. Miharena ( 11/12/2017 14:17)
Salama tsara ve ry zalahy mpahary tena a! Izany indray izao izany no iantsoana anareo tsy manaiky hoe nisy Mpahary ry Rhaj0 sy Endriny!
40. rhaj0 ( 11/12/2017 15:12)
'ndana i Miharena sy Tealala raha hiaraka "hiresaka @ Atra" any azany ee...
(fa tsy quoi raha tsy tantarainareo :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2193