Be fitiavana Atra dia navelany ny Devoly hiriaria mandrakizay fa ny olona nasainy mandala kely fotsiny dia nataony dangy.
Fa raha tsy izany kosa mety ho giravy ihany ka: Ilay mopera mpitretrena be tao Faravohitra iny izany mety tao foana. Angamba mety ho leo ihany ny mpivavaka dia mifandra malaky midina eny Antaninananandrano.