IZA ILAY MAZAVA?

41. rhaj0 ( 29/05/2017 12:20)
Tsy izaho no "mampitovy @ Andrmntra @ Photon", fa ny namanao Kristiana, i Davjo izy teo, no misavika metafaoro, ka rahefa namaky Genesisy izy, ilay hoe:

Genesisy 1:3 Hoy Andriamanitra: Misia ny mazava. Dia nisy ny mazava. 4Ary hitan'Andriamanitra fa tsara ny mazava. Nosarahin'Andriamanitra ny mazava sy ny aizina.

.. dia ilay Mazava dia lazainy hoe Andmntra fa TSY photon.

ianao izany koa anie ry Miharena toa tsy mamaky (dia manaja) ny soratry ny namanao kristiana Davjo eee...
42. Miharena ( 29/05/2017 12:43)

rhaj0:

Koa raha izay dia mazava tsara ny hevitrao, fa ny fanontaniana manaraka dia hoe ahoana moa no fiheveranao io Andriamanitra Mpahary io?
43. rhaj0 ( 29/05/2017 13:33)
Io "Andriamanitra Mpahary" io, raha ny fiheverako azy, dia ...

1- "ao @ imagination (collective)" anareo Mpino rehetra ao.

2- ary Izy io, ilay "Andrmntry ny Kristiana", dia vokatry ny hoza-dohan'ny olombe fahiny, tao moyen-orient t@ fotoan'androny tany (an -3000 .. an zero...)

Ohatra ny "Andriamanitra Mpahary" atsy @ "imagination"-n'ny
- Sinoa dia ry Guanyin sy ry Wangmu Niangniang na ry Yan Wang.
- Amerindiana dia i Grand Manitou...
- ny Malagasy razanao dia i Andriamanitra Andriananahary

Fa ny anao Miharena moa, dia io "Andriamanitra Mpahary" an'ny Kristiana io no tiatianao, na hoe, nampinoa anao, dia io no ataonao fiki-maty sy dridra-gilo eto :-)

(ka nahavaly fanontaniana ve aho?.. raha eny, dia .. hi hi hi.. tena tsy amelako ity fa dia:
Tantarao ho'a ny "bitsika" reNAO ao ry Miharena.
44. bor2lais ( 29/05/2017 15:13)

rhaj0:

...
Toa tsy takatr'ilay Mazava koa anie izany hoe "non-assistance de personnes" atsy @ 2eme etage sy any ambany tsena eee...

:-)
Fa maninona hono ilay "personne" no mila "assistance" e ? Satria "en danger" ve ?
Fa inona anefa ilay danger-nao ao no dia aleo mihidy an-trano manamafy poignée ao @ "maizina" ao ka tsy sahy aseho @ Mazava akory ?
:-)
Asa na tadidinao ity ramose : "sarotra @ dokotera ny mitsabo olona tsy manaiky ny tenany fa marary !" Indrindra moa raha tadiavinao (sy/na ezahinao) "vonoina" indray Izy atao hitsabo anao !
:-)
45. rhaj0 ( 29/05/2017 16:03)
Ka ianao (irery) anie ry Bor2lais no any @ 3eme étage any ee.. tena mbola maro no tavela ao @ 2eme étage; ny any ambany tsena tsy lazaina intsony. Ary fantatrao tsara izany, satria tazatazaninao ao tsara ireo.

Fa aza atao "izaho" no resaka ry Bor2lais, fa fantatrao ihany aho fa atheist, tsy mitady ary tsy mila izany "imagination"-nareo (mpino) izany.

Fa ireo namanao (kristiana) izay tavela ireo ho'a mba eritrereto ihany ee... Mba @ fo sy saina madio ao izy manao izay "nampinoana" azy tao, nefa ho'a dia tavela any ambany any @ 2eme, ary TSY mba mahatakatra ny takatrareo ao ambony ao @ 3eme eee...

Dia mivaralila ao daholo ireto izy. Ianao Bor2lais ihany no manipitsipika an'izany @ ireo namana "tavela" mandalo eto.

Dia nefa toa "faly" ho'a ianao @ izany rehetra izany ee.. Ilay Mazava koa moa @ io, efa hita fa mivaralila ireto olona, nefa dia toa mijery fotsiny ity Izy eee... Aiza ilay omnipotence no tsy ampiasaiNY ee... Dia ireto olona indray no soketaina ho "tsy te-ho tsaboina".
46. Miharena ( 30/05/2017 05:07)

rhaj0:

Io "Andriamanitra Mpahary" io, raha ny fiheverako azy, dia ...

1- "ao @ imagination (collective)" anareo Mpino rehetra ao.

2- ary Izy io, ilay "Andrmntry ny Kristiana", dia vokatry ny hoza-dohan'ny olombe fahiny, tao moyen-orient t@ fotoan'androny tany (an -3000 .. an zero...)

Ohatra ny "Andriamanitra Mpahary" atsy @ "imagination"-n'ny
- Sinoa dia ry Guanyin sy ry Wangmu Niangniang na ry Yan Wang.
- Amerindiana dia i Grand Manitou...
- ny Malagasy razanao dia i Andriamanitra Andriananahary

Fa ny anao Miharena moa, dia io "Andriamanitra Mpahary" an'ny Kristiana io no tiatianao, na hoe, nampinoa anao, dia io no ataonao fiki-maty sy dridra-gilo eto :-)

(ka nahavaly fanontaniana ve aho?.. raha eny, dia .. hi hi hi.. tena tsy amelako ity fa dia:
Tantarao ho'a ny "bitsika" reNAO ao ry Miharena.

Fantatra fa manao fikarohana be dia be ianao momba ny fombam-pivavahana isan-tokony ananan'ny olombelona ambany masoandro.

Dia manjary manana fomba fijery mametraka ny tenanao ho NGOZABE afaka mijery izany rehetra izany ianao dia manakely bilitika an'ILAY MPAHARY ka afaka milaza hoe izahay no manao drindrangilo AZY!???

Nefa raha mijery ianao ireo karazany rehetra ireo tsy mahita ianaoa afa-tsy iray ihany no manana teny mazava tsara milaza ny momba ny olombelona sy ny ho aviny. Ny sisa manao fitaizan-tena fotsiny ihany.

Io no mahatonga ny olona miresaka aminareo hilaza hoe tsy lazainareo akory izay marary aminareo hhitsaboana azy.

Dia rehefa omena fanafody dia tsy manaiky hoe io no mety fa mbola miolakolana indray mametraka fanontaniana.

Ilay bbitsiky ny Fanahy ohatra, maro be ireo efa mitantara etsy sy eroa hoe nahazo fdia nizara.

Anisan'ny fizarana ny anaovana serasera eto hanazavana ny sain'ny maro. Dia araho fotsiny ny fifanakalozana dia ho hitanao miandalana hoe inona ary izany bitsika azoko izany.

Mirary soa ho anao hahita ny rariny e! Hotahian'i Jesoa sy hahatongavaNY ao anie ianao !!
47. rhaj0 ( 30/05/2017 11:39)
Miharena:
Ilay bbitsiky ny Fanahy ohatra, maro be ireo efa mitantara etsy sy eroa hoe nahazo fdia nizara
rhaj0:
Tantarao ho'a ny "bitsika" reNAO ao ry Miharena.
48. Miharena ( 30/05/2017 18:20)

rhaj0:

Miharena:
Ilay bbitsiky ny Fanahy ohatra, maro be ireo efa mitantara etsy sy eroa hoe nahazo fdia nizara
rhaj0:
Tantarao ho'a ny "bitsika" reNAO ao ry Miharena.

Tsy voavalinao ilay teny tetsy aloha dia miverina amin'ity indray ianao!

Efa lazaiko hoe IZAHAY MITOVY FISAINANA ilay Bitsika.

Ka eto aho dia manitsy izay fiheveranao hatrany hatrany satria mivoana amin'ny maha-anao anao ilay fiheveranao.

Raha fantatrao fa IZY no nampisy anao dia tsy hiteny indraim-bava akory ianao hanao io famaritana hafahafa an'Andriamanitra io.

Aiza ka lazainao fa Sarisary Iraisan'ny Mpino IZY???!!!

Mba mandalina ihany fa lasa mivaona be ianao namana rhaj0 an!

Ny BE SAINA anie betsaka ihany no nandalo teto ambonin'ny tany teto fa samy manana ny anjarany rehefa tonga ny fetr'andro e!

Ka mananatra ihany eh! Minoa fa aza anisan'izay bontolo e!
49. rhaj0 ( 30/05/2017 19:41)
Miharena:
Raha fantatrao fa IZY no nampisy anao...

Dia ao @ imagination-nao IRERY ao izany re ry Miharena.

Izaho indray mi-imaginer hoe, ny RaR-ko no "nampisy" ahy, ary izy ireo, dia ny RaR-ny no "nampisy" azy, etsetra... Dia io miverina hatrany @ Lucy, t@ 3.2 millions d'années... izay raha zohina dia nivoatra avy t@ ireo stromatolites nisy teto an-Tany efa ho 3.5 milliards d'années..

Ary ny "nofo"-ko dia tambatra sela, izay tambatr'ataoma, izay tambatra quark... izay raha zohina, dia hita tao @ lasopin'i Big-Bang, izay nibalady eraky tontolo sy ny fotoana, ary io tonga nofo, dia izaho, arak'ilay "Rien Ne Se Perd, Rien Ne Se Crée, Tout Se Transforme"

Fa raha tsy takatrao izany ry Miharena, dia .. izao izany no izy eee.. tsotra be:
Ary dia nisy Ingahibe lava robe fotsy, sady lava volo fotsy.
Ary dia nikosoka ny tsikokony izy.
Ary dia izay no "nampisy" Miharena
:-)
50. MIharena ( 30/05/2017 19:46)

Izaho indray dia manana eritreritra, misaina tsara toy ILAY MPAHARY ahy sy nahary izao rehetra izao.

Ny big bang dia imagination, petra-kevitra, fandinihana ataon'ilay saina.

Fa ILAY SAINA HOAHO, IZA NO NIANDOHANY?
51. rhaj0 ( 31/05/2017 19:24)
Miharena:
Fa ILAY SAINA HOAHO, IZA NO NIANDOHANY?

Tena henjana be ity fanontanianao farany ity ry Miharena. Fa ampamora ny fi(s)ainanao, dia nampiako kely izany ilay fanazavana eee...

Ary dia nisy Ingahibe lava robe fotsy, sady lava volo fotsy.
Ary dia nikosoka ny tsikokony Izy.
Ary dia izay no "nampisy" Miharena.
Dia notsofiNY t@ orona narahin-delo ny tsikoko, ary dia izay no niandohan'ny "saina" tao @ Miharena

Aoka azany ry Miharena fa tsy hita fa tia hivanitika be fotsiny aho ee...
'zafady fa tena tsy aritro iny e..

Fa velezo kely azany ny kipantsinao, dia hazavao @ mpokona hoe:
"ILAY SAINA HOAHO, IZA NO NIANDOHANY?"
52. Miharena ( 01/06/2017 07:47)

IZAY AFAKA MIRESAKA AMINAO MAZAVA SATRIA VOARINY IANAO no namorona ny saina!

Tsotra kely ! Na zazakely aza mahay izany!

Fa raha manaraka ilay vazivazinao aho dia mahita hoe efa LASA angaha ny namana ka mamorona raiki-pohy araka ny fisainany manokana momba ny nahariana izao rehetra izao sy ny tenan'ny olombelona sy ny mahakasika azy?

Dia hoy aho hoe sao dia tokonmy hanipazana mahazaka sao dia miridana tsy tana!

Vazivazy izany fa ity no tiana ambara, rehefa manompa ianao dia tsarovy fa ratsy izay ary ianao ihany no voasingotra amin'izany.

Hoy ilay mpandinika malaza hoe MISAINA AHO NOHO IZANY MISY AHO

Fa ilay fisainana nety vakiraoka dia misy vakiraoka mandehandeha, mety ho sampona, dia misy sampontsampona mandehandeha maneho ny heviny.

Raha tsy misy Mpanitsy dia mikorontana tanteraka iny erana vokariny.

DIA IRAY IHANY NO MAHATANA AZY, IZAY NAMORONA NY SAINY. IZY IHANY NO AFAKA MANOME BITSIKA AZY ARY MANITSY AZY ARAKA NY NAMORONANY AZY TAMIN'NY VOALOHANY MBA HO FENO IZY.

RAHA MBOLA TSY MAZAVA dia esory aloha ny sarona matevina nateraky ny fitaizan-tsainao manokana izay nangoninao tanaty boky maro samihafa tany. DIA HENOY IZY.
53. rhaj0 ( 01/06/2017 12:39)
Miharena:
IZAY AFAKA MIRESAKA AMINAO MAZAVA SATRIA VOARINY IANAO no namorona ny saina!

Tsotra kely ! Na zazakely aza mahay izany!

Fa tsy efa miresaka amiko ve IZY .. ao @ imagination-nao ao ry Miharena aaa ... :-)

Dia inona hono no noteneniny tamiko teo, ry Miharena?

Tsy hita ho'a fa izaho k'lou dia ... bruit de fonds foana no reko ee...
54. Miharena ( 02/06/2017 04:37)

Tsy fakana sary an-tsaina anie izy ity fa milaza ny zavamisy e! Mamaky Baiboly Rhaj0 dia efa mandray avy AMINY.

Mihodinkodina eto amin'ny fivavahana sy finoana eto Rhaj0 dia efa IZY no mampanao anao izany satria tiaNY fohazina ianao.

Lasa miresaka amiko ianao dia efa IZY izay no manome ny teny ifanakalozana eto.
55. rhaj0 ( 02/06/2017 11:06)
Ka inona azany ho "noteneniny tamiko teo" ry Miharena aa...

Sady ianao koa moa no efa nilaza, na hoe, efa malaza, fa ...
Miharena nahare bitsik'Andrmntra:
i Miharena no Andriamanitra
i Miharena dia fitaovana na fantsona itenenan'i Andriamanitra
56. Miharena ( 02/06/2017 12:01)

rhaj0:

Ka inona azany ho "noteneniny tamiko teo" ry Miharena aa...

Sady ianao koa moa no efa nilaza, na hoe, efa malaza, fa ...
Miharena nahare bitsik'Andrmntra:
i Miharena no Andriamanitra
i Miharena dia fitaovana na fantsona itenenan'i Andriamanitra

Miteny aminao isanandro IZY fa tsy henoinao satria ny saina be -nao ihany no entinao manakana izay tokony ho azonao Aminy koh!!

Rehefa mahazo ianao dia ilazao aho.

Ny fanotaniana fotsiny dia hoe aingana sa ho ela vao ho voarodanao ilay efitra manasaraka anareo izay ianao ihany no manangana azy!

Ny ahy manko efa norodanina efa ela!
57. rhaj0 ( 02/06/2017 12:20)
ka ianao "kipantson'Andrmntra" re ry Miharena, maninona raha velesinao ampoto-tsofiko eto mihintsy ilay kipantsona raha izany ee...

Sa ianao koa TSY mahare koa ny bitsikan'Andmntra amiko ato?? hheeee... mampalahelo eee...
58. Miharena ( 03/06/2017 11:26)
rhaj0:

ka ianao "kipantson'Andrmntra" re ry Miharena, maninona raha velesinao ampoto-tsofiko eto mihintsy ilay kipantsona raha izany ee...

Sa ianao koa TSY mahare koa ny bitsikan'Andmntra amiko ato?? hheeee... mampalahelo eee...

TSINDRIANA TSARA fa tsy hoe mivazavaza!

Efa nomena anao ny LALANA sy ny Fomba fandrenesana AZY.

Dia io no TSINDRIANA AMINAO MAZAVA TSARA. KA RAHA TSY MBOLA HENONAO DIA FANTARO FA MBOLA NY MENOMENONAO IHANY NO AO AN'ERITRERITRAO FA TSY IZY NO OMENAO VAHANA HANORO ANAO
59. rhaj0 ( 05/06/2017 12:43)
Letia ee.. efa hoe "tsy maheno" aho ho'a na dia "mandre" bruit de fonds azany. ka raha "maheno" ilay bitsika nataoNY ho ahy ianao ry Miharena, maninona loatrany no tsy lazainao ahy eto ee???

Lazao ahy eto re inona ho'a izany bitsikan'Andmntra amiko ato izany ee...

Ohatra hoe, moa va i Andrmntra nilaza tamiko hoe,
- "ndana henoy ny feon'ny fahendrena-Miharena",
- sa, "aza mihaino an'i Miharena fa i Miharena azany mivaralila tsy mahay mamaky Baiboly akoriny, no koa, toa manaz'inona ny olombem-Degilizy"...
60. Miharena ( 06/06/2017 06:34)

Efa voalaza hoe be menomenona ho'aho ianao rhaj0.

Nefa moa olona mitovy amiko ihany koa ianao dia valiana ihany hoe araho ilay laha-kevitra fa mety hampahazava anao ihany.

Sady ity loha-hevitra ity dia hoe IZA ILAY MAZAVA!

Dia averiko eto Jaona 1:1-3

1 Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
2 Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.
3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza.
4 Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona.
5 Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy*. [*Na: Tsy mahasakana azy]

Matoa ianao miteny dia IZY no FOTONY fa tsy nisy teny tao ambavanao raha tsy IZY IZAY MAZAVA NIANDOHAN'IZANY!

Dia omeo AZY ny fanapahana dia handre AZY ianao.

Izaho miteny aminao io izao IZY mihitsy no mampiteny ahy!!

Fa raha toa kosa ka teny fahadalana no teneniko aminao na koa teneninao dia avy aminao ihany izany fa tsy avy Aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0238