Ady Anarana

61. tspoaeta ( 01/07/2017 04:06)
RBNIR:

Ilay lazaiko fa tsy sahy mijoro amin'ny maha izy azy dia ireo olona manovaova pseudo eto....

Faiza ho aiza ao @ lalampanorenana malagasy moa no misy hoe "tsy mahazo miovaova pseudo ny olona"??? Sa any @ lalampanorenana frantsay na grika na ...???
Fa amintsika sy RBNIR manokana aloha dia samy manao izay saimpatany ny olona tsirairay dia tsy misy bedy izany: "samy mamoromporona izay anarana tiany hanondroana an'a/tra any, fa eken'a/tra daol ze ilazana azy eo @ maha a/tra azy". ka ny mamorona anarana ho an'a/tra aza moa vitantsika sy RBNIR, dia inona koa izay pseudo izay tsis dikany iny? Vitantsik'izany e! Ary izany aza no tena ijorontsika ho hitan'ny rehetra eto an!
62. RBNIR ( 03/07/2017 07:18)
fanontaniana no nataoko teto tspoaeta a! consciencenao no tiako ho fantatra e!

Sahala amin'ilay olona iray manohana mpanantalenta iray ihany io dia manao j'aime bdb (tsy lainga v izany hoy aho????)
63. tspoaeta ( 03/07/2017 08:08)

RBNIR:

fanontaniana no nataoko teto tspoaeta a! consciencenao no tiako ho fantatra e!

Sahala amin'ilay olona iray manohana mpanantalenta iray ihany io dia manao j'aime bdb (tsy lainga v izany hoy aho????)

RBNIR ohatra dia mpanan-talenta mpamorona anarana hoan'a/tra araka izay saimpatany. Dia tena nanohana an'i RBNIR aho satria tsy misy teny manohitra an'izany ao @ lalàmpanorenana m/gasy. Dia tena "misaotra betsaka" an'ny RBNIR aho ny @ izany talentany izany. Merci beaucoup, j'aime beaucoup
64. RBNIR ( 03/07/2017 08:27)
efa manomboka tonga saina ngah i tspoaeta izany?
65. tspoaeta ( 03/07/2017 09:18)

RBNIR:

efa manomboka tonga saina ngah i tspoaeta izany?

Fa inona n mbola maha very saina anao?
66. RBNIR ( 03/07/2017 09:37)
tspoaeta:

Fa inona n mbola maha very saina anao?

Manomboka mivadika fanaratsiana ol indray ngeh izy izany e?

Tsy vitanareo ny mandresy lahatra ol dia miainga any indray ny fanaratsiana?
67. tspoaeta ( 03/07/2017 11:19)
RBNIR:

Manomboka mivadika fanaratsiana ol indray ngeh izy izany e?

Tsy vitanareo ny mandresy lahatra ol dia miainga any indray ny fanaratsiana?

Iza no manaratsy olona, dia iza koa ilay olona aratsiny?
Sao dia misy mahatsapa tena fa ratsy kosa ary ato.
Fa za ko aloha mbl tsy niteny teto we handresy lahatra olona e; fa tena tsara be raha misy mahatsapa fa resy lahatra nohon'ny @ teniko any an!
68. RBNIR ( 03/07/2017 11:36)
tsy mahatsapa tena intsony marina ianareo..(tsy fantatrareo intsony ny hoe manaratsy ol)...

Ianareo hoy aho satria tsy ianao irery fa izay rehetra mpianatr'ingahy samuelson edwar eto dia nifindran'io aretina io daholo....
69. RBNIR ( 03/07/2017 12:00)
tsy aleo v ny hevitra no ampiadiana ry tspoaeta sy ny tariny a???? izay ange ilay hoe ady hevitra e!!!

Ary aleo miaiky rehefa diso fa tsy mbola mihezaka ny hanamaritena ihany e! vao maika ianareo tsy ho afaka ao
70. tspoaeta ( 03/07/2017 12:44)

RBNIR:

tsy mahatsapa tena intsony marina ianareo..(tsy fantatrareo intsony ny hoe manaratsy ol)...

Ianareo hoy aho satria tsy ianao irery fa izay rehetra mpianatr'ingahy samuelson edwar eto dia nifindran'io aretina io daholo....

Iza ilay manaratsy olona?
Inona ilay fanaratsiana nataony?
Iza ilay olona naratsiany?
Fa misy mahatsapa tena ho olona ratsy angaha any hoany RBNIR?
71. RBNIR ( 03/07/2017 13:02)
ory tspoaeta a! mila entina eto koa v dia vao maika ho menatra tsara ianareo???
72. RBNIR ( 03/07/2017 13:03)
saika isaky ny pejy, isaky ny miteny ianareo dia misy foana e! BDB
73. RBNIR ( 03/07/2017 13:07)
Ny fahitako azy dia vokatr'ilay fampianarana "manambony" tena ny antony izany....

Lasa mpanao tsinontsinona ny hafa!!!

Izay rehefa tafalatsaka ao anaty fampianarandiso e!!!
74. RBNIR ( 03/07/2017 13:09)
Adino fa ny zavatra lehibe indrindra dia ny famonjena ny fanahin'ny olona iray tsy ho very any amin'ny Afobe na iza ilay olona na iza (eny fa na dia mety ho fahavalo aza ny fijerinao azy)

Dia gaga ianao avy eo rehefa mamindra fo amin-dry zalahy tsy mpino sy antikriste aho????
75. tspoaeta ( 03/07/2017 13:12)
RBNIR:

tsy aleo v ny hevitra no ampiadiana ry tspoaeta sy ny tariny a???? izay ange ilay hoe ady hevitra e!!!

Ary aleo miaiky rehefa diso fa tsy mbola mihezaka ny hanamaritena ihany e! vao maika ianareo tsy ho afaka ao

iiiinnnna ko ary izany.
Aleon'i RBNIR indray ony miaiky rehefa diso.
nefa ny ato antsaiko zao we: nde hitovy hevitra @ RBNIR aho, fa ratsy izany miady hevitra izany. ny hevitr'i RBNIR dia we "a/tra 1 ihany no tondroina fa samy miantso azy @ anarana ze tiany hanononana azy io, fa @ maha a/tra azy d fantany foana we izy no tiana tenenina".
nde hiantso ny a/tr'i RBNIR aho d ataoko we "Vatankazo" no iantsoako azy, fa @ maha a/tra azy d fantany we izy no tiako tondroina amizany.
hihiiii! heheeee! hahaaaa!
76. RBNIR ( 04/07/2017 05:45)
tspoaeta:

tiany hanononana azy io, fa @ maha a/tra azy d fantany foana we izy no tiana tenenina".
nde hiantso ny a/tr'i RBNIR aho d ataoko we "Vatankazo" no iantsoako azy, fa @ maha a/tra azy d fantany we izy no tiako tondroina amizany.
hihiiii! heheeee! hahaaaa!

Aza mampiteny ahy zavatra tsy nolazaiko ry tspoaeta a!

Otran'izao ilay izy

Anarana originaly no niaingana dia nadikan'ilay firenena araka ny fihainoany sy ny fomba fanoratany azy...

Ohatra ny Mesia...
Anarana originaly nadikan'ny grika hoe Iesous....dia iny indray no henon'ny angilisy dia nadikany hoe Jesus dia izay indray no henon'ny malagasy dia nadikany hoe Jesosy...

Dia otran'izay daholo fa diso ny fampianarana milasa fa Jesosy dia avy amin'ny teny hoe Zeus...

Prononciation no nadikan'ilay firenena araka ny fandraisany azy (tahakan'ny hoe school nadika sekoly, ny book nadika hoe boky sns e!!!

Ingahy samuelson edward dia tsy menatra ny mandainga sy mamorona mba hahafahany manohana ilay heviny (fa tsy hevitra avy amin'Andriamanitra akory)

Koa mitandrema ianareo fa izao no tenin'Andriamanitra momba azy (ianareo manko milaza fa ankohonan'ingahy samuelson edward)...

« Indro, hoy Jehovah, hasiako ny mpaminany, izay mampiteny ny lelany hoe: Hoy Izy. » (Jeremia 23:31)
« Indro, hasiako izay maminany nofy lainga, hoy Jehovah, ary milaza izany ka mampivily ny oloko amin'ny laingany sy ny fandokafany tena; Nefa Izaho tsy naniraka azy na nandidy azy tsinona, ka dia tsy mahasoa ity firenena ity akory izy, hoy Jehovah. » (Jeremia 23:32)
« Ary raha manontany anao ity firenena ity, na ny mpaminany, na ny mpisorona, ka manao hoe: Inona no entan*'i Jehovah? Dia ataovy aminy hoe: Ny amin'ny entana hariako ianareo, hoy Jehovah.[Na: faminaniana ny loza] » (Jeremia 23:33)
« Ary ny mpaminany sy ny mpisorona mbamin'ny vahoaka, izay manao hoe: Ny entan'i Jehovah. Dia hovaliako izany olona izany mbamin'ny ankohonany. » (Jeremia 23:34)


Mandainga izy fa Andriamanitra tsy nanome azy an'io Anarana io izany ary tsy nifidy azy izany i Yahoshuah (na Jesosy, na Jesus) fa izy no nihevitena (nanandratena) hoe voafidy...

Izao lasa mampivily ny olon'Andriamanitra....Olona tokony hitandrina didin'Andriamanitra lasa manao tsinontsinona izany,

Olona tokony hanome voninahitra an'Andriamanitra lasa manamavo an'Andriamanitra!!!
77. RA TAN ( 05/07/2017 08:46)
Davjo:


Fantatrareo ve hoe inona ilay Baiboly lazain'i RA TAN fa original?
http://nachouraqui.tripod.com/

LA BIBLE CHORAQUI

Ny dikan-tenin'io lehilahy io no lazain'i Edouard fa Originale.


Ny Ambasadaoran'i Yahoshuah tsy niteny hoe io no baiboly original, ary izaho RA TAN koa tsy niteny an'izany.
Fa baiboly hebreo nadika ho teny frantsay io, ary tena mahitsy be ilay fandikana (jereo fa na ny teny frantsay-ny aza mot à mot be). Fa lehilahy jiosy izay tompon'ny teny hebreo mihintsy io Andre chouraqui io sady manampahaizana be. Dia jereo tsara fa tena voatazony ao ilay anaran'A/tra Ray.

Jereo anie ao @ io baiboly churaqui io e, fa ao @ io izao dia tena milaza mihintsy fa « YAH » no nom propre an’A/tra Ray fa tsy JEHOVAH izany, ary EL(Elohîms raha pluriel) ny nom commun hoe A/tra . HalEloy YAH : voninahitro hoan’A/tro YAH, fa ny azy tonga dia nataony hoe Hallelou-YAH


Shemot:
15
2. Mon énergie, mon chant, Yah ! Il est pour moi le
salut !
Voilà mon Él, je le magnifie, l’Elohîms de mon père, je
l’exalte.

Louanges:
115
17. Non, les morts ne louangent pas Yah, ni tous
les gisants du silence.
18. Nous, nous bénissons Yah, maintenant et en
pérennité. Hallelou-Yah.

118
5. Dans la détresse, je crie: Yah. Il me répond au
large, Yah.
14. Mon énergie, le chant deYah, il est pour moi le
Salut
17. Je ne suis pas mort, oui, je vis et raconte le fait
de Yah.
18. Corrigé, il m’a corrigé, Yah, mais à la mort il ne
m’a pas donné.
19. Ouvrez-moi les portes de la justice, je viens là
célébrer Yah

122
4. Oui, là montent les rameaux, les rameaux de
Yah, le témoignage d’Israël,

130
3. Si tu gardais les torts, Yah, Adonaï, qui se
lèverait ?

135
4. Oui, Yah a choisi Ia‘acob, Israël pour son
Domaine

136

26. Célébrez l’Él des ciels.
Oui, en pérennité son chérissement !

139
17. Pour moi tes pensées sont chères, Él,
vigoureuses, leurs têtes.
23. Sonde-moi, Él, pénètre mon coeur.
Examine-moi, pénètre mes fantasmes

146
5. En marche, qui a l’Él de Ia‘acob à son secours

149
6. les exaltations d’Él en leur gorge,
l’épée double-bouche en leur main,

150
6. Toute haleine louangeYah ! Hallelou-Yah.



Mbola be dia be ao, fa santionany fotsiny ireo
78. Miharena ( 07/07/2017 05:50)
Rehefa manaraka ilay laha-kevitra momba ity ady Anarana ity aho dia mahatsapa fa isan'ny tsy misy fotony loatra ilay izy raha tsy manaiky ny rehetra ny herin'ny teny sy ny fahefany isak'izay olombelona nahazo Soratra Masina ka nampiasa azy hahavokatra isan-tokony avy.

Inona moa no antony nanaovana an'i Babela nampisaraka ny fitenenana ka niteraka firenena maro samihafa raha tsy nomena teny samihafa izy ireo?

Ny hevitra fototra hahatongavana any an-danitra dia teo amin'izy rehetra fa nampielezina ny fiteny tsy hifankahazo mba tsy anaovan'ny olombelona hevitra bontolo voafetra ihany momba ny fiainana ao amin'ny Mpahary.

Azo alaina sary an-tsaina hoe ny Voa Fototra dia iray ihany fa ny voninkazo no manana loko samihafa no ilazana ny zava-misy eto ambonin'ny tany nihatra tamin'ny olombelona nohariana. Toy ireny telomiova ireny io fa ny antsika olombelona dia tena natao arivomiova na analimiova aza.

Iza moa isika no tsy mahatsapa fa na aiza na aiza no mifampiresaka dia mahazo izay lazain'ny tsirairay avokoa na io teny Mikea, na teny sinoa, na teny Malagasy, anglisy sns...

rehefa tsy manaiky izay dia isan'ny tery erana sy tery atidoha ary tery fanahy.

Rehefa tsy miaiky fa tery saina dia mety efa adala izany fa tsy mahazo ny maha-erana tsy hita faritra ny FISAINANA akory ary tsy mahalala fa io FISAINANA io anie ka ERANA TSY HITA FARITRY NY FANAHY no mampanan-kery azy.

Ka raha hiverina amin'ny loha-hevitra dia miakatra kely fotsiny eo ambonin'izy rehetra miady anarana ireo aloha dia mamaky fotsiny avy eo. Dia rehefa kianina ianareo mitompo teny fantatra dia mba mila manaiky aloha fa tery saina. Dia mila mahatsiaro tena satria ts ymampahomby ny fomba fampianaranareo raha manao bontolo ny Anaran'ny Mpahary izay IZY IHANY no mahalala ny VOA nataoNY tao am-pon'ny Voariny tsirairay andavotrisa ampitomboina andavotsisa lavotrisa.
79. stahtam ( 17/07/2017 08:20)
Aleo valiana ity anao ity ry Miharena ka aza asiana latsaka fa marobe ny hevitrao novaliako ato:

1°) "Rehefa manaraka ilay laha-kevitra momba ity ady Anarana ity aho dia mahatsapa fa isan'ny tsy misy fotony loatra ilay izy raha tsy manaiky ny rehetra ny herin'ny teny sy ny fahefany isak'izay olombelona nahazo Soratra Masina ka nampiasa azy hahavokatra isan-tokony avy"
- Fahalalahana @ famoahan-kevitra no mahatonga anao hilaza izany hoe "tsy misy fotony" izany fa tsy hevitra mifototra @ baiboly. Soratana eo @ handrina mihitsy ny anarana hoy ny boky kristiana (Apokalypsy), ka asa raha mety ho samihafa isaky ny firenena izany !? Anarana @ teny gasy ve no "ho" voasoratra eo @ handrinao sa teny inona?

2°) "Inona moa no antony nanaovana an'i Babela nampisaraka ny fitenenana ka niteraka firenena maro samihafa raha tsy nomena teny samihafa izy ireo?"
- Sazy no nanaovana an'i Babela fa tsy io hevi-dravina izany anao izany !

3°) "Ny hevitra fototra hahatongavana any an-danitra dia teo amin'izy rehetra fa nampielezina ny fiteny tsy hifankahazo mba tsy anaovan'ny olombelona hevitra bontolo voafetra ihany momba ny fiainana ao amin'ny Mpahary"
- Raha tena nandeha t@ fahendrena ny olona ka tsy nanao an'i Babela dia nijanona ho tokana ny fiteny. Ka io hevitra bontolo io mihitsy no tohizanao satria efa ny olona voakororoka fiteny dia = mpanohitra an'Ilay Ivavahana. Dia io kororohinao @ fiteny samihafa io koa ny anarany mandraka ankehitriny.
4°) "a- Azo alaina sary an-tsaina hoe ny Voa Fototra dia iray ihany fa ny voninkazo no manana loko samihafa no ilazana ny zava-misy eto ambonin'ny tany nihatra tamin'ny olombelona nohariana. Toy ireny telomiova ireny io fa ny antsika olombelona dia tena natao arivomiova na analimiova aza
b- Iza moa isika no tsy mahatsapa fa na aiza na aiza no mifampiresaka dia mahazo izay lazain'ny tsirairay avokoa na io teny Mikea, na teny sinoa, na teny Malagasy, anglisy sns...
c- rehefa tsy manaiky izay dia isan'ny tery erana sy tery atidoha ary tery fanahy.
Rehefa tsy miaiky fa tery saina dia mety efa adala izany fa tsy mahazo ny maha-erana tsy hita faritra ny FISAINANA akory ary tsy mahalala fa io FISAINANA io anie ka ERANA TSY HITA FARITRY NY FANAHY no mampanan-kery azy"
VALINY:
a- Ny nanomezana ny anaran'Ilay Ivavahana (anaran-tsamirery io) ka nampahafantarana azy tamina vahoaka iray dia tsy talohan'i Babela fa taty AORIANA. Tsy tratran'io fikororohana io izany ny anarany, satria t@ andron'i Mosesy vao nomena (t@ Hebreo IRERY IHANY). Ny sainao angamba no mety ho telomiova fa tsy ilay anarana.
b- Ny tena hevitrao izany dia hoe ilay olona noforonina indray no mamorona ilay anarana (zavatra tsy mbola nisy teto ambonin'ny tany), dia Ilay Mpamorona indray no tsy maintsy manaiky hoe: izao no tianay hiantsoana anao ka ianao ve dia tsy hi-comprendre izany?
c- Ilay erana sy fanahy ary ireo hevitra teo alohany noresahinao aloha dia filozofia noforonin'ny sainao ka tsy dia asiako resaka. Ka rehefa tsy miaiky izany dia "tery saina". Ny mpanjana-tany no manana io foto-pisainanao io: rehefa tsy takany ny fahaizan'ny gasy manao ody may @ alalan'ny rora sy ny ravin-kazo dia lazainay fa fanompoan-tsampy ireny ka ario! Eto indray rehefa tsy manaiky ny hevitrao bontolo ny olona (ny noforonina indray no manome anarana ny Mpamorona @ izay itiavany azy) dia "tery saina" no iantsoanao azy.
5°) "Ka raha hiverina amin'ny loha-hevitra dia ... IANAREO MITOMPO TENY FANTATRA dia mba mila MANAIKY aloha fa TERY SAINA. Dia mila mahatsiaro tena satria ts ymampahomby ny fomba fampianaranareo raha manao bontolo ny Anaran'ny Mpahary izay IZY IHANY no mahalala ny VOA nataoNY tao am-pon'ny Voariny tsirairay andavotrisa ampitomboina andavotsisa lavotrisa"
- Izaho aloha teto tsy nampianatra an'iza na iza hoe "izao no anaran'Ilay ivavahana" fa ny hevitrao milaza fa izay mandiso ny hevitrao dia tery saina, io no ahitsiko. Amboary ny sainao fa ny olona mitondra anarana hoe Jérémie tsy hisy hiantso hoe Jérôme raha mbola manana fahendrena ao anatiny. Izany hoe tsy anjaranao ny mijery hoe mampahomby fampianaran'olona ve ny fanaovany bontolo araka ny eritreritrao na tsia. Ny hevitrao tohanana dia eken'ny olona na toheriny ka hita eo izay manana ny marina.
Ny Mpahary irery ihany tokoa no mahalala ny voa nataony tao am-pon'ny voaariny tsirairay, saingy tsy adala Izy nanome ny teniny (ny baiboly) ho an'ny vahoakany mba handehanan'ireo @ sitrapony fa tsy hamoronany filozofia mifanaraka @ izay tiany tahaka io ataonao io.
80. Miharena ( 17/07/2017 08:58)
Aleo ary hovaliana araka ny voasoratra ireto fanontanianao ireto namana Shantam


1°) "Rehefa manaraka ilay laha-kevitra momba ity ady Anarana ity aho dia mahatsapa fa isan'ny tsy misy fotony loatra ilay izy raha tsy manaiky ny rehetra ny herin'ny teny sy ny fahefany isak'izay olombelona nahazo Soratra Masina ka nampiasa azy hahavokatra isan-tokony avy"
- Fahalalahana @ famoahan-kevitra no mahatonga anao hilaza izany hoe "tsy misy fotony" izany fa tsy hevitra mifototra @ baiboly. Soratana eo @ handrina mihitsy ny anarana hoy ny boky kristiana (Apokalypsy), ka asa raha mety ho samihafa isaky ny firenena izany !? Anarana @ teny gasy ve no "ho" voasoratra eo @ handrinao sa teny inona?


Vakio ny Apok 3: 12

12 Izay maharesy no hataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanitro, ary tsy hiala eo intsony izy; ary hosoratako eo aminy ny anaran'Andriamanitro sy ny anaran'ny tanànan'Andriamanitro, dia Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra avy amin'Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao.

Anarana vaovao no voasoratra fa tsy Ilay Azy hatrizay. izany hoe Anarana any an-danitra fa tsy fiantso eto an-tany.



2°) "Inona moa no antony nanaovana an'i Babela nampisaraka ny fitenenana ka niteraka firenena maro samihafa raha tsy nomena teny samihafa izy ireo?"
- Sazy no nanaovana an'i Babela fa tsy io hevi-dravina izany anao izany !


Diso ilay resaka hoe sazy fa fampielezana ny zanak'olombelona tsy hanao asa iombonana hahazo laza ho an'ny tenany hiakatra any an-danitra io voalazan'ny Gen 11: 1-9 io.

1 [Ny nanaovan'ny olona ilay tilikambo tao Babela, sy ny nanorokoroan'Andriamanitra ny fitenin'ny olona] Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny.
2 Ary raha nifindrafindra niantsinanana ny olona, dia nahita tany lemaka tany amin'ny tany Sinara izy ka nonina teo.
3 Ary niresadresaka hoe izy: Andeha isika hanao biriky ka handotra azy tsara. Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra.
4 Ary hoy izy: Andeha isika hanao tanàna sy tilikambo ho antsika, ka ny tampony hahatakatra ny lanitra, dia hanao izay hahazoantsika laza, fandrao hiely eny ambonin'ny tany rehetra isika.
5 Dia nidina Jehovah hizaha ny tanàna sy ny tilikambo, izay nataon'ny zanak'olombelona.
6 Ary hoy Jehovah : Indro, iray foko ny olona, sady iray fanononana izy rehetra, ary ity vao fiandohan'ny hataony; koa izao dia tsy hisy azo sakanana na inona na inona izay saintsaininy hatao.
7 Aoka isika hidina, ka eny no hanorokoroantsika ny fiteniny, mba tsy hifankahala teny izy.
8 Dia tao no nampielezan'i Jehovah azy hiala ho eny ambonin'ny tany rehetra; dia nitsahatra tsy nanao ny tanàna intsony izy.
9 Koa izany no nanaovana ny anarany hoe Babela; fa tao Jehovah no nanorokoro ny fitenin'ny tany rehetra; ary tao no nampielezan'i Jehovah ny olona ho eny ambonin'ny tany rehetra.



3°) "Ny hevitra fototra hahatongavana any an-danitra dia teo amin'izy rehetra fa nampielezina ny fiteny tsy hifankahazo mba tsy anaovan'ny olombelona hevitra bontolo voafetra ihany momba ny fiainana ao amin'ny Mpahary"
- Raha tena nandeha t@ fahendrena ny olona ka tsy nanao an'i Babela dia nijanona ho tokana ny fiteny. Ka io hevitra bontolo io mihitsy no tohizanao satria efa ny olona voakororoka fiteny dia = mpanohitra an'Ilay Ivavahana. Dia io kororohinao @ fiteny samihafa io koa ny anarany mandraka ankehitriny.


Efa voalaza etsy ambony ny valinteny eto. Ny fahazoana ny teny isam-pokom-pirenena raha tsy misy fandikan-teny dia tsy azo.

Ohatra mazava ny Anarana fiantso an'Andriamanitra : Dieu, God, Andriamanitra, Goth sns...

Tsy azonao heverina ny hahaizan'izao olombelona rehetra izao ny teny Hebreo fa misy fivoany isaky ny faritra na dia ireo anarana aza. Porofo ny tsy fahitanao Baiboly mampiasa ny Anarana Yahoshuah. Na io fanoratra azy io aza anie tsy misy itovizany amin'ny fanoratra sy fanononana Hebreo e!




4°) "a- Azo alaina sary an-tsaina hoe ny Voa Fototra dia iray ihany fa ny voninkazo no manana loko samihafa no ilazana ny zava-misy eto ambonin'ny tany nihatra tamin'ny olombelona nohariana. Toy ireny telomiova ireny io fa ny antsika olombelona dia tena natao arivomiova na analimiova aza
b- Iza moa isika no tsy mahatsapa fa na aiza na aiza no mifampiresaka dia mahazo izay lazain'ny tsirairay avokoa na io teny Mikea, na teny sinoa, na teny Malagasy, anglisy sns...
c- rehefa tsy manaiky izay dia isan'ny tery erana sy tery atidoha ary tery fanahy.
Rehefa tsy miaiky fa tery saina dia mety efa adala izany fa tsy mahazo ny maha-erana tsy hita faritra ny FISAINANA akory ary tsy mahalala fa io FISAINANA io anie ka ERANA TSY HITA FARITRY NY FANAHY no mampanan-kery azy"
VALINY:
a- Ny nanomezana ny anaran'Ilay Ivavahana (anaran-tsamirery io) ka nampahafantarana azy tamina vahoaka iray dia tsy talohan'i Babela fa taty AORIANA. Tsy tratran'io fikororohana io izany ny anarany, satria t@ andron'i Mosesy vao nomena (t@ Hebreo IRERY IHANY). Ny sainao angamba no mety ho telomiova fa tsy ilay anarana.
b- Ny tena hevitrao izany dia hoe ilay olona noforonina indray no mamorona ilay anarana (zavatra tsy mbola nisy teto ambonin'ny tany), dia Ilay Mpamorona indray no tsy maintsy manaiky hoe: izao no tianay hiantsoana anao ka ianao ve dia tsy hi-comprendre izany?
c- Ilay erana sy fanahy ary ireo hevitra teo alohany noresahinao aloha dia filozofia noforonin'ny sainao ka tsy dia asiako resaka. Ka rehefa tsy miaiky izany dia "tery saina". Ny mpanjana-tany no manana io foto-pisainanao io: rehefa tsy takany ny fahaizan'ny gasy manao ody may @ alalan'ny rora sy ny ravin-kazo dia lazainay fa fanompoan-tsampy ireny ka ario! Eto indray rehefa tsy manaiky ny hevitrao bontolo ny olona (ny noforonina indray no manome anarana ny Mpamorona @ izay itiavany azy) dia "tery saina" no iantsoanao azy.


Eto indray dia tsy hitady teny afa-tsy iray ihany aho dia ao amin'ny Jaona 1: 1-18

1 Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
2 Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.
3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza.
4 Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona.
5 Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy*. [*Na: Tsy mahasakana azy]
6 Nisy lehilahy nirahin'Andriamanitra, Jaona no anarany.
7 Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan'ny olona rehetra noho ny teniny.
8 Tsy izy anefa no Ilay Mazava, fa tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava ihany izy.
9 Tao ny tena Mazava* Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin'izao tontolo izao**. [*Na: Izy no tena Mazava] [**Na: Ny Mazava marina, Izay mahazava ny olona rehetra, dia tonga amin'izao tontolo izao]
10 Teo amin'izao tontolo izao Izy, ary Izy no nanaovana izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao tsy nahalala Azy.
11 Tonga tany amin'ny Azy Izy, fa ny Azy tsy nandray Azy.
12 Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery* ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany, [*Na: anarana, na fahefana]
13 dia ireo izay tsy nateraky ny rà, na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak'Andriamanitra.
14 Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina* tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. [*Gr. nitoetra an-day]
15 Jaona nanambara Azy ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy
16 Fa tamin'ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana anampy fahasoavana.
17 Fa ny lalàna dia nomena tamin'ny alalan'i Mosesy; [fa] ny fahasoavana sy ny fahamarinana kosa dia tonga tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy.
18 Tsy nisy nahita an'Andriamanitra na oviana na oviana ; fa ny Zanakalahy Tokana, Izay ao an-tratran'ny Ray, Izy no nanambara [Azy].

Diso ny fanadihadiana milaza fa efa taty aorian'ny Babela ny Zanak'Andriamanitra voalaza eto satria IZY dia efa teo hatramin'ny fanorenana izao tontolo izao.


5°) "Ka raha hiverina amin'ny loha-hevitra dia ... IANAREO MITOMPO TENY FANTATRA dia mba mila MANAIKY aloha fa TERY SAINA. Dia mila mahatsiaro tena satria ts ymampahomby ny fomba fampianaranareo raha manao bontolo ny Anaran'ny Mpahary izay IZY IHANY no mahalala ny VOA nataoNY tao am-pon'ny Voariny tsirairay andavotrisa ampitomboina andavotsisa lavotrisa"
- Izaho aloha teto tsy nampianatra an'iza na iza hoe "izao no anaran'Ilay ivavahana" fa ny hevitrao milaza fa izay mandiso ny hevitrao dia tery saina, io no ahitsiko. Amboary ny sainao fa ny olona mitondra anarana hoe Jérémie tsy hisy hiantso hoe Jérôme raha mbola manana fahendrena ao anatiny. Izany hoe tsy anjaranao ny mijery hoe mampahomby fampianaran'olona ve ny fanaovany bontolo araka ny eritreritrao na tsia. Ny hevitrao tohanana dia eken'ny olona na toheriny ka hita eo izay manana ny marina.
Ny Mpahary irery ihany tokoa no mahalala ny voa nataony tao am-pon'ny voaariny tsirairay, saingy tsy adala Izy nanome ny teniny (ny baiboly) ho an'ny vahoakany mba handehanan'ireo @ sitrapony fa tsy hamoronany filozofia mifanaraka @ izay tiany tahaka io ataonao io.


Anisan'ny fampahatsiahivana ny fahateren-tsaina misy eto amin'ny samy olombelona mifanakalo hevitra.

Marina ny anao fa Andriamanitra ihany no tokony hitokiana fa tsy voafetran'ny saintsika olombelona izay voary ihany ny FAHALALANY IZY TOMPO MPAMORONA.

Matetika ny fanetren-tena dia tsy eo amin'ireo olona miady Anarana nefa efa maro ireo voavonjy noho ny Anarana fantany avy ary ny Tompo mahalala ny ao am-pony avy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.175