Iray ihany ve ny Andrmntra ivavahana eto ee..

21. rhaj0 ( 27/04/2017 18:11)
RA TAN:
Tena maro be ny a/tra ivavahan'ny karazan'olona maro manerana an'izao tontolo izao. Fa YAHOSHUAH ilay A/tra nahary ny zavatra rehetra. Ireo karazana a/tra sampy be dia be ivavahan'izao tontolo izao ireo dia namboarin'i YAHOSHUAH avokoa, ary mangovitra eo anatrehany avokoa ireo.

Resaka tokoany ka atao moa ry RA TAN ooo?? Mandeha mihintsy ny imagination-n'i RA TAN @ io, ary atao mifatetatetaka mihitsny ny resaka. Dia asian-dRA TAN (ankolaka) h@ hoe, na ny Zaponey atsy @ farany atsinanana izany, na ny Mayans tatsy Zamerika, dia tena "mangovitra eo anatrehany" ilay Yahoshua ... Nefa ilay Yahoshua tena TSY mahalala akoriny ny fisian'izany Zaponey sy Mayans izany eto @ ity tany ity.

Eritrereto tsara foana ho'a ry RA TAN fa t@ l'an zero, dia tsisy nahafantatra akoriny fa hoe, boribory anie Latera.
22. andriatiana2 ( 01/05/2017 13:58)
tokon ho iray satri anie ny astraunate american sovietik chine etc.. Dia nahita soratr mivandravandr be we IZAO NO IZY fotsn tan aminy planet MARS e! Noho izan izay nanoratr anio zan no iz
23. rhaj0 ( 01/05/2017 14:03)
Ameo reference na artikla hoe ity lazainao ry andriatiana2? "soratra atsy @ planeta Mars"..

(ny eto @ serasera mantsy dia tsy olona "minoa fotsiny", fa olona mila "porofo"... @ izao andron'ny interent izao dia mora ny mitsikaraka "porofo")
24. stahtam ( 02/05/2017 10:13)

[quote=rhaj0]
Ny fahitako azy, dia IRAY ihany tokoany ny Andrmntr'i RBNIR sy Irakiraka. Tsy iadian-kevitra.

Saingy... tena "mino" ve i RBNIR sy Irakiraka fa io Andrmntrareo io dia Andrmntry ny Moslimo koa? na fotsiny hoe, Andrmntry ry RA TAN?? Na koa Andrmntr'i Stahtam??

(ho an'i RA TAN sy Stahtam, dia aveeriko kely ihany fa dia antsoiko hoe Andrmntra Izy, fa mety hafa no fiantsoanareo Azy.. fa dia ahitsio raha sitrakareo)

[quote=stahtam]
Raha apetraka hoe izay ivavahana no tianao hantsoina @ hoe A/tra, dia tsy A/tra no ivavahako. Efa nomeko fanazavana angamba ianao fa ny Ntaolo Malagasy no nampiaraka azy io t@ razana rehefa hitahy an-dry zareo. Saingy ireo misionera moa dia hafa ny tanjony raha tonga teto (jereo Léopold II et les missionaires) ka dia ny fanerena an'io finoan'ny vahoakan'ny mpanjaka malagasy io hikisaka any @ ilay anarana ao anaty baiboly no hitany fa nampilamina ny asany teto ka dia nanaraka ny maro.
Izany hoe raha mahita baiboly hebreo ianao dia tsy A/tra no ivavahako, hafa ny sitrapony, hafa ny anarany, hafa ny anaran'ny zanany, noho izany tsy iray no ivavahana eto @ ity forum ity fa samy hafa.-
25. rhaj0 ( 02/05/2017 10:46)
stahtam:
Raha apetraka hoe izay ivavahana no tianao hantsoina @ hoe A/tra, dia tsy A/tra no ivavahako.

tena lalina be izy izany fa tena tsy (ho) takatro mihintsy.

Aleo azany aloha ampitoviana ny famaritana

GOD
1. (in Christianity and other monotheistic religions) the creator and ruler of the universe and source of all moral authority; the supreme being.
synonyms: the Lord, the Almighty, the Creator, the Maker, the Godhead; More
2. (in certain other religions) a superhuman being or spirit worshiped as having power over nature or human fortunes; a deity.


Ka manana io #2 (deity) io ihany va ianao, dia "mivavaka" (worship) Aminy??
26. stahtam ( 02/05/2017 11:24)
Ilay "deity" na God resahinao koa dia mitarika hevitra hafa satria manana ny loharano niaviany (avy @ hoe dieu na deos izay manana tantara hafa mihitsy) ka aleo boriboriako hoe: personnage na être iray "ivavahana" izany e! Asa raha ho azonao izany, nefa mino aho fa ny ventin'ny fanontaniana kosa dia tena voavaly tsara hoe: samy hafa ny ivavahana eto @ ity forum ity.
27. RA TAN ( 02/05/2017 11:55)
stahtam:

... Izany hoe raha mahita baiboly hebreo ianao dia tsy A/tra no ivavahako, hafa ny sitrapony, hafa ny anarany, hafa ny anaran'ny zanany, ...


Fa inona no ivavahanao???
Iza no anarany???
Iza no anaran'ny zanany???

Fa ny hoe ANDRIAMANITRA, DIEU, GOD, GOTT, ELOHYM, ... dia tsy nom propre, fa ilazana izay ivavahana fotsiny
28. stahtam ( 02/05/2017 12:44)

RA TAN:

[quote=stahtam]
... Izany hoe raha mahita baiboly hebreo ianao dia tsy A/tra no ivavahako, hafa ny sitrapony, hafa ny anarany, hafa ny anaran'ny zanany, ...


Fa inona no ivavahanao???
Iza no anarany???
Iza no anaran'ny zanany???

Fa ny hoe ANDRIAMANITRA, DIEU, GOD, GOTT, ELOHYM, ... dia tsy nom propre, fa ilazana izay ivavahana fotsiny
[quote=stahtam]
Na dia ho an'i rhaj0 aza ny resaka dia hotsipazana kely ihany i RA TAN sao mba misy ilay abobo andrasako avy any aminy indray havoakany eto.
a- Fa inona no ivavahanao???
Ilay nivavahan'i Abrahama sy ny zanak'Israely ary ny Mesia voalazan'ny mpaminany (fa tsy ilay ao @ matio 2/23),

b- Iza no anarany???
Tsy Yahwah, tsy Yahvah izay ovaovanareo isak'izay mahatsiaro ny famaritana azy (jereo ny lohahevitra hoe "manondrana indray ry tsy mpanota"). Ny OLONY ihany no mahafantatra ny anarany ka! Ilay voalazan'ny mpaminany Israeliana (Isaia 52) hoe:
4 Tany Egypta no nidinan'ny OLOKO tamin'ny voalohany mba hivahiny tany; Ary ny Asyriana koa nampahory azy tsy ahoan-tsy ahoana. (iza no olona nidina tany Egypta t@ voalohany mba hivahiny tany? Iza no nobaboin'ny Asyriana? fa ireo no OLONY)
5 Ary ankehitriny inona no hataoko eto? ... fa nobaboina tsy ahoan-tsy ahoana ny OLOKO; (iza no efa nobaboina?)...
6 Koa ny OLOKO dia hahalala ny anarako; Eny, amin'izany andro izany* dia ho fantany fa Izaho no miteny hoe: Inty Aho...
7 Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly er? an-tendrombohitra sady mitory fiadanana! Dia izay mitondra teny soa mahafaly sady mitory famonjena, eny, izay manao amin'i Ziona hoe: Mpanjaka Elohym-nao! (iza no olona ho any Ziona fa any izy no hitondra teny soa mahafaly?)
... 9 Velomy ny hoby, ry fitoeran-drava any JEROSALEMA; Fa ... efa nampionona ny OLONY sady efa nanavotra an'i JEROSALEMA.

b- Iza no anaran'ny zanany???
Ny OLONY ihany no hahalala ny anarany sy ny anaran'ny zanany fa tsy ilay anarana mathématique hoe yah + hoshuah = yahoshuah. Rediredy iny
c- Fa ny hoe ANDRIAMANITRA, DIEU, GOD, GOTT, ELOHYM, ... dia tsy nom propre, fa ilazana izay ivavahana fotsiny:
Hevitrao io ka! Fony vao namorona izao tontolo izao Ilay nivavahan'i Abrahama (fa tsy Yahoshuah araka ny laingan'i Herilanto777) dia efa nanana anarana ary nosoratana tao @ Gen 1/1. Fa ireto hafa noteneninao ireto kosa dia efa elabe taty aoriana vao noforonina sy nivavahan'ny olombelona dia notereny hapetaka ho an'Ilay ao anaty baiboly rehefa te-hisando-pahefana hanangana sectes izy. Izay te-ho voafandrika no mino io hevi-dravinao io.
29. rhaj0 ( 02/05/2017 13:26)
ka dia raha ny fahazoako an'i Stahtam izany dia

1- Ilay ivavahan'i Stahtam dia ilay nivavahan'i Abrahama. Izy io no namorona izao tontolo izao. Ary manana ny "zanany" koa Izy io, ary izay ilay "Mesia", izay ivavahan'i Stahtam koa. io "Mesia"-n'i Stathtam io dia TSY ilay an'ny Kristiana (Jesosy): TSY mitovy ireo.

2- Ilay ivavahan'i Stahtam io dia tsy mijery (na mitahy...) afa-tsy ireo antsoiny hoe OLOKO. Izany hoe, misy lazainy hoe "TSY OLOKO", toa ireo Ejipsiana na Asyriana. Na dia "namorona izao tontolo (rehetra) izao" azany Izy io, ao anatin'izany ny Ejipsiana sy Asyriana, dia amin'Azy, dia mbola "TSY OLOKO" ireo


Mazava kah... sa diso io fazahoako azy io ry Stahtam??
30. stahtam ( 02/05/2017 13:47)

[quote=rhaj0]
ka dia raha ny fahazoako an'i Stahtam izany dia

1- Ilay ivavahan'i Stahtam dia ilay nivavahan'i Abrahama. Izy io no namorona izao tontolo izao. Ary manana ny "zanany" koa Izy io, ary izay ilay "Mesia", izay ivavahan'i Stahtam koa. io "Mesia"-n'i Stathtam io dia TSY ilay an'ny Kristiana (Jesosy): TSY mitovy ireo.

2- Ilay ivavahan'i Stahtam io dia tsy mijery (na mitahy...) afa-tsy ireo antsoiny hoe OLOKO. Izany hoe, misy lazainy hoe "TSY OLOKO", toa ireo Ejipsiana na Asyriana. Na dia "namorona izao tontolo (rehetra) izao" azany Izy io, ao anatin'izany ny Ejipsiana sy Asyriana, dia amin'Azy, dia mbola "TSY OLOKO" ireo


Mazava kah... sa diso io fazahoako azy io ry Stahtam??
[quote=stahtam]
Ny mahasarotra ny fanazavana eto dia:
- samy hafa ny base de raisonnement iaingantsika satria mino sy tsy mino no miresaka (misy koa ny cas général tsy azo ampitoviana @ cas particulier)
- betsaka ny zavatra voasoratra mbola tsy voavakinao dia mety handringa ny conclusion hataonao. Ohatra: betsaka ny hafa firenena NIARAKA t@ Israeliana sy nanaja ny lalàn'Ilay Ivavahana fa tsy noroahina izy ireo ary anisan'ny nantsoina hoe OLONY koa. Ny israeliana koa tsy nahazo nandroaka azy ireo.
- ry Andriamahazonoro izao, rehefa teto Imerina dia nisy antony nampidiran'Andrianampoinimerina azy ho anisan'ny fokon'ny Andriamasinavalona na dia hafa aza ny foko misy azy. Izay angamba no ohatra manakaikikaiky azoko raisina.
31. rhaj0 ( 02/05/2017 14:37)
Toa asarotin'i Stahtam ny fanazavana k'ty... Fa dia maninona loatra azany...

@ Andrnpmnrna dia misy ny Andrmhznro, ary misy koa ohatra ny Sakalava, na koa azany ny Vazaha. Ary ireo dia "TSY kOty", tsy ho Andrmsnvlna na oviana na oviana.


Ka dia efa hita mazava io izany fa ao @ (fivavahan') i Stahtam, dia
--- misy ny "OLOKO",
--- ary dia misy koa ny "TSY OLOKO" eee...


Dia eo no sampona

- samy noforonin'ilay "Ivavahana" izao ihany hono, nefa dia misy ny iangarana, ary misy ny ahilika. Ary ilay vahoaka iray manontolo mihntsy io, fa mba tsy hoe olona tsiraidraika mba hoe sampona tao. Fa dia maninona loatra azany...

- dia apetrako aminao koa ny fanontaniana efa napetrako t@ RBNIR: ianao ve ry Stahtam mihevitra fa akaiky kokoa @ ireo antsoina hoe "OLOKO"?? toa akaiky kokoa @ ireo antsoina hoe "TSY OLOKO" ianao izany k'nouh.. Fa dia maninona loatra azany...
32. endriny ( 02/05/2017 14:44)
Iray ihany hono ny Atra araka ny nolazaina tamiko fa ilay endrik'Atra no samy hafa arakaraky ny olona e.
33. rhaj0 ( 02/05/2017 14:46)
Dia tena voalazanao :-) "arakaraka ny imagination-ny aby ao".
34. andriatiana2 ( 02/05/2017 16:44)
[quote=rhaj0]
Ameo reference na artikla hoe ity lazainao ry andriatiana2? "soratra atsy @ planeta Mars"..

(ny eto @ serasera mantsy dia tsy olona "minoa fotsiny", fa olona mila "porofo"... @ izao andron'ny interent izao dia mora ny mitsikaraka "porofo")
[/quote mety sarotr ihan ny hitady anzan ao am net satr be document isankarazan le iz f n azo hanaporofoana az dia mandehan manontan mpampianatr filozofia na koa mpiarabelona na kou ireo raimandren mety mahafantatr anzan satr met nahare vaovao sy ny boky manazav an zan iz f ts voafaritr ao am net zan rah ts karohina lalina .zan dia tena zava mis mihts f ts honohon.
35. rhaj0 ( 02/05/2017 17:59)
O ry Andriatiana2 aaa... aza mba manaiky fahanan'olona atsanga tsy aman'orana toa io. Hafa ny taloha, ka tsisy boky tsisy biblioteka, dia izay miteny rehetra (@ feo mahery) dia inoana. Ianao ihany izao dia efa afaka mitsikaroka, fa efa amorain'ny internet izany. Avadibadiho ato dia itaro (ny saina) eee...
http://lmgtfy.com/?q=images+from+Mars


Dia hono ho'a.. tsy mampieritreritra anao ve hoe, possible ve, hisy "soratra" (azonao vakiana) any @ planeta Marsa? Dia ahoana, ho ampinoana koa ianao izao hoe, misy koa ny toa izany any @ galaxie alavitra any (any @ mille millions de mille sabords de kilometres), dia hino koa?? (rehefa hozy ny "filozofy sy raiamandreny" hoy ianao izay??)
36. stahtam ( 03/05/2017 13:18)

[quote=rhaj0]
Toa asarotin'i Stahtam ny fanazavana k'ty... Fa dia maninona loatra azany...
@ Andrnpmnrna dia misy ny Andrmhznro, ary misy koa ohatra ny Sakalava, na koa azany ny Vazaha. Ary ireo dia "TSY kOty", tsy ho Andrmsnvlna na oviana na oviana.
Ka dia efa hita mazava io izany fa ao @ (fivavahan') i Stahtam, dia
--- misy ny "OLOKO",
--- ary dia misy koa ny "TSY OLOKO" eee...
Dia eo no sampona
- samy noforonin'ilay "Ivavahana" izao ihany hono, nefa dia misy ny iangarana, ary misy ny ahilika. Ary ilay vahoaka iray manontolo mihntsy io, fa mba tsy hoe olona tsiraidraika mba hoe sampona tao. Fa dia maninona loatra azany...
- dia apetrako aminao koa ny fanontaniana efa napetrako t@ RBNIR: ianao ve ry Stahtam mihevitra fa akaiky kokoa @ ireo antsoina hoe "OLOKO"?? toa akaiky kokoa @ ireo antsoina hoe "TSY OLOKO" ianao izany k'nouh.. Fa dia maninona loatra azany...

[quote=stahtam]
1°)"... misy ny ahilika. Ary ilay vahoaka iray manontolo mihntsy io, fa mba tsy hoe olona tsiraidraika mba hoe sampona tao..."
Misy antony sy fiandohany ny fifidianana ny Israeliana fa tsy hoe miavaka noho ny vahoaka rehetra teto an-tany izy akory ka niangarana. Izay ilay lazaiko hoe mbola misy zavatra tsy voavakinao tany alohan'io fifidianana io, dia lasa aloha ilay conclusion-nao hoe "miangatra sy tsy miangatra". Nisy vahoaka betsaka mihitsy (tsy Israeliana) niaraka t@ Israeliana fa tsy nailika izany, ary betsaka ny israeliana rehefa nanao sampona dia nailiny.
2°) io valim-panontaniana 1°) io ihany angamba dia mahavaly ilay fanontanianao hoe "OLOKO" sy "TSY OLOKO"
3°) "Toa asarotin'i Stahtam ny fanazavana k'ty... Fa dia maninona loatra azany...
@ Andrnpmnrna dia misy ny Andrmhznro, ary misy koa ohatra ny Sakalava, na koa azany ny Vazaha. Ary ireo dia "TSY kOty", tsy ho Andrmsnvlna na oviana na oviana."
Efa nanazava mantsy aho hoe ilay base iaingantsika izay tsy mitovy no mety hahasarotra na hahamora ny fahatakaranao izay tiako holazaina. I Jean Laborde izao dia tena noraisin-dRanavalona I ho Malagasy nefa vazaha. Mitaky adidy ny zo omena olona iray raha azavaina @ fomba filozofika kokoa. @ Ilay ivavahan'ny Israeliana, rehefa manaiky hanaraka ny lalàna apetrany dia raisiny ho OLONY na inona na inona nationalité-ny. Hita ao @ Apokalypsy ohatra fa ny hafa firenena, OLONY dia betsaka LAVITRA tsy tambo isaina raha miohatra @ Israeliana. Fanombohan-javatra ny fifidianana ny Israeliana mba harahin'ny rehetra izay te-hiaraka Aminy.
37. rhaj0 ( 03/05/2017 13:50)
ok... raha ny fahazoako azy izany, ilay "ivavahan'i Stahtam" ao, dia ... tsy toa ny Atry ny Kristiana (ideal):

- @ Kristiana (ideal), dia any @ Fitsarana farany, aorian'ny fahafatesana, vao mizara ny ho aleha. Any vao tena lasa, na any paradisa, na any @ helo ireto olona.

- amin-dry Stahtam kosa, dia efa eto an-tany dia efa "helo" ho an'ireo TSY "manaraka ny lalàna apetrany" hono.


Ka raha mbola ny fahazoako azy ihany koa, dia ilay "Andriamanitra mpandripaka" ao @ Baiboly dia farasisan'ilay "ivavahan'i Stahtam". Ohatra ilay Atra nandripaka ny Ejipsiana hanavotana an'i Moses. Izany ilay mampihatra "helo eto an-tany". Izay ilay "ivavahan'i Stahtam".


Ary io no mampivaralila ny Kristiana. Satria tavela tao anaty Baiboly daholo izany. Nefa ilay Baiboly lazaina fa "Tenin'Andrmntra". Ary dia izay no anaovan'i RbNIR ohatra, anaovany resaka boloky, dia averimberiny (tsy ampiheverana) eto ilay hoe, efa TV izao eee...

38. RA TAN ( 03/05/2017 23:59)
stahtam:
Izany hoe raha mahita baiboly hebreo ianao dia tsy A/tra no ivavahako, ...hafa ny anarany, hafa ny anaran'ny zanany

RA TAN:
Inona no ivavahanao?
Iza no anarany?
Iza no anaran'ny zanany?

stahtam:
Ny OLONY ihany no mahafantatra ny anarany ka! Ilay voalazan'ny mpaminany Israeliana (Isaia 52) hoe: 4 Tany Egypta no nidinan'ny OLOKO tamin'ny voalohany mba hivahiny tany

RA TAN:
Ianao nga efa andevo tany Egypta?
Ny ISRAELIANA no OLONY tenenina eo, fa tsy ianao; satria t@ andron'ny D10 io.
Fa ref nivadihan'ireo ilay D10 dia NIAFINA t@ ireo amzay Izy(ISAIA,59:1,2), d lasa ts olony intsony ireo. Ko ra ts izany ve ireo ho voaroaka niala t@ taniny.

stahtam:
6 Koa ny OLOKO dia hahalala ny anarako; Eny amin'izany andro izany dia ho fantany fa Izaho no miteny hoe: Inty Aho

RA TAN:
Ts ny Israeliana intsony eo n OLONY ataony hoe "INTY AHO" ka mahalala ny anarany; ary tsy ianao, fa IZAHAY
39. stahtam ( 04/05/2017 06:04)
Ho an-dRA TAN:
Araka ny efa voamarina hatr@ izay dia tsy natao ho ana(re)o io baiboly hebreo io ka izany no mahatonga io rediredy tsy misy farany io.

RA TAN:
Ianao nga efa andevo tany Egypta?

Valiny:
Rehefa hitanao fa ny Israeliana no OLONY eo amin'io Isaia 52 io dia aza savihana intsony fa tsy misy soratra eo hoe "ianareo indray" no lasa olony.

-"d lasa ts olony Intsony ireo":
Mba hahafahanareo misandoka sy maka ny toeran'ny Israely OLONY dia tsy maintsy io tora-po io no anasanareo ny ati-dohan'ny olona ao aminareo.
-"Ko ra ts izany ve ireo ho voaroak niala t@ taniny"
Manamafy ilay fisalasalana ao anatinareo ny fametrahana io fanontaniana io. Iniana avadika ho "fandavana" ny "fanasaziana" mba hanamarinana ilay fisandohana. Ny faminaniana ny hampodiana azy mantsy dia iniana tsy resahina satria handrodana ilay lainga marivo tototra kely efa manomboka hiseho masoandro. Ny hitanjozoran'ny firenena rehetra ho any koa dia iniana avilana mba hitodihan'ny kely saina ho eny Ambohidrapeto.
RA TAN:
Ts ny Israeliana intsony eo n OLONY ataony hoe "INTY AHO" ka mahalala ny anarany; ary tsy ianao, fa IZAHAY

Valiny:
Tsy miala @ io Isaia 52 io ihany:
7 Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly er? an-tendrombohitra sady mitory fiadanana! Dia izay mitondra teny soa mahafaly sady mitory famonjena, eny, izay manao amin'i Ziona hoe: Mpanjaka ...!
- Ianareo ve efa niteny t@ Ziona an'io teny io? teny hebreo aza mampivaralila anareo ka hipingapinga haninona any?
8 Injany ny feon'ny mpitilinao! Manandratra ny feony izy ka miara-mihoby; fa ho faly izy mahita mifanatri-maso ny hodian'i ... ho any Ziona.
- Mbola hody any @ israel Ilay ivavahany (any Ziona) fa tsy ho eo Ambohidrapeto akory raha ny faminaniana no jerena.
9 Velomy ny hoby, ry fitoeran-drava any Jerosalema; Fa ... efa nampionona ny OLONY sady efa nanavotra an'i JEROSALEMA.
- Any Jerosalema no misy fitoerana rava, ny any no hamboariny, ny any no havotany, ny any no olony hampiononiny. Fa raha ny fisandohanareo aloha tsy dia mahataitra loatra intsony fa efa mahazatra ka na hataonareo majuscules sy holokoinareo sy hataonareo gras avokoa aza izay soratra eo, tsy hampiova ny faminaniana izany fa tsy hisy soratra mihitsy eo hilaza hoe hitanjozotra ho any Ambohidrapeto ny firenena rehetra. Noho izany tsy OLONY ianareo fa mpisandoka. Direction hafa no handehanan'ny OLONY.
40. RKjeanclaude ( 04/05/2017 07:46)
aza resahana eto rangah azafady le and/try ny mioslimo fa tsy misy silamo eto a, izay te-hahalala ny momba io dia mila (manokana ady hevitra amiko manokana na ) manontany an' i neny gogla.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6504