Ny Fitiavana sy ny Fivavahana/Finoana (2)

21. rhaj0 ( 29/09/2017 19:25)
Ianao Miharena sy ny hotr'anao mpiara-matory @ mpanao antery sy ankeriny, ka nanesika ny Kristianisma t@ tsy manantsiny, no mivazo toa mopera an'izany "natoraly" izany.

FA mety marina iihany ny anao ry Miharena, raha toa ka eny @ garabola no mino an'ireny.

Fa ny tokony ho izy, rahefa miha-lehibe, dia mampiasa ny coco comme il faut mba misokatra @ tontolo, dia manita-pahalalana ka manokatra ny fo, dia lasa "apte a vivre en societe" eee.. :-)
22. Miharena ( 29/09/2017 19:56)
Ny Kristianina dia afaka tsara miaina aman'olona na iza izy na iza e!

Ny tsy Kristianina no mitsipaka ny Kristianina dia ny sasany manao izao Djihad izao, ny sasany manenjika sy manabanty hoe olona tsy mampiasa coco ireny.

Ka iza amin'ireo no misy anao Rhaj0?
23. rhaj0 ( 03/10/2017 19:24)
Miharena:
Ny Kristianina dia afaka tsara miaina aman'olona na iza izy na iza e!

Ao @ Baiboly ao, efa navoaka teto, dia hoe, "aza ampidirina an-trano" akoriny aza ireny hafa finoana aminao ireny. Raha mahay Baiboly ianao ry Miharena, dia iraim sy valo dia ho voavokanao eto izany.

Ka inona ity pli-vavanao re ry Miharena??
24. Miharena ( 04/10/2017 04:42)

rhaj0:

Miharena:
Ny Kristianina dia afaka tsara miaina aman'olona na iza izy na iza e!

Ao @ Baiboly ao, efa navoaka teto, dia hoe, "aza ampidirina an-trano" akoriny aza ireny hafa finoana aminao ireny. Raha mahay Baiboly ianao ry Miharena, dia iraim sy valo dia ho voavokanao eto izany.

Ka inona ity pli-vavanao re ry Miharena??


Ary adinonao ve ilay hoe misaora izay manozona anao sy ny hoe raha misy mamely ny takolakao ankavia, atolory azy koa ny havanana?

Ny testamenta taloha no nisy io didy lazainao io fa ny vaovao hafa no firesahany azy.
25. tealala ( 04/10/2017 05:26)

Miharena:

Ny Kristianina dia afaka tsara miaina aman'olona na iza izy na iza e!

Ny tsy Kristianina no mitsipaka ny Kristianina dia ny sasany manao izao Djihad izao, ny sasany manenjika sy manabanty hoe olona tsy mampiasa coco ireny.

Ka iza amin'ireo no misy anao Rhaj0?

T@ croisades ?
26. endriny ( 04/10/2017 05:41)
Ilay croisade mbola lavitra be fa 1963 nasain'ny Katolika nenjehina ny Bodista tany Vietnam atsimo. Dia raikitra ny rotaka. Ka nisy ireo mpitarika bodista nandoro tena teny @ arabe ho fanoherana ny hetraketraka nataon'ny Katolika sy ny mpitondra Kristianina.
27. tealala ( 04/10/2017 05:59)
Ka na alavitra na akaiky ny zavatra nataony dia nandripaka ny tsy mpino tahaka azy ko.
28. RBNIR ( 04/10/2017 12:53)

tealala:

Ka na alavitra na akaiky ny zavatra nataony dia nandripaka ny tsy mpino tahaka azy ko.

Tandremo fa misy ny atao hoe ambodia mitafy hodijanak'ondry...

Raha jerena ety ivelany kristiana, nefa ny ao anatiny amboadia...

Ireny olona ireny no itenenana ratsy ny kristiana ankehitriny.....
29. endriny ( 04/10/2017 13:02)
Tsy hainay ry RBNIR hoe iza no ondry iza no amboadia fa iray ihany izy rehetra samy Kristianina daholo: Razanamahasoa, Rajaonarimampianina, Razanakolona... Kristianina avokoa.

Ireo rehetra lehiben'ny kolikoly anaty birao sy hopitaly Kristianina avokoa.

Ka na ondry izy na amboadia dia Kristianina ihany
30. rhaj0 ( 04/10/2017 13:46)
Miharena:
Ny Kristianina dia afaka tsara miaina aman'olona na iza izy na iza e!
rhaj0:
Ao @ Baiboly ao, efa navoaka teto, dia hoe, "aza ampidirina an-trano" akoriny aza ireny hafa finoana aminao ireny. Raha mahay Baiboly ianao ry Miharena, dia iraim sy valo dia ho voavokanao eto izany.

Ka inona ity pli-vavanao re ry Miharena??
Miharena:
Ary adinonao ve ilay hoe misaora izay manozona anao sy ny hoe raha misy mamely ny takolakao ankavia, atolory azy koa ny havanana?

ka ilay hametaka anao angaha ry Miharena "nampidirinao an-trano" akoriny??? Dia mi-zesta be ianao hoe, manolotra ny takolakabe-nao havananana??

Tena TSY mahay Baiboloy mihintsy ianao ry Miharena. Sirika be fa tsindrotsindrohanao izay tiatianao, fa ny resaka hafa ao anaty Baiboly ao dia ifiranao Miharena.
Fanampin'izay, TSy mahasahy mamoaka ilay toko aman'andininy akoriny mihintsy ianao, fa menatsa beuh @ hadalan'ilay resa-baiboly. Raha tsy diso aho, dia mbola i Saoly lasa Paoly ihany io midegany io.

Fa tsara fa tohizo ee.. Izaho indray ve hanakana anao tsy hanao izany ry Miharena :-)
31. rhaj0 ( 05/10/2017 01:06)
RBNIR:
Raha jerena ety ivelany kristiana, nefa ny ao anatiny amboadia...

ka toetra iraika tampisaka @ kristianisma angamba izany ity izy ry RBNIr aaa.. Fa ezahinareo afenina foana ilay tay an-tsalaka eee..
1- raha vao mamorika ilay olona (kristiana) dia lazaina fa "devoly" no tao, tompon'andraiitra tao.
2- io indray izany lazain'i RBNIR fa "ambodia" ireny (fa TSY Kristiana)??
3- i Miharena azany moa, nilaza fa, ny Kristiana raha gadra, dia noho ny tsy finoany an'Atra. @ kely fotsiny sisa ry Miharena dia hilaza fa ny Kristiana gadra dia atheista

Sa ameo Kristiana modely azany ho jerena ee...

koa na i RBNIR miaraka mikepokepoka @ Hrnrn, na mitrotro an'i Hrnrn mpikepokepoka ny hatsembohan'ny olona ve "Kristiana modely"???
32. RBNIR ( 05/10/2017 09:06)

rhaj0:

RBNIR:
Raha jerena ety ivelany kristiana, nefa ny ao anatiny amboadia...

ka toetra iraika tampisaka @ kristianisma angamba izany ity izy ry RBNIr aaa.. Fa ezahinareo afenina foana ilay tay an-tsalaka eee..

Aleo ahitsy kely ihany aloha fa i Jesosy no niteny an'ilay izy fa tsy izaho

« Mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia* mitoha izy.[*lopa] » (Matio 7:15)

33. rhaj0 ( 05/10/2017 11:00)
ka toetra iraika tampisaka @ kristianisma angamba izany ity izy ry RBNIr aaa.. Fa ezahinareo afenina foana ilay tay an-tsalaka eee..
1- raha vao mamorika ilay olona (kristiana) dia lazaina fa "devoly" no tao, tompon'andraiitra tao.
2- io indray izany lazain'i RBNIR fa "ambodia" ireny (fa TSY Kristiana)??
3- i Miharena azany moa, nilaza fa, ny Kristiana raha gadra, dia noho ny tsy finoany an'Atra. @ kely fotsiny sisa ry Miharena dia hilaza fa ny Kristiana gadra dia atheista

Sa ameo Kristiana modely azany ho jerena ee..
. Ilay Kristiana sady tsy ambodia sy tsy hetsehin'izao devoly izao, no tena manaraka ny didin'Atra, "mivavaka comme il faut" ary tena "sambatra ao @ Jesosy" satria mahazo "valim-bavaka" HATRANY,

Iza no anarany? Tena tokony hisy vedette-na fanatanjahantena na politika na mihira sns...izay milaza na voatondro ampahibemaso fa hoe Izy no Izy.
34. Miharena ( 06/10/2017 12:55)
Izy rehetra dia mpanota avokoa no hitan'i Jesoa teto an-tany.

Marina io ary tsy azo lavina. Raha miteny izy hoe izy rehetra dia ny olombelona rehetra tsy an-kanavaka na athee izy na kristianina na boudhista na silamo na hindoue sns....

Raha tsy marina io resaka nataon'i Jesoa io dia afaka maneho olona tsy misy fitaka eto izahay Kristianina. Fa efa fantatra fa voalazan'ny Baiboly ny hanarahan'ny olombelona ny ratsy aloha, dia avy eo tezaina ka any am-parany vao mibebaka sy miezaka tsy manao ratsy intsony.
35. rhaj0 ( 10/10/2017 13:05)
Miharena:
Izy rehetra dia mpanota avokoa...

@ référence-nao ao io izany, na ny marimarina kokoa, ao imagination-nao Miharena irery ao io, fa dia ifalio ao izany eee.. MPanota fa tsy hoe Manota hono ny olona rehetra eee...

(ntss... asa ho'a ahoana mihitnsy no famakin-dry MIharena Baiboly ee... firifiry no efa nampazahoan'i Jesosy tao @ tantara-angano tao hono.. modely daholo ireny.. Fa tohizo ho'a ity ataonao ry MIharena, dia velabelaro eto toa izay foana ny toritenibe-nao ee... izaho indray ve ho'a hanakana anao tsy hanao an'izany... :-)


Fa hono ho'a ry RBNIR,
- i Hrnrn ve izany tena mba "kristiana modely" (ho anao) ao, sa
- mbola "mpandainga" koa i Hrnrn ao io???
Ianao mahita azy akaiky ao.
36. Miharena ( 10/10/2017 13:12)
Io indray dia tsy referansy fa efa voalaza ary marina.

Raha tsy mpanota isika dia tsy nahay niteny mafy sy manaotao foana tsy mahatsiaro tena indraindray.

Lazao indray ary fa tena tonga lafatra i Rhaj0 Ateista!!
37. rhaj0 ( 10/10/2017 13:45)
hi hi hi.. ka inona azany ny "ota" ataonao izao ianao miteny ao izao ry Miharena aa??
(tsy afaka anaty patalohanao hono ny tananao ao io?? :-)
38. Miharena ( 17/10/2017 06:15)
Manota na amin'ny eritreritra sendra mandalo eny fotsiny aza ny olombelona.

Ka Rhaj0 moa dia milaza fa tsy mpanota ka dia tsara izany fa tazony ao hoe tsy misy ota izay ataonao ao na dia hoe tezitra fotsiny aza. Indraindray manko na dia eto amin'ny serasera eto aza dia efa miakatra ery sy manabanty ny hafa dia efa manota aloha. Izaho mety ao anatin'izany fa tsindriana fotsiny sy manitsy rehefa hita hoe miteniteny foana ny namana mpisera.

39. rhaj0 ( 17/10/2017 13:10)
Izao ota ota izao re ry Miharena dia revy Kristiana aa... ne concerne que celui qui y croit.
40. Miharena ( 20/10/2017 05:44)
Diso ianao fa tsy revy Kristianina io fa zavamisy iainana andavanandro.

Rehefa miteniteny foana dia efa manota izay. Ka asa aloha fa efa niteniteny foana imbetsaka ihany angamba aloha Rhaj0 misera ela eto.

Ny fanontaniana mipetraka dia hoe inona moa no tombony azonao raha mivoy fanoherana izao Kristianina lazainao fa sarisary tsy tena izy izao no atao eto?!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9248