pOta kely ho'a ny gasy kely eee...

21. stahtam ( 09/08/2016 11:22)

[quote=rhaj0]
ameo reference hoe ireo chiffres amenao ireo.. raha tsisy reference, dia toa tombatomban'orona-petaka toa resa-Torah/Baiboly fotsiny ilay izy, ka tena tsy hita sy tsy hay izay andraisana azy.. asa... miaraka @ vera angambany :-)
[quote=stahtam]
Raha nahavita nandrefy ny halavan'ny olona isam-pirenena ireo scientistes-nao ireo dia hainy izany resaka izany, satria izy no tokony hanome izany, fa fanaporofoana ny maha-diso ilay zavatra ataony no nandraisako ireo ohatra ireo (ohatra no nosoratako fa tsy voavakinao tsara angamba). Raha ho aty gasikara izy ohatra dia tokony ho fantany hoe raha ny gène malagasy dia tokony ho A mètres ny halavany rehefa 06 mois, B mètres rehefa 15 ans, C mètres rehefa 18 ans ary D mètres rehefa adulte; dia iny elenelam-pitomboana iny no tokony hojereny ny fifandraisany @ sakafo hanin'ny Malagasy fa tsy ny halavany (longueur absolue). Ireo zaza roa nasehonao ireo ary nolazainao fa mitovy taona (samy X ans ohatra) nefa misy elanelana ny halavany dia % n'izay elanelana izay /taonany no tokony hampitahaina. Raha halava (absolue) mantsy no horesahiny dia ho supérieur à 1m80 foana ohatra ny allemand iray na dia tsy ampy sakafo aza ka tsy haiko raha takatrao ihany izany. Ny tokony hitadiavana référence aza izao (raha samy hitady ihany) dia hoe: référence avy aiza no ahafahana milaza fa rehefa rebareba dia tsy tokony hanaovana intsony ankehitriny fa rehefa lobaka na short dia basy?
22. rhaj0 ( 09/08/2016 12:23)
Aiza ny reference-nao ry Stahtam aaa.. asio rohy kely ireo resakao ireo, fa hotsahotsan'ny...

ngo dia heverinao fa "mitantara angano" any @ garabola azany ianao eto io, ka manesika manesika tsisy reference fa manery ny mpihaino no minou fotsy izay lazainao.

Ianao no mety sesefana atsanga tsy aman'orana tsy amana-reference any, fa ny olona ho'a tsy toa anao daholo eee...
23. stahtam ( 09/08/2016 12:52)

[quote=rhaj0]
Aiza ny reference-nao ry Stahtam aaa.. asio rohy kely ireo resakao ireo, fa hotsahotsan'ny...

ngo dia heverinao fa "mitantara angano" any @ garabola azany ianao eto io, ka manesika manesika tsisy reference fa manery ny mpihaino no minou fotsy izay lazainao.

Ianao no mety sesefana atsanga tsy aman'orana tsy amana-reference any, fa ny olona ho'a tsy toa anao daholo eee...
[quote=stahtam]
- Référence pratique: Raha mahita olona 1m60 ve ianao ka 60 taona iny olona iny dia tonga dia afaka miteny hoe tsy ampy sakafo izy matoa pôta kely toa izany?
- Fa aleo avadika mathématique kely ilay fanazavana fa tsy mi-click mihitsy ianareo e!
Référence scientifique mihitsy ilay omeko fa iniana tsy takarina sa tena tsy takatrao e? Ho an'ny mpijery ny QI dia apetrany ny référence hoe: ny zaza 1 taona dia tokony hahalala voambolana 3 (ohatra io), ny zaza 5 taona dia tokony hahalala voambolana 100 (ohatra koa io) ary ny zaza 8 taona dia dia tokony hahafantatra voambolana 10 000 (ohatra koa io); dia arakaraka io référence io no ilazany hoe ambany na ambony (par rapport @ ireo références ireo) ny QI-n'ny olona iray. Ka sao ilay hoe ohatra no noraisiko (fa tsy chiffres exactes) no ilazanao fa tsy manana référence aho? Ny chiffres exactes angamba no tsy fantatro fa raha manakatra ianao dia tokony ho tsapanao ihany ny tiako holazaina fa tsy mifanalavitra @ io ohatra io.
Dia toy izany koa: pour un peuple donné, soit Longueur moyenne type (en fonction du gène)= L ; longueur réelle moyenne (hita avy @ ilay 1500 data)= l ; dia ny résultat: [(L-l)/L] x 100 pour chaque peuple no ampitahaina sy ampifandraisina @ taux de nutrition fa tsy ny L. Ka asa re raha azonao ilay izy fa toa dia nasosan'ny Torah/baiboly tany ho any no fijeriko ity firesakao ity?
24. rhaj0 ( 09/08/2016 13:32)
o boy.. literatiora no anontaniako @ ilay hoe references eee...

Fa atao azany hoe mitombona daholo ireo tombatombanao ireo. Dia inona tsara moa izany no tianao ahatongavana? Hoe ilay "fikarohana large be", hoz'ianao izay, nataon'ny olona io ambony io, dia :
- "diso" ve, sa misavoana...
- sa hoe "childish", an-jaza toa ny Finoana, hozy i Einstein izay,
- sa hoe, "useless", tsisy ilavana azy toa ny Fivavahana, hozy i Mandela izany
- sa ...
- sa inona tsara???...

Dia ny kihaninao ve ny method-n'ireto mpikaroka eraky ny vazan-tany, niara-nikaon-doha tao, sa ny rezonema-ny sa ... inona ee... tsy azoko mihintsy hoe, inona no tianao ahatongavana.


Dia hono ho'a.. rahefa mamaky torah amam-baiboly ao ianao, ka misy petra-kevitra midoboka avy any, tsisy pour quoi sy pourquoi sy comment ho'a, dia mba ampiasainao io sainao tia karokaroka sy manakinakina io koa ve ny torah amam-baiboly??? Dia mba takatrao koa, fa itsy resa-Torah amam-Baiboly anie ka (mety)..
- "diso" ve, sa misavoana..
- sy koa hoe "childish", an-jaza toa ny Finoana, hozy i Einstein izay,
- sy koa hoe, "useless", tsisy ilavana azy toa ny Fivavahana, hozy i Mandela izany
- ...
25. stahtam ( 09/08/2016 14:35)

[quote=rhaj0]
1°) o boy.. literatiora no anontaniako @ ilay hoe references eee...

2°) Fa atao azany hoe mitombona daholo ireo tombatombanao ireo. Dia inona tsara moa izany no tianao ahatongavana? ...nataon'ny olona io ambony io... Dia ny kihaninao ve ny method-n'ireto mpikaroka eraky ny vazan-tany, niara-nikaon-doha tao, sa ny rezonema-ny sa ... inona ee... tsy azoko mihintsy hoe, inona no tianao ahatongavana.
3°) Dia hono ho'a.. rahefa mamaky torah amam-baiboly ao ianao, ka misy petra-kevitra midoboka avy any, tsisy pour quoi sy pourquoi sy comment ho'a, dia mba ampiasainao io sainao tia karokaroka sy manakinakina io koa ve ny torah amam-baiboly??? Dia mba takatrao koa, fa itsy resa-Torah amam-Baiboly anie ka (mety)..
- "diso" ve, sa misavoana..
- sy koa hoe "childish", an-jaza toa ny Finoana, hozy i Einstein izay,
- sy koa hoe, "useless", tsisy ilavana azy toa ny Fivavahana, hozy i Mandela izany
- ...
[quote=stahtam]
Mipoitra mazava tsara eto ny vokatry ny tsy fitovian'ilay référence ampiasain'ny scientistes sy ny an'ny finoana.
1°) ka sao heverinao fa tsy mahay mampiasa ny sciences angamba ny olon'ny finoana ka izay no tsy nanomezako référence littéraire araka ny nozahavinao.
2°) Ilay petra-kevitra tiany hahatongavana sy halentika ao an-tsain'ny olona mihitsy no asehoko fa tsy mandeha @ tokony ho izy. Mahita zavatra vaovao ny science -ekena io. Fa en parallèle @ izay dia tiany hoporofoina koa fa ry zareo ihany no tokony hiankohofan'ny manana aina rehetra fa ny hafa sous hommes araka ny filazan'i Hitler azy izay (olon'ny l'an zéro araka ny hevitra 2016) ka izay lazainy dia tsy maintsy marina ary tsy maintsy tokony harahina. rehefa diso anefa na nidofotra ilay zavatra nohindrahindrainy dia atao very an-javona sy odiana fanina fa izay victimes t@ fanarahana iny zavatra iny dia matimaty foana tahaka ny valala samborim-boka. Efa nasehoko teto ny vokatry ny nivaquine, ny pesticides chimiques sns...
Taty madagasikara dia vehivavy malagasy no nahita ny "boucles de Mandikanamana ao Mandraka" (Chemin de fer) fa novonoin'ny "civilisés" avy eo. ka nahoana no hoe izay lazain'ireo sy ataony dia tsy maintsy marina?
3°) Rehefa référence hafa noho ny ijereko ny baiboly no ijerenao azy dia normal ireo petra-kevitrao ireo. Fa faminaniana iray sy fanontaniana miendrika défi iray no omeko anao dia avelako ho anjaranao ny mamantatra hoe: nampiasa ilay toe-tsaina manakianakiana ve aho raha namaky baiboly sa tsia:
FAMINANIANA: Rehefa noroahin'i Abrahama i Hagara vadiny sy Ismaël zanany (raiben'ny Arabo) dia nahazo faminaniana hoe: I Ismaël dia a) ho tahaka ny âne SAUVAGE (boriky dia), izany hoe tsy ho azo folahina (domestiquer-na). b) Hamely olona izy (iza no sahy manohitra ny Occidentaux @ fanaovana kamikaze ankehitriny?). c) Sady hasian'olona (lutte contre le "terrorisme" hono hoy ry scientistes). d) Hitoetra manandrify (mifanakaiky) @ rahalahiny (taranak'i Isaka=israeliana) izy.
FANONTANIANA: Dia iza no olona sahy milaza eto ambonin'ny tany fa hahavita manohitra sy hanaporofo io faminaniana io fa diso sy childish sy useless, ka hampisy fandriampahalemana maneran-tany @ adin'ny Israeliana sy ny Arabo?
26. rhaj0 ( 09/08/2016 23:53)
stahtam:
1°) ka sao heverinao fa tsy mahay mampiasa ny sciences angamba ny olon'ny finoana

ohatra hoe, ny alahady, dia hoe, "hiraraka ny kintana". Fa ny alatsinainy, dia red giant sy white dwarf no alalinina? Na hoe, ny alahady, dia 600 taona i Noah, fa ny alatsinainy, dia 68 ny esperansa de vie (izay nihatsara foana satria niha-nandroso ny fitsaboana)

stahtam:
tiany [siansa] hoporofoina koa fa ry zareo ihany no tokony hiankohofan'ny manana aina rehetra

Asa raha azonao ny hoe "in progress"... Ary izany "miankohoka" izany koa dia fomban'ny "mpino" sy ny "mpampino". Ny Siansa ataok'ty tsy hoe "mampieritreritra".

Izay ilay fisainan'ny "olon'ny finoana" rahefa mba manao "siansa" hono.. Ny fomba adalany miankohokohoka @ izao abobo izao dia ampihariny @ (olon'ny) Siansa koa... mampahonena eee... ataony fa hotr'azy daholo ny olona.

stahtam:
I Ismaël dia a) ho tahaka ny âne SAUVAGE (boriky dia)

Dia Ismael izany no borikilahy, dia ny zafin-kitrokeliny koa borikilahy? fa izany ny faminaniana hono??

Ary ianao io moa mba inona ry Stahtam, raha ny razanao avy any Azia Atsimo Atsinana naninona naninona, hozy ny faminaniana ao?? Sa TSY takatry ny mpaminany akoriny ny maminavina ny fisianao Stahtam sy ny Razanao ??
27. stahtam ( 10/08/2016 06:28)

rhaj0:

[quote=stahtam]1°) ka sao heverinao fa tsy mahay mampiasa ny sciences angamba ny olon'ny finoana

ohatra hoe, ny alahady, dia hoe, "hiraraka ny kintana". Fa ny alatsinainy, dia red giant sy white dwarf no alalinina? Na hoe, ny alahady, dia 600 taona i Noah, fa ny alatsinainy, dia 68 ny esperansa de vie (izay nihatsara foana satria niha-nandroso ny fitsaboana)

stahtam:
tiany [siansa] hoporofoina koa fa ry zareo ihany no tokony hiankohofan'ny manana aina rehetra

Asa raha azonao ny hoe "in progress"... Ary izany "miankohoka" izany koa dia fomban'ny "mpino" sy ny "mpampino". Ny Siansa ataok'ty tsy hoe "mampieritreritra".

Izay ilay fisainan'ny "olon'ny finoana" rahefa mba manao "siansa" hono.. Ny fomba adalany miankohokohoka @ izao abobo izao dia ampihariny @ (olon'ny) Siansa koa... mampahonena eee... ataony fa hotr'azy daholo ny olona.

stahtam:
I Ismaël dia a) ho tahaka ny âne SAUVAGE (boriky dia)

Dia Ismael izany no borikilahy, dia ny zafin-kitrokeliny koa borikilahy? fa izany ny faminaniana hono??

Ary ianao io moa mba inona ry Stahtam, raha ny razanao avy any Azia Atsimo Atsinana naninona naninona, hozy ny faminaniana ao?? Sa TSY takatry ny mpaminany akoriny ny maminavina ny fisianao Stahtam sy ny Razanao ??
[quote=stahtam]
Ilay kintana sy alahady resahinao aloha tsy mikasika ahy ka tsy hasiako resaka.
Ny taonan'ny olona dia misy indications maro milaza sy manazava izany ao anaty baiboly (Adam, Noa, taorian'i Noa, Môshe...izany hoe: de 600 à 70) saingy tsy domaine-nao ilay izy dia tsy maintsy ho araka ny fijerinao (scientiste) no amakianao azy sy anaovanao interprétation azy.
Ilay voambolana hoe "hiankohofana" dia ohatra roa ihany no omeko anao: Nahoana no terena hampihatra ny démocratie sy ny liberté d'expression ny firenena malagasy sy ny hafa (Zimbabwe, Birmanie, Chine...)? nahoana no tsy avela hiteny intsony ireo olona nahita ny fanafodin'ny cancer na sida?
Farany, nahoana no tsy novalianao ilay hoe : mahavita manohitra io faminaniana (ridicule,useless,childish) io ve ny scientists ka handry fahalemana ny ao Moyen-Orient (ilay mpanaraka ny fisainan'ny l'an zéro)?
Avadikao @ resa-jaza mantsy ilay izy, asa te-hiala bolila angamba.
28. rhaj0 ( 10/08/2016 12:07)

stahtam:
Nahoana no terena hampihatra ny démocratie sy ny liberté d'expression

Fa inona k'lou ny resaka, siansa sa politika ry Stahtam aa ?? Afaka resahina @ loha-hevitra hafa tokoany aloha ny demokrasia sy ny Fivavahana/Finoana.

Raha ny Siansa aloha, dia raha ny fahitako azy, dia tena @ ireo soatoavina ireo. Ny U izao dia tena arovana toa ny anak'andriamaso ny fahalalahana (an'ny siantifika).

Ny Katolika (na i Hery) indray izao dia efa mipetraka mazava fa TSY demokrasia ny Leglizy.

ka toatoa ny ahoana ny anareo ao ry Stahtam?

stahtam:
Farany, nahoana no tsy novalianao ilay hoe : mahavita manohitra io faminaniana (ridicule,useless,childish) io ve ny scientists ka handry fahalemana ny ao Moyen-Orient (ilay mpanaraka ny fisainan'ny l'an zéro)?

Ireo zafi-kitrokelin'i Ismael k'lou ho'a dia maromaro ihany izay no niara-nianatra/niasa/niaina tamiko: iraniana, irakiana, pakistanais, sri-lankais, sy alzeriana ary ejipsiana sy maliana ary toniziana. Ilay namako Jiosy dia Jiosy marokana, ary niray birao tamina namana palestiniana tao zahay.

Ka inona no demonstration "scientifique" tadiavinao ry Stahtam???

Mivoaha ho'a @ io box-kelin'ny fi(s)ainanao io, dia mba vinavinao, alefaso ilay imagination, hoe, ahoana ny fiainanay miaraka aty
- ry moslimo zafikitrokelin'i Ismael,
- sy izaho ilay gasikely zafikitrokelin'ny Banjar,
- ary izay bilaondy mangamaso, zafi-kitrokelin'i Madame Eve
29. rhaj0 ( 12/08/2016 01:12)
.. ary ampieritreretana anao kely ry Stahtam, dia

- ilay tary iray izay, izay avy any SriLanka, izay feno moslimo, kay ilery kristiana, ary mirehareha fa kristiana (fa tsisy nanajedaka k'lou koa izy tao eee)

- ilay tary Jiosy maraokana indray, dia ny rainy dia nanambady frantsay TSY Jiosy, ary dia tapaka teo hono ny maha-"tena izy" azy, theoriquement. Fa izy koa moa efa tsy any intsony koa, ka dia tsy quoi hono izany. Fanefa toa nitady vady Jiosy ihany ilery avy eo.

- izaho ilay gasikely indray moa, mitondra ny ADN-n'ny Banjar avy any Azia SudEst, dia vita batisa kristiana (tsy @ sitrapony) ary atheista @ fo sy saina madio.

- ary ilay tary bilaondy mangamaso taranak'i Madame Eva indray... dia atheista koa.
30. stahtam ( 12/08/2016 05:42)

[quote=rhaj0]
.. ary ampieritreretana anao kely ry Stahtam, dia

- ilay tary iray izay, izay avy any SriLanka, izay feno moslimo, kay ilery kristiana, ary mirehareha fa kristiana (fa tsisy nanajedaka k'lou koa izy tao eee)

- ilay tary Jiosy maraokana indray, dia ny rainy dia nanambady frantsay TSY Jiosy, ary dia tapaka teo hono ny maha-"tena izy" azy, theoriquement. Fa izy koa moa efa tsy any intsony koa, ka dia tsy quoi hono izany. Fanefa toa nitady vady Jiosy ihany ilery avy eo.

- izaho ilay gasikely indray moa, mitondra ny ADN-n'ny Banjar avy any Azia SudEst, dia vita batisa kristiana (tsy @ sitrapony) ary atheista @ fo sy saina madio.

- ary ilay tary bilaondy mangamaso taranak'i Madame Eva indray... dia atheista koa.
[quote=stahtam]
Asa raha mba efa takatrao ihany fa rehefa samy hafa toa izao ny référence iaingan'ny tsirairay dia tsy maintsy ho lasa resaky ny moana sy marenina no hiafaran'izy ity.
Hoy mantsy ianao hoe mba ampiasainao ve io sainao io rehefa misy faminaniana miainga ao @ torah ao? Dia nasehoko taminao hoe: nisy faminaniana niseho momba an'i Ismael tao dia noporofoiko (t@ fomba indirecte angamba) hoe tsy misy mahaporofo hoe diso ilay izy, noho izany dia marina, ka asa raha azonao @ izay ilay hoe mampiasa saina rehefa misy petra-kevitra mipoitra na aty @ finoana aza. Ny fanaporofoana hoe diso ilay faminaniana no nandrasako taminao nefa lasa mivily indray ilay resaka (interprétation). Resaka ankapobeny no resahina (zava-misy eto @ fiainan'izao tontolo izao) fa tsy particularités tahaka ireo ohatra nomenao ireo. Ohatra: 1994,1995: nisy adim-poko sy fifamonoana tany Rwanda, izay ilay zava-misy (ankapobeny), fa tsy hoe misy Tutsis sy Hutus nifanambady tany dia hilaza ianao hoe tsy marina izany. Problème mondial ny adin'ny Arabo sy ny Israeliana ary tsy mbola mivaha hatr@ izao ny ao Moyen-Orient (sy maneran-tany mihitsy aza) noho io faminaniana io ka tsy dia hitako loatra izay idiran'ny cas particulier resahinao hoe tsy mifamono ny aty aminay, sns... Misy ange Arabo sy Israeliana mifanambady e! Mety misy manangana fikambanana mikatsaka fandriampahalemana koa aza fa ny zava-misy (cas général) dia izao iaraha-mahita izao.
"Fa inona k'lou ny resaka, siansa sa politika ry Stahtam aa ?? Afaka resahina @ loha-hevitra hafa tokoany aloha ny demokrasia sy ny Fivavahana/Finoana. Raha ny Siansa aloha, dia raha ny fahitako azy, dia tena @ ireo soatoavina ireo. Ny U izao dia tena arovana toa ny anak'andriamaso ny fahalalahana (an'ny siantifika)."
Valiny: Tsy mandeha irery izany ny resaka science raha ny zava-misy aloha no jerena fa misy ambadika (savoir, pouvoir, avoir) foana miaraka aminy. Ianao izao ohatra milaza hoe efa misy ny vokatry ny science (google...) dia manitatra hatrany @ filazana fa fisain'ny l'an 0 ny akanjo rebareba; ka inona no ifandraisan'izany? siansa sa politika? Inona no ifandraisan'ny siansa sy ny fiarovana ny fahalalahana? politika izany sa siansa?
Tsotra no lazaiko, aoka hekena fa rehefa références samy manana ny azy no enti-miresaka dia tsy maintsy izao no vokany: Ny Arabo miteny hoe izahay no efa ela nitoetra teto ka anay ny tany; ny Israeliana miteny hoe ny baiboly no cadatre-n'ny taninay ka anay ity: dia iza no scientistes hahay mamaha izany olana izany?
31. radoratsimba ( 12/08/2016 09:00)
187 cm
32. rhaj0 ( 12/08/2016 12:37)

stahtam:
nisy faminaniana niseho momba an'i Ismael ... Resaka ankapobeny no resahina ... Problème mondial ny adin'ny Arabo sy ny Israeliana

Tsara rahefa tonga saina ianao ry Stahtam, fa ny olana dia ny "Arabo sy Israeliana" fa TSY ny "Moslimo sy ny Jiosy".

Ny fahitako azy, ary hitako fa io takatrao io koa, dia ny OLANA dia ny TANY.

Ary io takatrao tsara io koa, fa ny Israeliana dia mampiasa ny Finoany/Fivavahany hanamarinany ny maha-tompo-tany azy. Hainao tsara koa fa ny Jiosy dia hatrany Etiopia, Maroc ka hatrany Rosia. Ireny Jiosy ireny dia efa mikalamina any @ TANY misy azy aby any. Fa ny Israeliana moa, manamora ny immigration, ka dia mitady tany malemy hanorenam-pangady ny Jiosy sasany, dia mi-IMMIGRER, sahala amiko mi-immigrer aty Kanada ihany io, nefa dia mody asiana hoe.. "miverina @ taniny ny Jiosy eee"

Dia takatrao tsara koa, fa ny Moslimo dia efa hatrany Indonezia (any akoriny aza no be Moslimo).. ary TSISY idiran-drizareo ny adi-tany any Moyen-Orient.. Fa ny Arabo sasany no mampidipiditra ny finoana, dia misaritsarika ny sasany hanohana ny adiny.

Io sahala @ ireo sekta be dia be any amintsika eee... ohatra ilay tary milaza-tena ho Hebreo io izao, asa inona no nampidirina tao an-dohany. HIverina any Hebreo hono ny gasy tonga saina sa inona kabariny ao ????

Ka eritrereto tsara ee...aiza ho aiza @ ireo ilay "faminaniana"?

Ny fahitako azy koa, dia ireo "minomino foana" ny faminaniana ao io, averiko ary tsipihiko kely akoriny azany, ireo "adala minomino foana izay faminaniana any", no mampifandray (mandray tsy raisina) an'izay situation ao.

Asa ianao raha mahita ireo fandaharana @ TV sy boky be dia be, izay miresaka ny faminanian'i NOstradamus. Ka i Nostradamus hotry ny nanoratra toa ny poeme ary an-kisarisary be dia be. Dia avy daholo izao adala sy hendry izao, dia milaza fa, izao poeme izao hono dia ny WW1 eee.. izato poeme izato kosa hono dia 9/11 eee... Dia aholakolana ao ny poeme-n'ilay NOstradamus, dia midingidingina be mihintsy ireo expert @ izany hono, sady mahazo vola ihany, satria betsaka koa no "adala minomino foana izay faminaniana any", dia mitelina sy miboloky izay abobony ao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4037