NATOKANA HOAN'NY ISRAELIANA IRERY NY DIDY FOLO (LALÀN'I MOSHÈ), FA TSY NATAO HOAN'NY HAFA FIRENENA.

41. rhaj0 ( 12/04/2017 14:50)
k'efa lazaina foana fa hoe, efa niseho ireo phenomenes ireo taloha, an-taonany lasa, nefa dia mbola eto io foana ihany isika, satria tsy mandrava ny planeta Latera izany.

Fa i RBNIR moa, obsedé @ izao "faminanian'i Jesosy" izao, izay ivavahany ho tanteraka, dia mba mikaroka hono izy izany, dia izao phenomene hafahafa rehetra izao, dia inoany fa fahatanterahan'ilay faminaniana. Raha avibe izao ny orana ao, dia lazainy fa toa ny safo-drano Noah..

Dia aleo ho'a tsorina, fa dia tsy takatrao mihintsy ve fa tena manavy sy manahy vary mihintsy ianao ao io ry RBNIR?
42. RBNIR ( 13/04/2017 05:41)
Tsy Izaho ange no nilaza fa "inquiet" sy "preocupé ny scientifique" fa ry zareo ihany e mametraka adiresy mail izy ao tena azo anontaniana tsara ny antony....
43. RA TAN ( 13/04/2017 06:20)

perse108:

dikan zan de woe ampirisihanw fotsin zan zay mba tsy hitandrina ny didy folo. sa ve aaa ry RA TAN ?

VALINY:
Ny fahamarinana dia hoe "tsy natao hoanao m/gasy ny didy folo". Ka rariny ba aho ra hiteny hoe araho ny fahamarinana, fa aza mangalatra izay nomena ny jiosy manokana.
Dia izay manantsaina manaiky izany fahamarinana izany izy. Fa izay manohitra an'izany kosa no ametrahana ny fanontaniana hoe AIZA AO @ BAIBOLY NY VERSET MILAZA MANOHITRA AN'IREO VOALAZA IREO KA AHAFAHANAREO MITANDRINA NY DIDY FOLO ATY M/CAR???
Fa tadidio tsara fa "mpangalatra" ianareo ra vao tsy mahita verset milaza aminareo fa natokana hoanareo koa io didy folo io.
44. RA TAN ( 13/04/2017 06:33)

RBNIR:

Ity ilay lalàna manamafy fa tena mbola tokony hotandreman'ny olon'Andriamanitra rehetra fa tsy ny Jiosy ihany ny didy 10

9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,

Nalaina tato amin'ny catholic bible io

http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4

Ny fitandremana ny andro fahafito no anisan'ny maha didy 10 ny didy 10.....

Nosoritany mazava fa tena mbola misy ny fitandremana an'io andro io ho an'ny olon'Andriamanitra (tsy ankanavaka io)...

Valiny:
Tonga dia asehoy eto ilay verset(teny ao @ baiboly, fa tsy ny tenin'ny katolika manokana any akory) milaza fa azon'ny hafa firenena tandremana ny didy folo.
NB:
Ny lalàn'i moshè rehetra no resaka eto fa tsy ny andro fahafito irery. Fa ny andro fahafito irery angaha aminao no atao hoe didy folo/lalàn'i moshè?
45. RBNIR ( 13/04/2017 06:38)
Salama RA TAN,
Ela ela izy izany an?

Valiny:
atoa asaina tandremana ny andro fahafito dia lojika be mila tandremana avokoa ny didy 10...

Satria ny teny dia efa nipetraka fa...
« Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra. » (Jakoba 2:10)
« Fa Ilay nanao hoe: "Aza mijangajanga" no nanao hoe koa: "Aza mamono olona" (Eks. 20.13, 14). Fa raha tahìny tsy mijangajanga ianao, kanefa mamono olona ihany, dia mpandika ny lalàna ianao. » (Jakoba 2:11)

Ka lojika be io matoa nasaina tandremana ny andro fahafito dia satria tokony tandremana izany ny didy 10....

Izay no nahatonga an'i Jesosy niteny hoe .....« Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara*; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.[*Na: (Nahoana Aho no ataonao tsara? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany dia Andriamanitra.)] » (Matio 19:17)
« Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, » (Matio 19:18)

Vakio tsara fa didy ao amin'ny didy 10 daholo ireo notanisain'i Jesosy ireo.....
46. RBNIR ( 13/04/2017 06:46)
Efa io ilay verset e! Heb.4:9 io vakio ato.....(sa v ianao mety tsy mahay teny angilisy)? miala tsiny aza....

http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4

9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,

Raha izany dia jereo ny dikan-teny Diem fa ny dikan-teny Diem no mandika azy amin'ny fiteny malagasy.....

Jereo ato fa izao no voasoratra ao... http://diem-baiboly.rhcloud.com/boky/Hebreo/4

9Koa dia mbola misy fitsaharana ho an'ny vahoakan'Andriamanitra, amin'ny andro fahafito.

Vakio tsara fa tsy miteny mihitsy izy hoe Jiosy fa hoy izy hoe (vahoakan'Andriamanitra)....
47. RBNIR ( 13/04/2017 07:04)
RA TAN:

Tonga dia asehoy eto ilay verset(teny ao @ baiboly, fa tsy ny tenin'ny katolika manokana any akory) milaza fa azon'ny hafa firenena tandremana ny didy folo.

Ny tianao ahatongavana v dia hoe diso ny dikanteny katolika???

Ndry??? f'angah moa tsy tao indray no nangalan'ingahy Samuelson edward ilay anarana???? dikan-teny latina atao hoe la sainte bible selon la vulgate???

Izaho tsy mamorona fa hitako tato io an.....

http://www.rtvyahoshuah.com/lien/fampianarana1.php

Koa raha lavinao ireo dikanteny ataon'ny katolika dia tahaka ny mandà ny finoanao ianao izany....

N.B: ilay Anarana ange tsy diso e, fa tokony ekena ihany koa ireo Anarana notsohaina tamin'ny dikan-teny hafa satria samy anarana notsohaina tamin'ny fandikanteny daholo ireny fa tsy hoe ilay anao irery akory no marina.......
48. RBNIR ( 13/04/2017 07:07)
fa ny fahadisoan'ingahy samuelsona edward dia ny filazany fa hoe Anarana originel ilay izy nefa efa dikan-teny mazava B izao....
49. RA TAN ( 13/04/2017 08:36)

RBNIR:

fa ny fahadisoan'ingahy samuelsona edward dia ny filazany fa hoe Anarana originel ilay izy nefa efa dikan-teny mazava B izao....

==> RESAKA DIDY FOLO N SUJET ETO, FA ARY AMBADIKA NY RESAKA ANARANA.
Aza mainka ny hanadiso ny ambassadeur an'i Yahoshuah ianao, fa valio aloha ilay fanontaniana: AIZA AO ANATY BAIBOLY NO MISY TENY MILAZA FA NATAO HOAN'NY HAFA FIRENENA NY DIDY FOLO???
Fa ny soratra masina milaza mazava tsara fa "natao hoan'ny jiosy irery ny didy folo SAL 147:19,20 NEH 13:3 , ...
Dia apetraho mazava eto koa ny verset anoheranareo an'ireo
50. RBNIR ( 13/04/2017 09:10)

Aza gaga raha tsy hovalian'ny olona intsony ianao aoriana kely ao.....(eto vao tsapako koa ny antony tsy hamalian'i stahtam anao atsy ambadika atsy

Tsy hitanao v ireo toko sy andininy eo ambony ireo???

Heb.4:9 (manambara fa mbola tandremana ny andro fahafito....

Jak.2.10 milaza fa raha mitandriana ny andro fahafito ianao dia lojika tsy maintsy tandremana ihany koa ireo didy 9 ambiny....

Ka inona no tsy mazava aminao amin'izany sa mody fanina indray ianao ity....

P.S: samuelson edward dia inoako fa tsy ambasadaoro satria sahy mampianatra zavatra diso ho an'ireo olon'Andriamanitra.....Mbola hotsarain'Andriamanitra izy atsy aoriana kely atsy ary tena ho afa baraka tanteraka raha mbola mahasahy mitohy amin'izao zavatra ataony izao....
51. RBNIR ( 13/04/2017 09:10)
eto dia efa manomboka hita ny fahafahambarakany.....
52. RA TAN ( 13/04/2017 09:40)

RBNIR:

Aza gaga raha tsy hovalian'ny olona intsony ianao aoriana kely ao.....(eto vao tsapako koa ny antony tsy hamalian'i stahtam anao atsy ambadika atsy

Tsy hitanao v ireo toko sy andininy eo ambony ireo???

Heb.4:9 (manambara fa mbola tandremana ny andro fahafito....

Jak.2.10 milaza fa raha mitandriana ny andro fahafito ianao dia lojika tsy maintsy tandremana ihany koa ireo didy 9 ambiny....

Valiny:
Rehefa tsy mahafantatra nareo dia tsara kokoa ny tsy mamaly; fa mandinika fotsiny, toy izay hiteniteny foana dia iharan'ny fahatezeran'A/tra.

Ny ambaran'ny "HEB,4:9" dia ilay fanjakana 1000taona(fitsaharan'A/tra), fa tsy misy teny eo hoe azon'ny hafa firenena atao ny mitandrina ny didy folo. Ary ny olon'A/tra resahana eo dia izay tsy mpanota. Fa ianao aza mpanota ko. Dia tsy mba hiditra any izay tsy masina tahaka anao (1KOR,6:9 APOK,21:8).

Ilay "JAK,2:10" indray: tsy folo fotsiny ny didy ambara eo, fa ny lalàn'i Moshè rehetra(600mahery ny isany)
53. RBNIR ( 13/04/2017 09:47)

Heb.4:9 dia mazava Be fa andro fahafito no voasoratra ao RA TAN (raha tsy hoe holavinareo indray ngah ny dikanteny nataon'ireo katolika.....

Nefa hoy aho raha lavinareo ny dikan-teny katolika dia ny finoanareo mihitsy no tokony hasianareo fanontaniana satria tao no nangalan'ingahy samuelson edward ilay anarana (tao amin'ny baiboly katolika nadika tamin'ny teny latina....efa nentiko teto ny porofo....

efa nambarako fa tsy 600 izany no isan'ny didy tokony hotandremana amin'ny fanekena vaovao fa efa nampianarin'i Jesosy tsara daholo hoe izao avy (io ilay noteneniko hoe mila ianarana)

P.S: izaho no tokony hatahotra Azy sa i samuelson edward noho ity fampianarana diso be fahanany amin'ny mpanompon'Andriamanitra ity???????
54. RBNIR ( 13/04/2017 09:53)
fanampiny , na firy na firy didin'Andriamanitra tokony hotandremana dia tsy tokony hatahorana izany satria ny Fanahy Masina no hanova ilay olona hahatanteraka izany ao anatin'ilay olona vaovao......

« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezekiela 36:27)

Rehefa i kristy no velona ao anatinao na firy na firy didy eo dia tsy misy tokony hatahorana izany hoy aho.....

Raha i kristy tsy mpanota no velona ao anatin'ilay olona iray dia tsy hatahorana hotafalatsaka amin'ny fahotana mihitsy izy.....
55. RA TAN ( 13/04/2017 10:40)

RBNIR:

eto dia efa manomboka hita ny fahafahambarakany.....

==> A/tra ve no tadiavinareo halaina baraka?
Aza miditra @ izany fa tsy fanao izany. Fa enao no fay eo a!
Fotoana fanomezam-boninahitra an'A/tra izao, fa tsy fanalana baraka Azy intsony.
Efa ampy izay ny 2000taona nangalaran'ny devoly ny voninahitr'A/tra; tena efa be loatra aza, fa an'i YAHOSHUAH amin'izay izao ny sehatra. "ISAIA,48:11 ...ary ny voninahitro tsy omeko ny hafa": an'i YAHOSHUAH ny voninahitra, fa mikopily daholo ireo nisoloky ny voninahiny nandritra ny 2000taona lasa ankehitriny; ireny nisoloky Azy ireny no afabaraka ankehitriny satria nesorina ny sarontavany
56. RBNIR ( 13/04/2017 10:42)
Ny zavatra diso ampianariny no resahiko RA TAN a, diso hoy aho ny filazana fa "originel io Anarana io (dikan-teny io fa tsy originel).....Ary amin'ny maha dikanteny azy dia mitovy laharana amin'ny dikanteny grika sns ihany koa izy....
57. RBNIR ( 13/04/2017 10:44)
Andraso fa raha hitako dia entiko eto mihitsy ilay dikanteny latina nangalan'i samuelson edward an'io anarana io...dia hoporofoiko aminao fa dikanteny ihany koa io fa tsy originel intsony...
58. RA TAN ( 13/04/2017 10:57)
Hoan'i RBNIR:

Na hiteny enao hoe andro fahafito ny eo @ "HEB,4:9" dia tsy any koa ny resaka eto, fa ny verset milaza fa azon'ny hafa firenena tandremana ny didy folo no anontaniako anao.
Niteny koa ianao fa tsy 600 ny isan'ny didy nasain'ny a/trareo notandremana. Dia hoy aho hoe: DIDY FOLO/LALÀN'I MOSHÈ izay fanekena taloha eto no resahina, fa tsy fanekena vaovao. Fa ny aty @ fanekena vaovao tsy misy didy folo izany; ary YAHOSHUAH ilay FANEKENA VAOVAO. Tsy misy idiran'izany JESOSY teneninao izany ity resaka ity
59. RA TAN ( 13/04/2017 11:10)
YAHOSHUAH ilay tena zanak'A/tra dia nanamafy tsara mihintsy fa TSY MISY AZO ANESORANA NY LALÀN'I MOSHÈ NA DIA TENDROTSORATRA IRAY AZA. 600 mahery no isan'ny didy rehetra ao @ lalàn'i moshè asaina tandreman'ny mpitandrina didy folo rehetra, fa tsy hoe folo fotsiny akory. Fa tsy menatra akory ny a/tra tsy izy manohitra an'izany ka lazainy fa folo fotsiny no asaina tandremana. Sady tena tsy menatra akory ny a/tra tsy izy milaza hoe fanekena vaovao ilay didy folo na dia efa hita izao aza fa fanekena taloha iny ary natokana hoan'ny jiosy irery
60. RA TAN ( 13/04/2017 11:45)
TENA MPIRAY TSIKOMBAKOMBA RATSY @ FARISEO NY MPITANDRINA DIDY FOLO: "ASA,15:5 fa ny mino sasany izay isan'ny antokon'ny Fariseo kosa nitsangana ka nanao hoe: tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn'i Moshè"
==> "MAT,23:15 Lozanareo Mpanoradalàna sy Fariseo mpiatsaravelatsihy, fa mitety ny ranomasina sy ny tany maina ianareo mba hahazoanareo na dia iray ihany aza ho Proselyta*(hafa firenena mitandrina D10); ary rehefa azonareo izy dia ataonareo zanaky ny helo indroa noho ianareo aza"
ZANAKY NY HELO INDROA LAVITRA NY HAFA FIRENENA MITANDRINA DIDY FOLO.

"ASA,15:10 Koa nahoana ianareo no maka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fametrahanareo zioga amin'ny vozon'ny mpianatra izay tsy zakan'ny razantsika na isika ho entina?
MPAKA FANAHY AN'ANDRIAMANITRA IZAY MAMPITANDRINA D10 NY HAFA FIRENENA HOY I PETERA.

Tongava saina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1752