fitsapana fahalalana finoana fivavahana

21. RBNIR ( 24/03/2017 08:18)
rhaj0:

Izaho dia Atheist (hiringiriny)..

Izao ary ilay izy rhajo:

Fantatrao v fa ny galaxie lactée ilay misy antsika ity dia 1 ao anatin'ny maro???

Efa mba nosaininao v hoe raha misy vie eto amin'ity galaxie ity, moa tsy possible hisy vie koa v any amin'ireo galaxie marobe hafa ireo???

Efa voadinikao v hoe raha eto an-tany dia misy karazana intelligence maromaro??? ary ny olona no manana ny intelligence ambony indrindra dia manaraka ny rajako sns???? koa raha eto aza misy karazana intelligence maromaro, maika v fa any ambadika any tsy mba possible hisy intelligence maro koa???? ary ireny intelligence ireny mety efa mihoatra lavitra ny anananan'ny olombelona aza???? (ohatra : voyage dans l'espace sns......)

Dia izao ary , inona no antony nahatongavan'i JEsosy????

http://forum.serasera.org/forum/message/m57d6a25c709ca/m57ede0f61904a

Vakio ato.....

Jesosy dia famantarana ny amin'ny fisian'Andriamanitra.....ILAY MANANA NY INTELLIGENCE AMBONY INDRINDRA ETO AMIN'ITY UNIVERS ITY......

Noporofoin'i JEsosy tamin'ny :

1- Ilay fampianarana izay nolazainy fa tsy Azy fa an'Ilay naniraka Azy....
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jaona 7:16)


Izay rehetra nihaino izany fampianarana izany dia "NIAIKY" (TALANJONA NY OLONA IZAY NIHAINO ILAY FAMPIANARANA HOY NY BAIBOLY.....) « Ary nony efa vitan'i Jesosy izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany, » (Matio 7:28)


2 Noporofoiny tamin'ireo fahagagana maro samihafa fa "tena misy hery ambony lavitra noho ny misy eto an-tany tamin'izany fotoana izany (ary koa mandraka androany) ....IRENY REHETRA IRENY DIA NAPIAIKY NY OLONA IHANY KOA....« Ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Lehilahy manao ahoana re Io, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza dia manaiky Azy! » (Mat.8:27)


3 Ary farany izay lehibe indrindra dia noporofoiny fa tena misy marina tokoa ny fitsanganan'ny maty izay antony tokana mampijoro ny finoana kristianina...

« Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin'ny maty, ahoana no ilazan'ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan'ny maty? » (1 Korintiana 15:12)
« Fa raha tsy misy fitsanganan'ny maty, na dia Kristy aza dia tsy natsangana; » (1 Korintiana 15:13)
« ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo. » (1 Korintiana 15:14)
« Ary dia hita ho vavolombelona mandainga ny amin'Andriamanitra izahay, satria efa nilaza fa Andriamanitra no nanangana an'i Kristy; nefa raha tsy hatsangana ny maty, dia tsy mba natsangany Izy. » (1 Korintiana 15:15)
« Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana; » (1 Korintiana 15:16)
« ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin'ny fahotanareo ihany ianareo; » (1 Korintiana 15:17)
« dia very koa izay efa nodimandry ao amin'i Kristy. » (1 Korintiana 15:18)


Ary hatramin'izao dia mbola mifidy olona i Kristy Jesosy entiny manaporofo fa tena nitsangana tamin'ny maty marina tokoa IZY ary mbola velona soamatsara any marina tokoa IZY...

http://forum.serasera.org/forum/message/m547a02dae5dfe




Ka mba ampiasao ihany ny fisainana ry zalahy a!!!

Jesosy tonga tety hampahafantatra fa MISY ANDRIAMANITRA MAHERY any amin'ny tontolo tsy takatry ny masontsika any fa dia anjarantsika sisa e
22. endriny ( 24/03/2017 12:54)
RBNIR:
Efa ela ihany izay teto amin'ity serasera finoana ity, fa mbola tsy nisy nitondra porofo fa misy a/tra
23. rhaj0 ( 24/03/2017 13:43)
Marina tokoany ry Endriny. Samy milaza fa "nahita" na "nahare" an'Andrmntra hono zareo, na hoe nisy "asan'Atra" hitany na reny. Samy milaza fa "vavolombelona" koa hono feno eraky ny Baiboly.

Nefa rahefa hanontaniana hoe, toatoa ny ahoana azany hoe izany Andmntra izany? Dia mihepoka daholo.

Ka dia averina izany ny fanontaniana eee.. "hitsapana ny fahalalanao an'Andmntra" :

Toatoa ny ahoana izany Andrmntra izany?
na bikaNY io na tarehiNY, na feoNY ...

24. RBNIR ( 24/03/2017 17:34)
25. rhaj0 ( 26/03/2017 21:21)
Toatoa ny ahoana izany Andrmntra izany? toa
na bikaNY io na tarehiNY, na feoNY ...


Ka mamaly ny fanontaniana ve i RbNIR manondro an'i Menafify, sa mba hotrhotr'izany fotsiny?
Dia "toa iza" @-drizalahy ireo izany ilay Andmtnra "sahala @ endriny"??

Izaho izao maka an'ilay tary mipataloha mena (fa tsy ilay pataloha volontany). Ny "fahalalako" ny resak'i RBNIR, dia toatoa io izany i Admtnra :-)
26. RBNIR ( 27/03/2017 04:58)
rhaj0:

Izaho izao maka an'ilay tary mipataloha mena (fa tsy ilay pataloha volontany). Ny "fahalalako" ny resak'i RBNIR, dia toatoa io izany i Admtnra :-)

:-)
27. RBNIR ( 27/03/2017 07:00)
Raha mihaino tsara ilay video ery ambony ianao dia hofantatrao tsara hoe otran'iza ilay Andriamanitra niseho taminy tao (tahaka ilay niseho tamin'i paoly apostoly fahiny)....
28. RKjeanclaude ( 27/03/2017 08:03)
Tsy ny olon-drehetra anie no afaka mahita azy ankehitriny e. Izay mino azy ihany. Ny derivé-/image no nomeny hoe "olona araka ny endritsika" ho hitan'ny olon-drehetra.
29. rhaj0 ( 27/03/2017 11:12)
RKjeanclaude:
Tsy ny olon-drehetra anie no afaka mahita azy ankehitriny e. Izay mino azy ihany.

- Fa IZY ve no "mampahita" ny tenany, sa
- ny imagination-nao no lasa lavitra dia mahita ny tsy hitan'ny olona ee...


Fa raha "mahita" AZY azany i RKjeanclaude, dia mba zarao etoana hoe:
Toatoa ny ahoana izao Andrmntra hitanao ao izao eee.. na ny bikaNY sy endriNY, na ny tarehiNY sy feoNY
30. RBNIR ( 11/05/2017 08:03)
aleo mba hotohizana kely ity rhajo!!!

saingy ataontsika ivelan'ny finoana indray ilay fitsapana...

Somary sarotsarotra kely fa raha tafavoaka dia ao anatin'ny 3% ianao....

https://www.apost.com/fr/blog/97-frs-adultes-echouent-a-ce-test-elementaire-pouvez-vous-reussir/776/?utm_source=776&utm_campaign=post&utm_medium=ntenfb


Vous êtes dans les 3%
Vousgetty
BRAVO ! Vous avez une capacité à mémoriser les informations incroyables ! Ou alors vous avez eu de la chance !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3736