Ka raha namaky azany ianao ry Miharena, dia fintino kely eto hoe, inona ny resaka ao @ Baiboly milaza na manazava ny @ "ao ambony ao", dia ny systeme planeta/kintana/galaxie... h@ supernovae sy ny red giant, na ny white dwarf sy ny neutron star ary ny black hole ohatra?..
Dia lazaiko anao mialoha, fa TSISY ao ireo, satria ny Baiboly dia imagination-n'izay olona t@ fotoan'androny taloha tany fotsiny, ary TSISY takatry ny hoza-dohany ny @ ireo, fa ny azy dia izao fotsiny: "ao ambony ao" dia misy "kintana mamiratra" izay mety "hiraraka" (i Jesosy en personne no "mino" an'izany).
Eritrereto tsara ho'a ny fahalalana (niveau de connaissance) nananan'ireo olona t@ izany fotoan'androny izany. Na t@ l'an-zero azany, TSY fantany akory fa boribory anie ny Tany, na koa azany, TSY fantany akory fa misy olona anie atsy Aostralia sy Amazonia. Fa ny fara-vodilanitra aminy dia ny ranomasimbe atlantika.
Io sahala @ Andrianampoinimerina ihany e... ny valam-parihiny hono ranomasina :-)