Tantaran'ny Finoana Fivavahana

21. rhaj0 ( 12/04/2017 14:27)
RBNIR:
Tsy idirako izay ataony any (mitaiza "mamelona" alika) fa ho anao manokana ity, raha hamelona ihany ny gasy aty bdb no mampalahelo
(..)
ny mampalahelo eto izao dia ireo olona "tsy mino"....

Naveriko kely fa ngo dia manadino ny teny naloakany ry RBNIR (satria tsy amen'Andrmntra aingam-panahy dia miteniteny foana).

Fa tsy mba miaiky fa miteniteny foana moa ry RBNIR fa vao mainka izy manofaofa tanana. Tairo ao izany e...
22. endriny ( 12/04/2017 14:42)
Fa angaha moa tsy isika mpino ihany no nahatonga an'i Malagasy ity ahantra toa izao ry RBNIR.

Angaha tsy isika FFKM sy Ranakolona ary Pedro ihany no nihirahira teny amin'ny 13 May, mba handrodanana ny rafitra nisy.

Aleo ahantra dia mora ambakaina amin'ny 1/10 sa ahoana?
23. RBNIR ( 13/04/2017 05:36)
rhaj0:

RBNIR:
Tsy idirako izay ataony any (mitaiza "mamelona" alika) fa ho anao manokana ity, raha hamelona ihany ny gasy aty bdb no mampalahelo
(..)
ny mampalahelo eto izao dia ireo olona "tsy mino"....

Naveriko kely fa ngo dia manadino ny teny naloakany ry RBNIR (satria tsy amen'Andrmntra aingam-panahy dia miteniteny foana).
Fa tsy mba miaiky fa miteniteny foana moa ry RBNIR fa vao mainka izy manofaofa tanana. Tairo ao izany e...

Samy mampalahelo daholo izany rhajo a! eo ny mampalahelo ara-nofo fa eo indrindra indrindra koa ny ara-panahy (afobe maharitra mandrakizay ange no voasoratre e)....




24. rhaj0 ( 13/04/2017 10:54)
Ka ny resakao anie ry RBNIR, dia hoe, ny vazaha "mamelona" alika, dia novalianao hoe, nefa be dia be ny gasy "mampalahelo" (tsy velona), ary ireo dia ireo "tsy-mino"..

ngo dia hotrhotry ny ampilaharinao @ "alika" azany ny "tsy-mpino"? sa moa toa ny mahazatra anao, dia afangarogaroinao fotsiny ny resaka, dia mibontsina ianao hoe, tena izay ilay izy, fa bitsik'Andrmntra mihintsy ilay izay.
25. rhaj0 ( 13/04/2017 13:05)
Ity indray ny "tantara" an'i Andmntry ny Kristiana..

26. endriny ( 13/04/2017 13:23)
Sady mitanina afobe izany ireto izao. Atra amin'io miandry ilay kitoza olombelona ho tsara tsatsika tsara
27. RBNIR ( 14/04/2017 00:39)
rhaj0:

Ka ny resakao anie ry RBNIR, dia hoe, ny vazaha "mamelona" alika, dia novalianao hoe, nefa be dia be ny gasy "mampalahelo" (tsy velona), ary ireo dia ireo "tsy-mino"..

ngo dia hotrhotry ny ampilaharinao @ "alika" azany ny "tsy-mpino"? sa moa toa ny mahazatra anao, dia afangarogaroinao fotsiny ny resaka, dia mibontsina ianao hoe, tena izay ilay izy, fa bitsik'Andrmntra mihintsy ilay izay.

Fanamarihina fotsiny no nataoko (ny gasy mbola manampanahy) tsy ny alika no mahamaika azy fa ny olona aloha..........Raha mbola gasy ihany ianao......
28. irakiraka ( 14/04/2017 06:31)
Fa mahasaky ihany nareo ka... sérieusement....
29. RBNIR ( 14/04/2017 09:54)

irakiraka:

Fa mahasaky ihany nareo ka... sérieusement....

Izay ny olona rehefa tsy matahotra an'Andriamanitra ry irakiraka a! dia gaga v ianao....

Diso v IZY raha mampisy ny sodoma sy ny gomora????
30. rhaj0 ( 18/04/2017 10:38)
Ka raha kOpy anie ianao ry Irakiraka hoe, ka izany rehetra izany dia ao @ imagination (collective) ao fotsiny, ka dia mba manitatra ny imagination-ny koa ilay mpanao kisary io ambony io, dia io napetrany io ny sary... ka inona azany...

Fa dia ao @ imagination-nao izany ry Irakiraka, dia ho ataonao inona ilay mpanao sary, na hoe, ho ataon'ilay Atra ao @ imagination-nao ao inona ilay mpanao sary?

(toa efa elaela ihany io sary io no nandehandeha eraky ny internet, ary tsisy naninona naninona.. raha tsy hoe, ianao Irakiraka sy RBNIR no handeha hanao djihady hamono ilay ranamana :-)
31. RBNIR ( 18/04/2017 10:57)
Isika hoy aho tsy miady amin'iza na iza rhajo a! afaka miteny izay tiany ny olona rehetra, afaka maneho izay asehony koa, fa ny anjarako dia ny mampieritreritra hoe mety v izao ataony izao sa tsia......ka ianao moa mihevitra fa imagination ilay izy dia tsy maninona fa izay izany, fa ho an'ny olona "miaina" tsara ao anatiny kosa dia adidiny no miteny hoe tsy immagination ilay izy...
32. rhaj0 ( 18/04/2017 11:07)
RBNIR:
ny anjarako dia ny mampieritreritra hoe mety v izao ataony izao sa tsia...

Dia mba "mampieritreritra" anareo Mpino koa izany ny aho eee... Mety ve izao ataonareo, m(amp)ivavaka lava ao izao:
- dia akanareo 1/10 ny volan'olona efa kely iny, fa hoe mba ampitomboina ilay lamentation hono
- dia akanareo 1 andro isan-kerinandro raha kely, ny androm-piainan'olona, fotoana efa kely iny, fa hoe ampitomboina ilay lamentation hono

Ity lamentations angaha nefa nitondra ilay olona (mahantra mampalahelo) nankaiza????
33. RBNIR ( 18/04/2017 11:30)
Ary ny tena tsara ange rhajo mba manao sondage direct ianao mankany amin'ireo mpino (malahelo) resahinao ireo e,
raha izaho mantsy no mamaly mety ho raisinao fanadiovantena ilay izy....
34. RBNIR ( 18/04/2017 11:32)
fa rehefa manao sondage dia mba manao sondage marina an! sao dia olona 1 sy 2 nitsoka andaharana no raisina fa hevitry ny maro eo....
35. rhaj0 ( 18/04/2017 12:16)
sondage hoe, hanontaniana ve zareo hoe, tena niala t@ izay fahantrany tao ilay olona rahefa avy nivavaka nanao lamentation lavarenibe?

Tsotra anie izany ee.. izay lasa mpanankarena rehetra dia tsiriho hoe, "nivavaka nanao lamentation lavarenibe" ve izy teo sa tsia.

Ohatra ianao ao ry RBNIR, niha-tsara ve ny fiainanao tao h@ izay nanaovanao "nivavaka nanao lamentation lavarenibe" niaraka t@ Hrnrn izay? Dia niha-tsara @ ahoana??
36. RBNIR ( 18/04/2017 12:28)
anontanio aminy izay tianao anontaniana e, izaho manokana ange efa nanao temoignage tato e!

http://forum.serasera.org/forum/message/m4f27eb8ce4cd6
37. rhaj0 ( 18/04/2017 12:36)
tsy mila sondage io ry RBNIR fa afaka atao an-tendron'orona eto aa :-)

1- niha-betsaka ve ny mahantra malahelo ao Dago? == Eny
2- niha-betsaka ve ny nivavaka lavarenibe ao Dago? == Eny

3- niha-betsaka ve ny lasa nanankarena satria nitarika fivavahana? == Eny

Taiza i Andrmntra no mamela izany rehetra izany hitranga??
izay ao anaty imagination (collective) ao ve hahavita inona eee?...
38. RBNIR ( 18/04/2017 12:42)
ka e izany izy aza hoe an-tendron'orona koa (siantista v dia manao an'izany e???)

alefaso ilay sondage....
39. lahindroy ( 19/04/2017 07:34)

salama jiaby

novokarin'ny sain'olombelona fotsiny ve ny finoana sa tena zava-misy tokoa ny voalazan'izy ireny ?
raha eny ny valiny , ny an'iza notena marina ?

-ny finoana torian-dry RBNIR ny akolitany ve ?
sa
-ny finoana arahin'ny hindoista ? ny shintoista ? ny bodista ? ny an'ny Aztèque sy ny Maya ary ny Inca ? ...
sa
-ny finoan-dRazana malagasy ? izay tsy misy an'izany Jesoa izany , tsy misy paradisa na afobe izany ? tsy nila vatican na môpera nampamono olona aman-tapitrisany rehefa misitaka amin'izay toriany ? tsy nila pasitera mpanangon-karena amin'ny alalan'ny lazainy fa fanasitranana famonjem-panahy ? ...
40. RBNIR ( 19/04/2017 08:15)
dia vao maika koa korontanin'i lahindroy indray ilay izy koa.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.532