alexandra32 - 20/07/2017 19:48
|
![]() resaka friperie: maro ny manao an'io zavatra io fa mbola azo atao hoe malalaka ny kianja no sady ny Gasy mbola tia manao la mode pièce fiarakodia na koa pièces fiara vaventy ireny (camions, semi-remorques), mbola azo atao hoe malalaka; marina fa hoe be investissement fa tena mbola mandeha sady mampidi-bola maro sakafo ho an'ireo manak'atao, izany hoe karazan-tsakafo maro, very sy laoka ireny,no sady misy livraison, kanefa tsy gaboraraka manao jus natoraly, fromage blanc manao sakafo en boite na sous-vide ireny na manao sakafo efa pret, na moitié pret, sous forme congelé resaka tour mécanique; betsaka ny vola ilaina fa izay aloha une fois vita, dia saosy eeee Izay aloha ny hevitro fa izay manana hevitra dia afaka mametraka koa. mehereza daholo eeeeee! |
Sero - 27/09/2017 13:45
|
![]() |