Ireo Fampanantenana nataon'Atra ho an'ny Mpino Azy
21. rhaj0
(
06/06/2017 12:11)
HOtry ny tsy mety azonao ny point de vue-ko izany..
Efa hoe Atheista aho ho'a. Ary ny Finoana an'Atra (sy ny cortege miaraka aminy, toa ny Baiboly sy izay personazy na dogma rehetra) dia ... ao @ imagination (collective) anareo ao daholo fotsiny ihany no mi-existe.
Fa mijery na hoe mampijery ny zava-misy avy ao ambadik'ilay solomaso imazinera ANAREO aho. Izany foana no ataoko io, ary dia tena tsy mitsahatra ny m(amp)ivanitika gilady ahy ho'a eee... :-)

22. Miharena
(
06/06/2017 12:30)
rhaj0:

Rehefa miresaka -ISTA dia zorom-piheverana izany fa tsy mahafoaka ny maha-voary sy ny zavatra tsapa.
Ny sarisary tsy mitovy amin'ny iainana ary ny Atheista tsy mamaritra na inona na inona fa io no atao hoe sary an-tsaina, anaovana dogma isan-karazany izay efa hita fa ataon'ny mpanao politika ankehitriny.
Izay aloha no fahitako azy ka asa na diso aho na mazava aminao izay teneniko.
fa ny hitako aloha rehefa miresaka Andriamanitra Mpahary dia lavinao fa ianao hoy aho angaha no namorona anao sy nametraka ireo rafitra ara-toebatana sy ara-tsaina no manohitra izay tolo-pahendrena rehetra avy amin'ny Mpahary miseho amin'ny olona?
23. rhaj0
(
06/06/2017 12:38)
Izaho Atheista, ianao Theista.
Samy mafoaka (ny maha-voary sy zavatra tsapa) izany ry Miharena aa.. :-)
Fa tena tsy azonao (mihintsy) ilay hoe Atheista ee...
Tena (hotry ny) raha vao tsy @ lojikam-baibolinao ny resaka, dia (hotry ny) tsy misy aminao, ary aronjonao ho @ lojikam-baibolinao daholo foana na resaka na olona. y olona ho'a TSY mitovy aminao daholo eee...
oops.. raha ny marina, tsisy "lojikany" ilay Baiboly, fa io dia "inoana", izany hoe, ekena tsisy porofo, ekena na tsisy lojika azany.

24. Miharena
(
06/06/2017 12:43)
Vakio dia ho hitaqnao ao ny lojikan'ny Baiboly.Tsy ahy io akory fa an'IZAY nampanoratra AZY.
Samy mahafoaka ve? Izaho mahita hoe zanabondrona ilay ATHEISTA.
Dia hiady amiko amin'izany ve ianao?
Tsy izaho no miady aminao aloha fa IZAY NAMPANORATRA NY BAIBOLY.

25. rhaj0
(
06/06/2017 12:50)
ka ataon'ilay "NAMPANORATRA NY BAIBOLY" toatoa ny ahoana hono izaho ato ry Miharena, ao @ imagination-nao ao??
26. Miharena
(
06/06/2017 12:53)
Tsy manana imagination aho aloha fa mamaky ny toetr'olona milaza ho Athee. Zanabondrona satria hevitr'olona ny atheisma. Ary ianao dia mpankafy ireny fiheveran'olona ireny.
Ny fisiana no toherin'ny Atheista.
Dia hanohitra indray izao ianao io hoe tsy izany o!?

27. rhaj0
(
06/06/2017 12:57)
TSy manana imagination ahoana ianao ry Miharena..
Ato @ imagination-ko nefa izao, dia ...
- mivaninika mora fotsiny ilay Andrtmtnra imaginaire,
- mahita an'i Miharena milaza-tena fa maheno bitsika,
- nefa Izy TSY niteny akoriny...

28. Miharena
(
06/06/2017 13:02)
Ny zavatra tsapa tsy imagination.
Raha marary ianao, dia ataovy hoe imagination ary
Raha sambatra ianao dia ataovy hoe imagination ary
raha miresaka amiko ianao izao io dia imagination hoe koa.
Finoana hafakely ny anao izany! Izay ve ilay hoe Atheista?

29. rhaj0
(
06/06/2017 13:10)
Sarotra be mihtsny ny miresaka @ Miharena.
Fa inty hoe ry Miharena jereo h@ farany, alohan'ny anohizantsika ny resaka.
http://forum.serasera.org/forum/message/m58825fb70ddd4/40

30. Miharena
(
07/06/2017 04:18)
Kolontsaina maneho sary an-tsaina namana izay andefasany ny rihatra rehetra no nomena an'i Caillou.
Tsy mitovy amin'ny Baiboly izay misy hafatra mazava izany.
Vakio aloha ny Baiboly dia porofoy fa angano! fa raha io sary ataonao io angano noforonin'ny vazaha.
Hanampiana anao dia ity misy ampahany hanatsoahana lesona: Eksodosy 7:1-5
1 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Indro, efa nataoko andriamanitra ho an'i Farao ianao; ary Arona rahalahinao kosa ho mpaminaninao.
2 Hianao hilaza izay rehetra nandidiako anao, ary Arona rahalahinao kosa hilaza amin'i Farao, mba handefasany ny Zanak'Isiraely hiala amin'ny taniny,
3 Ary Izaho hanamafy ny fon'i Farao sy hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin'ny tany Egypta.
4 Fa tsy hihaino anareo Farao, ka dia hamely an'i Egypta ny tanako, ary fitsarana lehibe no hitondrako ny antokon'ny Zanak'Isiraely oloko hiala amin'ny tany Egypta.
5 Dia ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah, rehefa maninjitra ny tanako amin'i Egypta Aho ka mitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any.
\Raha ny marina dia ny Eksodosy iray manontolo aloha no tokony hovakiana fa ity ampahany ity izay nitenenana sy nampanekena an'i Farao fa Jehovah no Andriamanitra Mahefa ny zava-drehetra dia isan'ny iray amin'ny fampanekena izay maromaro ihany!
Dia toy i Farao tsy misy valaka ny Atheiste. na dia ilazana injato amby arivo aza hoe MISY Andriamanitra ary miasa na amin'ny atheista na amin'ny mpanota dia tsy mino mihitsy izy.
Ny mety ho fanontaniana izao dia hoe Jehovah ihany no nanamafy ny fon'i Farao.
Ny endrika fisehoany no tokony hojerena. Misy fotoana i Farao miaiky tanteraka fa tsy maharesy an'Andriamanitra ny mpisikidiny fa mbola tsy maharesy lahatra azy tanteraka Jehovah. Dia mihamafy ny fony.
Dia toy ny olona miresaka amiko ankehitriny ilay izy. Na dia ametrahana porofo marobe aza dia mihamafy ny fony!
Fa iriko aloha hoe mba fofon'Ain'ny Tompo koa ho ao aminao dia hisokatra ny masom-panahinao Rhaj0!

31. rhaj0
(
07/06/2017 11:25)
Ny @ Farao aloha, dia .. ahoana moa no inoany ny Andrmntr'Israely, raha ilehio tsy mitsinjo afa-tsy ny "vahoakany" (dia ny Israelita); dia io niaraha-nahita io hono, ary tsy voalohany io, fa naripaka ny zanak'Ejipsiana.
Samy manana ny Andrmntrany io ry Miharena aaa.. Tena tsy azonao mihintsy ve izany? Eritrereto tsara ao, fa t@ io andro io, dia atsy Azia atsimo atsinanan, dia ny RazambeNTSIKA, dia nisonenika niaraka t@ Sinoa, ary ... "nanana ny Andrmntrany" koa zareo tany.
Ny tsy azoko koa anie, dia ahoana azany ianao Miharena, gasy petaka, mi-s'identifier @ Israelita fa tsy @ Ejipsiana. Giravy ilay acculturation, mba (tsy) ilazana hoe fanjanaha-tsaina. Nefa anie, ho Israelita oviana hono ity ianao, ka hoe, handova ny "fanjakana".
Fa ny @ Caillou, dia tsy azoko koa hoe, mba ahoana azany ny fijerinao sonema ee... toa ny masonao no midiridiry fa toa tsisy resaka voaray mihntsy kosany ve eee?...
Efa noresahina t@ namanao Kristiana ity, fa averiko kely azany ee... Ny foto-dresaka @ io sonema io, dia i L'AMI IMAGINAIRE G. Izay no efa titre.
- Georges est le meilleur ami de Caillou
= God est le meilleur ami de Miharena
- @ 1:18 = Caillou est le seul a connaitre Georges et personne ne l'avait jamais vu
= Miharena (et Cie) est le seul a connaitre God mais personne ne l'avait jamais vu.
- @ 2:00 = Caillou decida que ce qui s'était passé est de la faute de Georges
= Miharena décida que tout ce qui de passe est du pouvoir de God
- @ @:20 = Caillou ne sait pas exactement oU habite Georges
= Miharena non plus
- @ 2:40 = l'ami Georges doit sortir pour que Caillou fait ce qu'il doit faire
= de meme pour Miharena avec God
- @ 3:13 = Caillou fait croire à son père que c'est Georges qui a fait la chose
= Miharena fait de meme

32. Miharena
(
08/06/2017 04:31)

Diso fandray tantara ianao.
Misy fisiana amin'ny fotoana iray na aiza na aiza misy azy. Io mety ho eto ambonin'ny tany, mety any andanitra, mety eny amin'ny habakabaka, mety eny amin'ny planeta samihafa, galaxie sns...
Misy amin'ny fotoana iray ireo ary miara-mivoatra.
Ny olana dia ity, Rhaj0 tsy te-hahalala fa misy ILAY NITENY TAO ANATY BAIBOLY ary mivoatra miaraka amin'ny olombelona rehetra sy ny zavaboariNY rehetra IZY.
Rhaj0 dia manaiky fa caillou sy ny fampianaran'ny ray amandreniny no marina!!
Dia aiza ary ianao izany?!!
Mihevitra ny tenanao ho singa miaraka amin'ny rehetra ve ianao sa ahoana?
Ny fomba fiheverana isan-tokony tsy manakana ny MISY ary tsy afaka manafoana ny MISY.
Ireo rehetra lazainao, raha toa ka firehan-kevitra dia avy amin'ny olona.
Izay manambara fa IZY no fiandohana sy fiafarana, no IZY hatrizay ka ho mandrakizay.
Dia zahavo ny boky rehetra manerana izao planeta tany izao raha mahita io teny io ianao aloha vao manao famariparitana ny momba an'i Farao sy caillou ary Miharena.
33. rhaj0
(
08/06/2017 12:22)
Efa hay anie ny pli-vavanareo ry Miharena ee... IZY no katsaka tsaramaso voanjobory, hozy ny fiteny izay... Tsy ifanditra aminao @ izany aho, fa hita(ko) fa efa lalim-paka ao @ imazinasion-nao izany, ka dia izay izany.
Fa ny tiako ahatongavana @ ity tantaran'i Caillou ity, dia... ahoana ny fandraisanao an'i Georges io... Na hoe, tsy hitanao ve ny fimirana:
f(if)andraisan'i Caillou @ i Georges = f(if)andraisan'i Miharena @ i God
Efa nataoko ihany io ny parallele anampiana anao ry Miharena, fa mba ivereno kely eee... Fa tsy hoe "ratsy" anie ilay izy eee... Tena tsy hitako izay andavanao an'io parallele io. I Caillou izao io ohatra tena hendribe sy malemy paikabe ary falibe @ ataony ao (noho ny finoany an'i Georges).

34. Miharena
(
08/06/2017 13:25)
Mazava anie fa fampimirana amin'ny zava-tsy misy izay efa foto-kevitrao no tianao hahatongavana e!
Pli-vavanao manko io fandraisana antsary io rehefa handa zavatra iray ianao Rhaj0!
Ary maka ohatra etsy sy eroa fa tsy manome porofo mivaingana toy ny fijoroana vavolombelona.

35. rhaj0
(
08/06/2017 13:31)
ka eo azany mba henoina ny "fijoroana vavolombelona" ataon'i Miharena ee.. toa ny resaka efa natao t@ lohahevitra hafa, dia :
Toatoa ny ahoana izao Andrmntra "mivaingana sy tsapa" hitanao ao izao???

36. Miharena
(
08/06/2017 14:08)
Efa voalaza io valiny io. Fa ny nasaina nahita maso aloha dia Tsaratsara.
37. rhaj0
(
09/06/2017 16:00)
Iverenako kely indray azany ny f(i)andraisan'i Caillou an'i Georges.
Maresaka mihintsy i Caillou sy Georges, ary angatahany hanao zavatra, na asainy manao zavatra eo foana i Georges. Dia rahefa mikaretsaka eo, dia hotry ny mampa-hendry an'i Caillou ny firesahany an'i Georges.
Miara-mahita, fa i Caillou ihany no erany @ izay zava-misy eo, fa i Georges dia imazinera tokoany, satria dia tena TSISY Georges izany, TSISY nahita an'i Georges izany teo.
Dinidiniho ihany, fa torak'izay tanteraka koa ny f(i)andraisanao an'i God.
Makà ohatra-na zavatra nofaritana fa nataon'i God ao @ fiainanao manokana ao. Ohatra hoe, afa-panadinana, na hoe sitran'aretina.
Fa i Caillou koa, dia tena afaka ny hanatsafa hoe, i Georges no nanampy azy nianatra lesona, na koa, nihinam-panafody. Ary afaky ny mitompo-teny i Caillou fa hoe, dia i Georges no "nampanantena" azy fa ho afa-panadinana, na hoe sitran'aretina.
Mazavabe eto, fa i Caillou izany dia mila Georges vao "hendry"; ary dia .. milefitra ny RaR, fa zara azany ilay zaza mba hendry. Fa rehefa lehibe i Caillou, dia ho azony eo ihany, fa ny imazination-ny ihany anie no namoromporona teo.
ka io no fanontaniana, hoe.. rahoviana vao ho lehibe ry namana Kristiana isany aa ???

38. Miharena
(
10/06/2017 05:19)

Milaza ny tenanao ho lehibe izany ianao Rhaj0!
Ity ary misy fanotaniana ho anao : azonao tsara ve aloha izany hoe maha-Kristianina?
Raha haka ohatra amin'i Caillou ianao dia tsy hahavaly azy aloha, aoka dia tsorina! Fa maka Baiboly aloha dia vakio tsara raha misy vazivazy ao na kely aza.
39. rhaj0
(
12/06/2017 00:16)
Miharena:
Milaza ny tenanao ho lehibe izany ianao Rhaj0!
Efa tsy eny @ garabola intsony isika rehetra ry Miharena, ka
- hanonofy mazia-mirakla lava eo,
- na, hialangalana, dia lazaina fa izao zavatra (sy Tompo) imazinera izao foana no tompon'antoka @ izay eo
Ny coco efa nobeazina hiasa eee... io ho'a na dia tsy lafatra azany ny fanazavana sy fahalalana ny zava-misy rehetra akehitrio, dia betsaka no atokisana ny fitombenany, ary efa ampiasaintsika rehetra, koa na ianao azany mikatsentsitra mankafy izay tsy izy ao.
Miharena:
Ity ary misy fanotaniana ho anao : azonao tsara ve aloha izany hoe maha-Kristianina?
hi hi hi.. io indray ry Miharena dia .. tena sahiko tolorana ho dorana sy ho tapahina mihintsy ny hohon'ankihikeliko, fa na IANAO Miharena azany TSY mahalala hoe "inona no maha-Kristiana" anao, nefa roboka manao dian'ondry sy pli-vava lava ao.
Efa sirika be ianao fa na ny "sola fide" azany ho'a tsy azonao akoriny hoe inona.
Ho soa ho anao sy ny Finoanao (na ny hadalanao), dia vabahao ange ny lazain'Ineny Gogola ato eee..
http://lmgtfy.com/?q=Why+is+sola+fide+important%3F
40. Miharena
(
12/06/2017 04:36)
Tsy mamaly na inona na inona aloha ireo valinteny ireo Rhaj0 fa lasa mihodinkodina eto fotsiny isika raha tohizana.
Tsy mahasoa intsony rehefa tsy manome tsoa-kevitra mazava.
Ny tsoa-kevitra mazava izao dia hoe :
- Inona no vokatry ny Sola Fide, Sola scriptura fa tsy ny filazana fohy hoe Dogma ireo.
- Mila hamarinina ny asan'ireo!
Izay ihany no azo raisina fa mihoatra an'izay dia manao ikonisma foto-kevitra iray.