fahafahana vao làlana sa làlana vao fahafahana ara-Baiboly
21. rhaj0 (
02/08/2017 10:33)
eraky ny youtube: i Profeta Tsaratsara izao ho'a nilaza fa nahita an'i Jesosy "tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be"
Jereo youtube ato, eo @ 9:30...
Dia tohizo jerena ilay tantaran'i Tsaratsara, fa hoe, nidina avy tao @ tany fanitso tao i Jesosy bOgOsy, ary ... sitrana h@ cancer-n'i Tsaratsara.
marina ny anao ry RKjeanclaude... angaha tsy manapa-tsinay... sady mahonena.
Dia nefa anie, dia mino an'i Tsaratsara mihintsy i Miharena ee...
Manimba loha-hevitr'olona isika raha mbola manohy ity resaka momba ny endriky ny singa ara-panahin'ny olombelona ity fa raha mety dia atao lohahevitr ahafa ho an'izay liana.
Hamaranako azy eto fotsiny dia hoe : tsy manafoana ny zava-misy sy mihatra amin'ny olona nahazo fahitana akory izay fiheverana afafin'i Rhaj0 eto.
Izy rahateo dia isan'ny tsy mahatsiaro tena hoe anaty loha-hevitra tsy misy idiran'ilay resaka no lasa mamaly.
Iangaviana izy hamaky tsara vao maneho hevotra fa raha ny fombany manao io drindrangilo hatraiza hatraiza izao foto-pisainana ateista izao dia somary manakilasy azy ho isan'ny godro ara-tsaina ihany. Enga izany fanamarihana izany hamoahazana fa tsy atao hahakivy an! sao dia hoe rehefa ataon'ny hafa izany ianao dia iny koa no manary lamba!