Toatoa io izany ny hoe zamerikan'i Trump. (Make America White Again)
Aseseo anie, dia isao hoe misy firy ny rahalahy (mainty) eo @ sary. Na koa azany hoe, misy firy ny vehivavy.
Dia tena kivy tanteraka aho t@ herintaona rahefa nahita ilay "black woman for Trump". Maka 19 @ Trump nefa izao ho amen'i Trump 2/20 satria
- vehivavy
- ary vehivavy efa mihoatra ny 35 taona
- ary mainty
- sady matavy
Iilay gasy kely maka Trump koa dia tena mba voalemy saina: iza ilay tary nilatsaka ho prez fa tsy navela, ilay mi-bizina any Dubai iny.. jejojejo pro-Trump... ntss... mba fantany ve???